Wed Jan 22 2020 10:56:19 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-22 10:56:20 -05:00
commit 4c9b65e122
24 changed files with 77 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Paoly,apostolin'i Kristy Jesosy amign' alalan'gny sitrapo Ndragnahary, i Timoty rahalahintsika, \v 2 ho agn'ireo mpino sy reo rahalahy mahatoky ao amign'i Kristy a Kolosia. Ho aminareo anie gny fahasoava, sy gny fiadana baka amin' gny Ndragnahary Babantsika. [Fagnamariha ambanin'ny pejy: misy dikan-teny sasany manampy hoe: "gny Tompo Jesosy Kristy"]. \v 3 Magnome fisaora an-Dragnahary tsika, Baban'ny Tompontsika Jesosy Kristy, sady mivavaky mandrakariva ho anareo zahay.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa renay gny finoanareo agn'i Kristy Jesosy sy gny fitiava ze agnanareo ho agn'izay iaby voatoka ho an-Ndragnahary. \v 5 Magna agn'izay fitiava zay nareo noho gny fanantena azo antoky natoka ho anareo an dagnitsy agny. Renareo gny momba io fanantena azo antoky io talohagn'ny teny fahamarigna, gny filazantsara,\v 6 ze avy aminareo. Ty filazantsara ty de minday vokatry sady mitombo erakign'izao tontolo zao. Ze fa nanao agn'izay taminao avao koa nanomboky tamign'andro naharezanao azy sy nianara nareo gny momba gny fahasoava Ndragnahary ao amign'ny marina.

1
01/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ty gny filazantsara ze araky gny nianaranareo tamign'i Epafra, le mpiara-manompo malalantsika, ze mpanompo mahatokign'i Kristy amign'anarantsika. [Fanamariha ambany gny pejy: misy dikan-teny sasany mivaky hoe: "Amign'anaranareo"] \v 8 Nampahafantarign'i Epafra anay gny fitiavanareo gny Fagnahy.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Noho io fitiava io, hatramign'andro naharezanay an zay, tsy nitsahatry nivavaky ho anareo zahay. Nangataky zahay mba ho feno fahalala gny sitrapony amign'ny fahendrea iaby sy fahalala ara-pagnahy nareo. \v 10 Nivavaky zahay mba handehananareo amin-pahendrea ao amign'ny Tompo amy reo fomba ankasitrahy Ndragnahary. Nivavaky zahay mba hamokatry amign'asa soa iaby nareo sady mba hitombo fahalala an-Ndragnahary.

1
01/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Mivavaky zahay mba hahazo hery amign'ny fahaiza iaby nareo araky gny voninahitry amign'ny fiareta sy gny fahareta. \v 12 Mivavaky zahay mba hagnome fisaora agn'ny Babantsika am-pifalia nareo, ze nahafaha nareo hana anjara amign'ny lova gny mpino amign'ny fahazava [Fagnamariha ambany gny pejy: misy dikan-teny sasany mivaky hoe: "ze nahafahantsika magna anjara"]

1
01/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Namonjy antsika tamign'ny fanapaha gny haiziky sy namadiky antsika ho amign'ny fanjaka gny anaky lahy malalany i. \v 14 Ao amign'ny anaky lahiny ro agnanantsika gny fagnavota, gny famela reo fahota. [Fagnamariha ambany gny pejy: misy dikan-teny sasany mivaky hoe: "Ao amy gny anakiny ro ananantsika fanavota amign'alalan'ny liony, de gny famela reo fahota"]

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Gny anaky lahy de endriky Ndragnahary tsy hita maso. I le teraky voalohany tamign'ny faharia.\v 16 Fa tamign'alalany ro naharia gny raha iaby, reo ze an-dagnitsy any sy reo ze ambony gny tany, reo raha hita maso sy reo tsy hita. Na seza fiandriagna reo,na fagnapaha, na reo fitondra-mpanjakana, na reo manam-pahefa, reo raha iaby reo ro noharia tamign'alalany sy ho azy.\v 17 I ro alohagn'ny raha iaby, sady aminy ao ro haharetagn'ny raha iaby.

1
01/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 I ro lohagn'ny vata, sy gny fiangona. I ro fiandoha sy teraky voaloha baka agnivon'ireo maty, ka i ro nana toera voalohany tagnivon'ny raha iaby. \v 19 Satria sitraky Ndragnahary gny tokony gny hiaina gny fahatsaragny iaby aminy ao,\v 20 mba hampihavana amin'gny alala gny anaky lahy amign'ny raha iaby tamign'ny vatany. Zagnahary nihava tamy gny lalan'ny lion'ny hazo fijalia. Zagnahary ro nampihava gny raha iaby tamign'ny vatany, ndre gny raha iaby ambony gny tany eto ndre reo raha iaby an-dagnitsy any.

1
01/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Tamigny fotoa raiky, nareo koa, de vahiny tamin-dragnahary sady fahavalony tan-tsaigny tao sy tamign'ireo asa raty.\v 22 Henanaky zao i ro nampihava anareo tamign'ny vatany manontolo tamy gny alalan'ny fahafatesa. Nataony zay mba hanaova anareo ho masina, tsy hanam-pondro agnatrehany eo, sy hangala baraka azy noho gny fagnaratia,\v 23 laha tohizanareo amign'ny finoa, miorina sy mafy orina, ka mihataky amign'ny fanantena mahatokign'ny filazantsara ze nirenareo. Ty ro filazantsara ze nagnambara tamign'olo iaby noharia ambany gny lanitry. Ty ro filazantsara ze nahavy ahy, Paoly, ho mpanompo.

