Sat Jan 18 2020 11:25:56 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-18 11:25:57 -05:00
parent 8330d2eebf
commit 69923656fc
6 changed files with 11 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 Noho zay mivolagna sy manaova manahaka azy ho tsaray reo amign'ny lily gny fahafaha. Fa gny fitsaraha dia ho avy tsymisy famindram-po amin'ireo izay tsy naneho gny famindra-po. Ary gny famindra-po de mandresy gny fitsarana.
\v 12 Noho zay mivolagna sy manaova manahaka azy ho tsaray reo amign'ny lily gny fahafaha. \v 13 Fa gny fitsaraha dia ho avy tsymisy famindram-po amin'ireo izay tsy naneho gny famindra-po. Ary gny famindra-po de mandresy gny fitsarana.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 \v 17 Ino moa gny soa, ry rahalahiko, raha mivola gny olo raiky fa manam-pinoa Izy, nefa tsy misy asa? Afaky hamonjy azy va zay finoa zay? Ataovy hoe misy rahalahy na anabavy raty fisikina sy tsy ampy hany isan'andro. Atavoy hoe misy raiky aminareo mivola amindreo hoe: ''Mandehana am-pilamina, manaova mafan ary mivokisa.'' Raha tsy magnome andreo gny raha ilany ho amign'ny vata nareo, ka ino no mahasoa an'izay? Manahaka an'izay koa gny finoa, raha tsy asa izay, laha maty.
\v 14 Ino moa gny soa, ry rahalahiko, raha mivola gny olo raiky fa manam-pinoa Izy, nefa tsy misy asa? Afaky hamonjy azy va zay finoa zay? \v 15 Ataovy hoe misy rahalahy na anabavy raty fisikina sy tsy ampy hany isan'andro. \v 16 Atavoy hoe misy raiky aminareo mivola amindreo hoe: ''Mandehana am-pilamina, manaova mafan ary mivokisa.'' Raha tsy magnome andreo gny raha ilany ho amign'ny vata nareo, ka ino no mahasoa an'izay? \v 17 Manahaka an'izay koa gny finoa, raha tsy asa izay, laha maty.

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 \v 20 Kanefa misy olo mivola hoe:''Manam-pinoa iha, ka izaho managnasa.'' Atoroy ahy gny finoanao tsy misy asa, fa hatoroko anao koa gny finoako amign'ny alalan'ny asako. Mino iha fa raiky avao Dragnahary; soa raha ataonao zao. Fa na reo domonia aza mino koa, ka mavozo koa reo. Teanareo ho hay va, ry lehilahy adala, fa gny finoa tsy misy asa dia tsy misy ila azy? [Fanamariha: gny dikan-tsafa taloha sasany dia mamaky hoe:''Tianareo ho hay va, ry lehilahy adala, fa manino gny finoa tsy misy asa no maty?'']
\v 18 Kanefa misy olo mivola hoe:''Manam-pinoa iha, ka izaho managnasa.'' Atoroy ahy gny finoanao tsy misy asa, fa hatoroko anao koa gny finoako amign'ny alalan'ny asako. \v 19 Mino iha fa raiky avao Dragnahary; soa raha ataonao zao. Fa na reo domonia aza mino koa, ka mavozo koa reo. \v 20 Teanareo ho hay va, ry lehilahy adala, fa gny finoa tsy misy asa dia tsy misy ila azy? [Fanamariha: gny dikan-tsafa taloha sasany dia mamaky hoe:''Tianareo ho hay va, ry lehilahy adala, fa manino gny finoa tsy misy asa no maty?'']

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 \v 22 \v 23 \v 24 Tsy tamign'asa koa va nagnamariha an'i Abrahama raintsika fa nanolotry an'Isaka gnanakiny lehilahy teo amign'ny alitara i ? Hitanao fa gny finoa ro niasa niaraky tamign'ny asany, ary amign'ny asa ro nivoatra tanteraky gny finoany. Tanteraky gny soratsy Masy zay mivola hoe: ''Adrahama nino an'Andrianagnahary, ka nisay taminy ho fahamarina zay.'' Ary I nikeky hoe: Sakaizan'Andrianagnahary. Jerinareo zao fa amy gn'asa ro hanamarina gny olo, fa tsy amy gny finoa avao.
\v 21 Tsy tamign'asa koa va nagnamariha an'i Abrahama raintsika fa nanolotry an'Isaka gnanakiny lehilahy teo amign'ny alitara i ? \v 22 Hitanao fa gny finoa ro niasa niaraky tamign'ny asany, ary amign'ny asa ro nivoatra tanteraky gny finoany. \v 23 Tanteraky gny soratsy Masy zay mivola hoe: ''Adrahama nino an'Andrianagnahary, ka nisay taminy ho fahamarina zay.'' Ary I nikeky hoe: Sakaizan'Andrianagnahary. \v 24 Jerinareo zao fa amy gn'asa ro hanamarina gny olo, fa tsy amy gny finoa avao.

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 \v 26 Toy zao koa, Rahaba mpivaro-tene tsy nohamarina tamy gn'asa koa va I, Lafa nandramby reo raiky voho nandefa andreo tany lalan-kafa? Fa maty gny vata laha misaraky any gny fagnahy toy zao avao gny finoa tsy misy asa là maty.
\v 25 Toy zao koa, Rahaba mpivaro-tene tsy nohamarina tamy gn'asa koa va I, Lafa nandramby reo raiky voho nandefa andreo tany lalan-kafa? \v 26 Fa maty gny vata laha misaraky any gny fagnahy toy zao avao gny finoa tsy misy asa là maty.

View File

@ -40,6 +40,11 @@
"02-01",
"02-05",
"02-08",
"02-10"
"02-10",
"02-12",
"02-14",
"02-18",
"02-21",
"02-25"
]
}