auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-03-14 06:31:55 -04:00 committed by root
parent 3a5028b2f2
commit 11043aa117
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ireo fiangonan'Asia da magnano veloma anareo. Akila sy Prisila da magnano veloma anareo ao amin'ny Tommpo, miaraky ame fiangonagny izay ao ame fipetrahan-dreo. Gne rahalahiny aby magnano veloma anareo. magnamboara veloma ame oroka masina.
\v 19 \v 20 Ireo fiangonan'Asia da magnano veloma anareo. Akila sy Prisila da magnano veloma anareo ao amin'ny Tommpo, miaraky ame fiangonagny izay ao ame fipetrahan-dreo. Gne rahalahiny aby magnano veloma anareo. magnamboara veloma ame oroka masina.

View File

@ -1 +1 @@
Iaho, Paoly, manoratry ity ame tagnako. Raha misy tsy tia gne Tompo, enga anie mba ho voaozagnyizy. Ho avy, gne Tompontsika! Ho aminareo anie gne fahasoavan'ny Jesosy Tompo. Ho aminareo aby gne fitiavako ao amein'i Jesosy Kristy. [Fagnamarinagny: Gne dikan-teny taloha da magnampy hoe "Amena."
Iaho, Paoly, manoratry ity ame tagnako. Raha misy tsy tia gne Tompo, enga anie mba ho voaozagnyizy. Ho avy, gne Tompontsika! Ho aminareo anie gne fahasoavan'ny Jesosy Tompo. Ho aminareo aby gne fitiavako ao amein'i Jesosy Kristy. [Fagnamarinagny: Gne dikan-teny taloha da magnampy hoe "Amena." Fa gne vaovao maro hafa, ao agnatin'izany gne ULB sy gne UDB, da mangalaky anizany.]