tkg_1co_text_reg/02/03.txt

1 line
350 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-10 09:59:09 +00:00
\v 3 \v 4 \v 5 Ary niaraky taminareo iaho teo amin'ny fahalemegny, sy teo ame tahotry, ary teo ame fangitakitagny zakabe. Ary gne hafatro sy gne fagnambarako da tsy tame zaka fandresen-dahatry gne fahendregny.Fa kosa, ireo da tame fanehoan'ny Fanahy sy hery, mba tsy ho ao ame fahendren'ny gnolombelogny gne finonareo, fa ao ame herin'Andriamanitra.