|
\v 33 Laha namaly I hoe : '' Ia ro neniko sy rahalahiko?'' \v 34 Nijery gny tamin'ny olo nipetraky magnodidy Azy I, ka niteny hoe : ''Enteo, reto gny neniko sy gny rahalahiko.\v 35 Na ia na ia ro manao ny tia-Ndragnahary, zay ro rahalaiko, anabaviko, sy neniko.'' |