Fri Jan 24 2020 10:03:22 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 10:03:23 -05:00
commit 25eeccedc6
11 changed files with 27 additions and 2 deletions

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ndehana bakao ze manankarea, mitomagnia sy midradradra nohon'ireo fahoria avy aminareo. \v 2 Gny hanagnanareo faa lo, gny lambanareo fa lanin'ny kadradraky. Gny volamena vo gny volafotsinareo fa harafesy. \v 3 Gny harefesy ro vavolombelo gni fitana anareo. Handro gni fonareo manaky gny afo. Nohajanareo gny anagnanareo ho amy reo andro farany.

1
05/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Inty gny karamandreo mpiasa, mitaray gny karama ze tinanareo tsy hoandreo ze mamokatsy gny bahibonareo, ka reo fitaraignan'ny mpijinja, fa avy antsofy gny tompony agny iaby. \v 5 Niay tamin'ny hanagna tantany teto nareo no nagnara-po tamin'ny tegnanareo. Matavezinareo ny fonareo hoan'ny gnandro fanonoa. \v 6 Nagnameloky vo sady namono olo marina naeo. Tsy manohitsy anareo i.

1
05/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ka mahareta lehireo mandra-piavian'ny Tompo. Io gny mpamboly miamby gny vokatry lafo vily baka amin'ny tany. Miamby ampahareta n'izay i, mandrapahazahoany an'izay gny voalohany sy gny tapitsy ora. \v 8 Mahareta avao koa naeo. Atanjao gny fonareo, fotony fa maniry gny fiavian'ny Tompo.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ka mifampitaray lehireo, mba tsy ho tsaray naro. io gny mpitsara mitsanga ambaravara eo. \v 10 Mangala ohatry lehireo, baka amin'ny fijalia sy gny faharetandreo mpaminany, ro ze nivola tamin'ny agnaran'ny Tompo.\v 11 Io, ataotsika manahaky gny sambatsy reo ze fa niaritsy. Fa kasanareo gny fiaretan'ni Joba, no sady hainareo gny tanjon'ny Tompo, gny fangoraha voho gny famindra-po azy.

1
05/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Fa atetin'ny iaby lehireo, ka minehaneha nde amin'ny lagnitsy ndre amin'ny tany, ndre amin'ny fiaigna hafa. Fe engao gny teninareo hoe :''Eka'' ro ''Eka'' ary gny ''Tsi '' ''Tsi'' na ty hilitsy amin'ny fitsara naeo.

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Misy olo mijaly amin'ny ady sarotry va aminareo eo? Engao izy mba hivavaky. Misy olo sinisiny va? Engao hiantsa fidera.\v 14 Misy marary va agnivonareo eo? Engao i hikaiky gny lohandoha gny fiangona, ka engao reo hivavaky gnainy. Engao reo hagnositsy menaky azay amy angnaran'ny Tompo. \v 15 Gny fivavaky gny finoa ro hahajanga an'ny gnolo marary, ka ny Tompo hananga azy. Laha magnota i, hamotitsy azy Ndragnahary.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Ka mifanekea heloky nareo, no milongoa, mba ho janga nareo. Ngy vavaky ataon'ny olo marina no tena fatratsy amin'ny fiasany. \v 17 Elia, lehilahy mitovy amintsika avao. Mivavaky mare i mba tsy hilatsahan'ny ora, ka tsy nilatsaky tamy tany\v 18 agnati'ny telo tao sy enimbola vatany. Bakeo, nivavaky ndraiky Elia. Gny lagnitsy nagnome ranon'ora, ka ny tany namihy gny vokany.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ry rahalahiko, laha misy aninareo reo ro miala amin'ny fahamarigna ka misy raiky magnampoly azy, \v 20 tokony hoain'olo io fa ndre iha ndre iha mangala gny pagnota raiky amin'ny lala diso, hamonjy azy amin'ny fahafatesa no hanaro fahota lako.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

View File

@ -1,5 +1,6 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -10,6 +11,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> 8e15474e54aa6edced695e041ef8141e96f46e27
=======
>>>>>>> 00f43ed5050c0749d12bd009eb0eebaf0f6f607a
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -38,6 +41,9 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> c3671178ab6a8966e0b0d30b4d68f26651e7383b
=======
>>>>>>> 8e15474e54aa6edced695e041ef8141e96f46e27
=======
>>>>>>> 00f43ed5050c0749d12bd009eb0eebaf0f6f607a

View File

@ -35,7 +35,8 @@
"translators": [
"LAPTOP-H5E91POD",
"MAD127",
"MAD129"
"MAD129",
"MAD131"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
@ -76,6 +77,15 @@
"04-08",
"04-11",
"04-13",
"04-15"
"04-15",
"05-title",
"05-01",
"05-04",
"05-07",
"05-09",
"05-12",
"05-13",
"05-16",
"05-19"
]
}