auto save

This commit is contained in:
MAD129 2020-01-16 01:18:07 -05:00 committed by root
parent 81cb55f332
commit 2557781551
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamign'andro voalohany fihinana mofo tsy misy masirasira, lafa nanao soro gn'osy gny Paska, nivola taminy mpianatrin'ireo hoe: "Aia gny tany tianareo handehananay hikarakara gny hany, mba hihinananao gny sakafon'ny Paska?" Nagniraky roa tamin'ny mpianany I ka nivola hoe: "Mandehana an-tana agny fa hisy Johary minday signy feno rano hifankatojo aminareo. Horiho nareo I. Zay tragno hilirany, horio I bakeo ambarao gny tompon-tragno hoe
Tamign'andro voalohany fihinana mofo tsy misy masirasira, lafa nanao soro gn'osy gny Paska, nivola taminy mpianatrin'ireo hoe: "Aia gny tany tianareo handehananay hikarakara gny hany, mba hihinananao gny sakafon'ny Paska?" Nagniraky roa tamin'ny mpianany I ka nivola hoe: "Mandehana an-tana agny fa hisy Johary minday signy feno rano hifankatojo aminareo. Horiho nareo I. Zay tragno hilirany, horio I bakeo ambarao gny tompon-tragno hoe: 'Hoy ny mpampianatsy: "Aia gny efitsy fandrambesa vahiny hahafahako miaraky mihina gny Paska miaraky