Wed Jan 22 2020 12:43:26 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-22 12:43:28 -05:00
parent 12913eb5a4
commit 9ca08ce9be
9 changed files with 9 additions and 40 deletions

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 10 Tsy zay avao, fa eo koa Rebeka hana gnanaky amign'ny lelahy raiky kahia, Isaka Babantsika.\v 11 Mbo tsy teraky aby zaza reo sady mbo tsy nanao raha soa na raty, mba ho tanteraky gny tanjon-Ndjagnahary araky gny fisafidiagna, tsy noho asa reo, fa noho i mikaiky. \v 12 Nivolagniny tamin-drampela hoe: "Gny zokiny de hanompo gny zandriny". \v 13 Tahaky gny voasoratry hoe: "Jakoba tiako, fa Esaka halako".
=======
\v 10 Tsy zay avao, fa eo koa Rebeka hanagnanaky amy lelahy raiky, Isaka babantsika. \v 11 Mbo tsy teraky aby zaza reo sady mbo tsy nanao raha soa na raty, mba ho tanteraky gny tanjon-Ndzanahary araky gny fisafidiagna, tsy noho asa reo fa noho i mikaiky.\v 12 Nivolagnin'ny tamin-drampela hoe: "Gny zokiny de hanompo gny zandriny". \v 13 Zany de tahaky gny voasoratry hoe: "Jakoba tiako, fa Esao halako".
>>>>>>> 99e055ffef5c3eaccb217812058521efe0cf0004
\v 10 Tsy zay avao, fa eo koa Rebeka hana gnanaky amign'ny lelahy raiky kahia, Isaka Babantsika. \v 11 Mbo tsy teraky aby zaza reo sady mbo tsy nanao raha soa na raty, mba ho tanteraky gny tanjon-Ndjagnahary araky gny fisafidiagna, tsy noho asa reo, fa noho i mikaiky. \v 12 Nivolagniny tamin-drampela hoe: "Gny zokiny de hanompo gny zandriny". \v 13 Tahaky gny voasoratry hoe: "Jakoba tiako, fa Esaka halako".

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 14 Ino zany gny raha ho volagnintsika? Misy tsy fahamarigna va miaraky amin-Ndragnahary? \v 15 Tsy hisy mihintsy zay. Ka hoy I tamign'i Mosesy hoe: "Hamindra fo amign'izay tiako hamindrako fo aho, hangoraky gnazy tiako hangorahy".\v 16 Noho zay, tsy noho zay mikasa anizao, noho i mihazakazaky, fa noho Zagnahary, mampiseho gny famindram-po.
=======
\v 14 Ino zany gny raha ho volagnintsika? Misy tsy fahamarigna va miaraky amin-Ndzagnahary? \v 15 Tsy hisy mihintsy zay. Ka hoy i tamign'i Mosesy hoe: " Hamindra fo amign'izay tiako hamindra fo aho, hangoraky gnazy tiako hangorahy.\v 16 Noho zay, tsy noho zay mikasa anizao, fa nohon'izay mihazakazaky, nohon-Ndzagnahary nampiseho famindram-po
>>>>>>> 99e055ffef5c3eaccb217812058521efe0cf0004
\v 14 Ino zany gny raha ho volagnintsika? Misy tsy fahamarigna va miaraky amin-Ndragnahary? \v 15 Tsy hisy mihintsy zay. Ka hoy I tamign'i Mosesy hoe: "Hamindra fo amign'izay tiako hamindrako fo aho, hangoraky gnazy tiako hangorahy". \v 16 Noho zay, tsy noho zay mikasa anizao, noho i mihazakazaky, fa noho Zagnahary, mampiseho gny famindram-po.

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 17 Fa gny soratry Masina nagnambara tamign'ny Faraho hoe: "Nohogn'antony zay ro nagnandratako anao, mba hagnatoroako aminao gny heriko, sady mba haganambara gny agnarako eran-tany".\v 18 Noho zay, Zagnahary namindra fo amign'izay tiany, ze tiany ro hamafisigny fo.
=======
\v 17 Fa gny soratry Masina nagnambara tamy Farao hoe: " Nohogn'antony zay ro nagnandratako anao, mba hanatoroako anao gny heriko, sady mba hanambara gny agnarako eran-tany.\v 18 Noho zay, Zagnahary namindra fo amign'izay tiany, de ze tiany ro hamafisiny fo.
>>>>>>> 99e055ffef5c3eaccb217812058521efe0cf0004
\v 17 Fa gny soratry Masina nagnambara tamign'ny Faraho hoe: "Nohogn'antony zay ro nagnandratako anao, mba hagnatoroako aminao gny heriko, sady mba haganambara gny agnarako eran-tany". \v 18 Noho zay, Zagnahary namindra fo amign'izay tiany, ze tiany ro hamafisigny fo.

