auto save

This commit is contained in:
MAD127 2020-01-17 09:07:54 -05:00 committed by root
parent b1aa0f4455
commit 37df2ad6e3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Bakai ro niavia ny aly sy fifagnolaha aminareo io?Sa va tsy avy bakam'ny fanirianareo amy mpikamba an'anivonareo? \v 2 Maniry nareo nefa tsy mana.Mamono sy mitsiriritry nareo,nefa tsy afaky ahazo.Mialy sy mifamono gnareo.Tsy mana gnareo satria tsy magantaky. \v 3 Mangataky nareo fa tsy mahazo satria raty fangataky,mba ahafahagnareo mampiasa anizay aminy faniriagnareo.
\v 1 Bakaia ro niavia ny aly sy fifagnolaha aminareo io?Sa va tsy avy bakam'ny fanirianareo amy mpikamba an'anivonareo? \v 2 Maniry nareo nefa tsy mana.Mamono sy mitsiriritry gnareo,nefa tsy afaky ahazo.Mialy sy mifamono gnareo.Tsy mana gnareo satria tsy magantaky. \v 3 Mangataky nareo fa tsy mahazo satria raty fangataky,mba ahafahagnareo mampiasa anizay aminy faniriagnareo.