Wed Jan 22 2020 15:56:05 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-22 15:56:06 -05:00
parent 43cdf57992
commit 7d53fefe38
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nivola mpanora-dala igny hoe: ''Soa lehy zaho, ho anareo mpampianatsy! Nambaranareo marina fa Ndragnahary lehy raiky avao, ary tsy hisy olo hafa akoantsiny agny. Ary gny mitia amigny fi iaby sy amigny sainao iaby sy gny herinao iaby, sy gny namanao iaby mitovy amin'ny gnainao, dia soa lavitsy mihoatry gny fanboloranao fanatitry horoa
Nivola mpanora-dala igny hoe: ''Soa lehy zaho, ho anareo mpampianatsy! Nambaranareo marina fa Ndragnahary lehy raiky avao, ary tsy hisy olo hafa akoantsiny agny. Ary gny mitia amigny fi iaby sy amigny sainao iaby sy gny herinao iaby, sy gny namanao iaby mitovy amin'ny gnainao, dia soa lavitsy mihoatry gny fanboloranao fanatitry horoa sy gny sorona iaby. Lafa jerin'i Jesosy fa magnome vali-tsafa hendry i, ka nivola taminy I hoe: ''Tsy lavitry gny fa