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 19 Bakeo hivola amiko nareo hoe: "Nagnino ro mbo mahita tsigny avao I?" Fa ia ro mahatohitry gny sitrapony? \v 20 Mifagnohitry amign'izay, ralehilahy, fa ia moa anao ro mamaly magnohitsy an'i Zagnahary? Sa gnazy fa novolavolay hagnambara anign'ny mpamolavola, zany hoe: "Nagnino ro nataonao manahaky anizao aho?" \v 21 Moa gny mpagnefy valagny tsy mana zo amign'ny tanim-potaky ka gny vonga raiky avao ro hamboara fitoera amign'andro voatoka, sy fitoera raiky hafa amign'andavanandro?
=======
\v 19 Bakeo hivola amiko nareo hoe: " Nagnino ro mbo magnome tsiny avao i?". Fa ia ro mahatohitry gny sitrapony?.\v 20 Mifagnohitry amizay, ralehilahy, fa ia moa anao ro mamaly magnohitry an-Ndzanahary? Sa gnazy fa nivolavolahy hagnambara amign'ny mpamolavola, zany hoe: "Nagnino ro nataonao manahaky anizao aho?".\v 21 Gny mpagnefy valagny moa tsy mana zo amign'ny tanim-potaky ka gny vonga raiky avao ro hamboara fitoera amign'andro voatoka, sy fitoera raiky hafa amign'andavanandro
>>>>>>> 99e055ffef5c3eaccb217812058521efe0cf0004
\v 19 Bakeo hivola amiko nareo hoe: "Nagnino ro mbo mahita tsigny avao I?" Fa ia ro mahatohitry gny sitrapony? \v 20 Mifagnohitry amign'izay, ralehilahy, fa ia moa anao ro mamaly magnohitsy an'i Zagnahary? Sa gnazy fa novolavolay hagnambara anign'ny mpamolavola, zany hoe: "Nagnino ro nataonao manahaky anizao aho?" \v 21 Moa gny mpagnefy valagny tsy mana zo amign'ny tanim-potaky ka gny vonga raiky avao ro hamboara fitoera amign'andro voatoka, sy fitoera raiky hafa amign'andavanandro?

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 22 Manao akory laha Zagnahary, te hampiseho gny siakiny sy hampahafantatry gny fahefany, niaritry tamin-pahareta gny fitoeragn'ny fahatezera nomagny ho amign'izay fahasimba? \v 23 Nanao akory laha nataony ze mba hampahafantarany gny haregn'ny voninahiny eo amign'ireo fitoeragn'ny famindram-po, ze fa nomagny mialoha ho amy voninahitry?\v 24 Manao akory laha nataony ho antsika koa zay, gnazy kehiny avao koa, tsy amign'ny samby Jiosy reo avao, fa amign'ny Jentilisa reo koa?
=======
\v 22 Manao akory laha Zagnahary, te hampiseho gny siakiny sy hampahafantatry gny fahefany, niaritry tamin-pahareta gny fitoeragn'ny fahatezera nomagny ho amign'ny fahasimba?.\v 23 Nanao akory laha nataony ze mba nampahafantarany gny haregn'ny voninahiny eo amign'ireo fitoeran'ny famindram-po, ze fa nomagniny mialoha ho amy voninahiny?\v 24 Manao akory laha nataony ho antsika koa zay, gnazy kehiny avao koa, tsy amign'ny samby Jiosy avao, fa amign'i Jentilisa reo koa.
>>>>>>> 99e055ffef5c3eaccb217812058521efe0cf0004
\v 22 Manao akory laha Zagnahary, te hampiseho gny siakiny sy hampahafantatry gny fahefany, niaritry tamin-pahareta gny fitoeragn'ny fahatezera nomagny ho amign'izay fahasimba? \v 23 Nanao akory laha nataony ze mba hampahafantarany gny haregn'ny voninahiny eo amign'ireo fitoeragn'ny famindram-po, ze fa nomagny mialoha ho amy voninahitry? \v 24 Manao akory laha nataony ho antsika koa zay, gnazy kehiny avao koa, tsy amign'ny samby Jiosy reo avao, fa amign'ny Jentilisa reo koa?

