Thu Jan 23 2020 11:49:49 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-23 11:49:50 -05:00
parent 93baa86d45
commit f3e74a6b56
4 changed files with 7 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 4 \v 1 \v 2 Zao gny safako, laha mbo zaza gny mpandova, tsy misy hafa amigny andevo, ndre i aza tompo gny raha iaby. Kanefa I mbo ambany fiambenan'ireo mpiamby voho gn'ireo mpagnajary gny saha saro-bidy, mandram-pihaviany daty napetrakiny rainy.
\c 4 \v 1 Zao gny safako, laha mbo zaza gny mpandova, tsy misy hafa amigny andevo, ndre i aza tompo gny raha iaby. \v 2 Kanefa I mbo ambany fiambenan'ireo mpiamby voho gn'ireo mpagnajary gny saha saro-bidy, mandram-pihaviany daty napetrakiny rainy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Mbo mahaky an'zay koa ntsika taminy mbo zazakely ka nandevozin'ny lalana fitsipi-pianaragn'izao tontolo izao. Fa lafa niavy hafenoan'gny fotoa, ka nandefa gny gnanakiny Andriagnanahary, zay naterak'ampela, nateraky tambanin'ny lalana. Nataon'ny izay mba hagnavota ireo ambanin'ny lalana, mba afahantsika mandramby gny fanangana ho agnaky.
\v 3 Mbo mahaky an'zay koa ntsika taminy mbo zazakely ka nandevozin'ny lalana fitsipi-pianaragn'izao tontolo izao. \v 4 Fa lafa niavy hafenoan'gny fotoa, ka nandefa gny gnanakiny Andriagnanahary, zay naterak'ampela, nateraky tambanin'ny lalana. \v 5 Nataon'ny izay mba hagnavota ireo ambanin'ny lalana, mba afahantsika mandramby gny fanangana ho agnaky.

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 7 Fa satria gnanaky nareo ka nirahin'Andrianagnahary ho ao agnaty fon-tsika gny fanahin'ny gnanakiny, zay voakaiky hoe: ''Aba, Ray.'' Ka noho izay fa tsy andevo koa iha fa gnanaky ka gnanaky mpandova amin'ny alalany Andrianagnahary koa iha.
\v 6 Fa satria gnanaky nareo ka nirahin'Andrianagnahary ho ao agnaty fon-tsika gny fanahin'ny gnanakiny, zay voakaiky hoe: ''Aba, Ray.'' \v 7 Ka noho izay fa tsy andevo koa iha fa gnanaky ka gnanaky mpandova amin'ny alalany Andrianagnahary koa iha.

View File

@ -73,6 +73,10 @@
"03-21",
"03-23",
"03-27",
"04-title",
"04-01",
"04-03",
"04-06",
"04-08",
"04-10",
"04-12",