skg_mrk_text_reg/15/01.txt

1 line
317 B
Plaintext

\v 1 Vo maraindray mangoatignana gnandro, nifamory reo mpisoro miaraky amin'ireo loholona voho gny mpanora-dalagna voho Synedriona Jiosy iaby.\v 2 Nagnontany i Pilato manao hoe:" Iha va ro mpanjaka gny Jiosy? Namaly i ka zao gny safany hoe:" la to zay." \v 3 Nagnatoro fitoria maro manohitsy an'i Jesosy gny mpisoro.