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 25 Araky gny nivolagniny tamign'i Hosea hoe: "Hokahiako hoe oloko ze tsy oloko ary ho malalany le tsy malala. \v 26 Bakeo amin-dreo ze nagnambara hoe: tsy oloko nareo, agny ro hikahia an dreo hoe: "Gnanakin-Ndzagnahary velo"
=======
\v 26 Araky gny nivolagnin'ny tamign'i Hosea hoe: " Hokahiako hoe oloko ze tsy oloko ary ho malalany le tsy malala. \v 25 Bakeo amin-dreo ze nagnambara hoe: Tsy oloko nareo, agny ro hikaia an dreo hoe: " Gnanaky Ndzanahary velo"
>>>>>>> 99e055ffef5c3eaccb217812058521efe0cf0004
\v 25 Araky gny nivolagniny tamign'i Hosea hoe: "Hokahiako hoe oloko ze tsy oloko ary ho malalany le tsy malala. \v 26 Bakeo amin-dreo ze nagnambara hoe: tsy oloko nareo, agny ro hikahia an dreo hoe: "Gnanakin-Ndzagnahary velo"

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 27 Isaia nikaiky mafy gny Israely hoe: "laha manahaky gny fasiky an-driaky eny gny isaky gnanak'Israely, laha ho voavonjy iaby ze sisa tavela, \v 28 fa gny Tompo hinday gny teniny an-tany eto, maro sady tsy ho ela".\v 29 Araky gny nivolagn'Isaia mialoha hoe: "laha gny Tompo tompon'ny maro ro tsy mamela taranaky ho antsika, hanahaky an'i Sodoma tsika, sady hitovy amign'i Gomora".
=======
\v 27 Isaia nikaiky mafy gn'Israely hoe: " Laha manahaky gny fasiky an-driaky eny gny siakiny gnanak'Israely, laha ho voavonjy iaby ze sisa tavela, \v 28 fa gny Tompo hinday gny teniny an-tany eto, maro sady tsy ho ela". \v 29 Araky gny fivolgn'Isaia mialoha hoe: "Laha gny Tompo tompon'ny maro ro tsy mamela taranaky ho antsika, de hanahaky an'i Sodoma tsika, sady hitovy an'i Gomora.
>>>>>>> 99e055ffef5c3eaccb217812058521efe0cf0004
\v 27 Isaia nikaiky mafy gny Israely hoe: "laha manahaky gny fasiky an-driaky eny gny isaky gnanak'Israely, laha ho voavonjy iaby ze sisa tavela, \v 28 fa gny Tompo hinday gny teniny an-tany eto, maro sady tsy ho ela". \v 29 Araky gny nivolagn'Isaia mialoha hoe: "laha gny Tompo tompon'ny maro ro tsy mamela taranaky ho antsika, hanahaky an'i Sodoma tsika, sady hitovy amign'i Gomora".

View File

@ -1,5 +1 @@
<<<<<<< HEAD
\v 30 Ka ino gny raha hovolagnintsika? Reo jentilisa, tsy nila gny fahamarigna, ro nahazo gny fahamarigna, fahamarigna baka amign'ny finoa. \v 31 Fa Israely, nila gny lalagny'ny fahamarigna, tsy niavy tamign'izay.
=======
\v 30 Ka ino gny raha hovolagnintsika? Reo jentilisa, tsy nila gny fahamarina, ro nahazo gny fahamarina, fahamarigna baka amin'ny finoa.\v 31 Fa Israely, nila gny lalàgn'ny fahamarina, tsy niavy tamign'izay.
>>>>>>> 99e055ffef5c3eaccb217812058521efe0cf0004
\v 30 Ka ino gny raha hovolagnintsika? Reo jentilisa, tsy nila gny fahamarigna, ro nahazo gny fahamarigna, fahamarigna baka amign'ny finoa. \v 31 Fa Israely, nila gny lalagny'ny fahamarigna, tsy niavy tamign'izay.

View File

@ -143,6 +143,7 @@
"08-35",
"08-37",
"09-title",
"09-30",
"09-32",
"10-title",
"10-01",