auto save
This commit is contained in:
parent
e092739224
commit
fbeb5614fc
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 12 \v 13 \v 14 Tamign'andro voalohany fihinana mofo tsy misy masirasira, lafa nanao soro gn'osy gny Paska, nivola taminy mpianatrin'ireo hoe: "Aia gny tany tianao handehananay hikarakara gny hany, mba hihinananao gny sakafon'ny Paska?" Nagniraky roa tamin'ny mpianany I ka nivola hoe: "Mandehana an-tana agny fa hisy Johary minday signy feno rano hifankatojo aminareo. Horiho nareo I. Zay tragno hilirany, horio I bakeo ambarao gny tompon-tragno hoe: 'Hoy ny mpampianatsy: "Aia gny efitsy fandrambesa vahiny hahafahako miaraky mihina gny Paska miaraky amin'ny mpianatriko reo?"'
|
||||
\v 12 Tamign'andro voalohany fihinana mofo tsy misy masirasira, lafa nanao soro gn'osy gny Paska, nivola taminy mpianatrin'ireo hoe: "Aia gny tany tianao handehananay hikarakara gny hany, mba hihinananao gny sakafon'ny Paska?"\v 13 Nagniraky roa tamin'ny mpianany I ka nivola hoe: "Mandehana an-tana agny fa hisy Johary minday signy feno rano hifankatojo aminareo. Horiho nareo I. \v 14 Zay tragno hilirany, horio I bakeo ambarao gny tompon-tragno hoe: 'Hoy ny mpampianatsy: "Aia gny efitsy fandrambesa vahiny hahafahako miaraky mihina gny Paska miaraky amin'ny mpianatriko reo?"'
|
Loading…
Reference in New Issue