tkg_1co_text_reg/02/06.txt

1 line
337 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-10 09:59:09 +00:00
Ankehitriny da miresaky fahendregny amireo matotry isika, fa tsy gne fahendren'izao tontolo izao, na ireo mpanapak'izao vaninandro izao, izay mandalo ihany. Fa kosa, milaza gne fahendren'Andriamanitra ame fahamarinagny miafina isika, ilay fahendregny mifiny izay notendren'Andriamanitra mialoha ireo vaninandro rehetra ho voninahintsika.