1
01/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Henanaky zao aho de faly amign'ny fijaliako ho anareo, sady zaho namegno gny nofoko ze tsy ampy amign'ireo fahoriagn'i Kristy noho gny vatany, gny fiangona.\v 25 Noho gny fiangona ro naha mpanompo ahy, araky gn' andraikitry baka amy Ndragnahary ze nameany ahy ho anareo, mba hahatanteraky gny tenin-Dragnahary.\v 26 Io ro marina mivogny nandritry gny tao maro sy ho agn'ny taranaky reo. Fa henanaky zao, fa niseho raha zay tamign'izay mino azy.\v 27 Tamin-dreo ro tian-Dragnahary nampahafantary ireo harea gny voninahitr'ity fahamarigna mivogny ty teo agnivon'ny jentilisa. Zay de Kristy ro aminao ao, le toky gny voninahitry ho avy.

1
01/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 I le nitorianay. Nagnanatry gn'olo iaby iaby zahay, sady nampianatry gn'olo iaby tamin-fahendrea iaby, mba hanolorantsika gn'olo iaby feno amign'i Kristy.\v 29 Noho zay de miasa mafy sy miezaky aho araky gny tanjakiny ze miasa amiko ato amign'ny hery.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tiako ho hainareo gny habevata gny tolo nataoko ho anareo, ho an-dreo a Laodikia, sy ho agn'ireo maro mbo tsy nahita gny tarehiko tamign'ny nofo. \v 2 Miasa aho mba hampahery gny fon-dreo amign'ny fampiraisa an dreo miaraky amign'ny fitiava sy harea iaby amy gny fahalala azo antoky, ho amin'gny fahalala gny fahamarigna mivonin-Dragnahary, zany hoe, i Kristy.\v 3 Aminy ao gny harea gny fahendrea sy ze fahalala iaby mivogny.

1
02/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Mivola agn'izay aho mba tsy hisy hitariky anareo amign'ny lahateny mandresy lahatsy.\v 5 Ndre tsy miaraky aminareo amy gny nofo aza aho, de miaraky amy nareo amign'ny fagnahy. Faly aho mahita gny filaminanareo, soa, sy gny tanjaky gn'ny finoanareo an'i Kristy.

1
02/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Laha nandramby an'i Kristy Tompo nareo, de mandehana aminy ao.\v 7 Mifotora mare aminy, mioregna amign'ny finoa ze fa nampianary anareo sady mazotoa manome fisaora.

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Mitandrema mba tsy hanenga olo hisambotry anareo amin'gny alala n'ny filozofia na gny fitaky araky gny fanao gn'olo, ze magnaraky gny endrikin'izao tontolo zao, fa tsy araky gn'i Kristy. \v 9 Fa aminy ao ro mitoetra gny fahatsara gny tenan-Dragnahary iaby.

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Feno nareo aminy ao. I ro loha gny hery sy fahefa iaby.\v 11 Tamigny tao koa nareo ro noforay tamign'ny famorà ze tsy natao gn'olombelo amin'gny fagnesora gny nofo amign'ny vata, fa tamin'gny famoragn'i Kristy. \v 12 Niaraky nalevy taminy tamin'gny batisa nareo, sady taminy tao ro nanangana anareo tamin'gny alala n'ny finoa maheri-Ndragnahary, ze nananga azy tamin' gn'ireo maty.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Taminareo maty tamin'gny fahota sy gny tsy fahavitagn'ny nofonareo gny famorà, i ro namelo anareo niaraky tamigny sy namela antsika tamign'ireo fahotantsika iaby. [Fagnamariha: misy dikan-teny taloha sasany mivaky hoe: "ka namela gny fahotantsika iaby"] \v 14 Nifinafany gny rakitsoratrign'ny trosam-pagnafaha sy reo fitsipiky nifagnohitry tamintsika.\v 15 Nirambesigny raha iaby zao ka nifantsihiny tamin'gny hazo fijalia. Nirambesigny koa reo hery sy fahefa, ka i ro nanao fampisehoa ampahibemaso an-dreo, nandresy mihoatry an-dreo tamin'gny hazo fijalia.

1
02/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Koa, ka ambela hitsara anareo na amin'gny fihinana na amin'gny fisotroa, na amign'andro fety na amign'ny vola vaovao, na amign'andro Sabata.\v 17 Zay ro aloky gny raha ho avy, fa gny tena i de i Kristy.

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ka enga hisy ndra ia ndra ia ze mila gny fanetren-tena sy gny fideran'ny anjely hitsara anareo ka tsy hahazoanareo gny lokanareo.Gn'olo manahaky anizay miditry amin'gny raha hijery hitany, manjary misehiseho amin'gny fisay gny nofony. \v 19 Tsy mitazo gny lohany i. Zay baka amy gny loha nomen-Dragnahary gny vata manontolo manera ireo vanin-taolany voho gny hozany zay magnome ka mita zay iaby zay mitambatry;zay mihamaro amin'gny firoboroboa nomen-Dragnahary .

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Laha maty niaraky tamign'i Kristy nareo tamign'ny endriky gny zao tontolo zao,nagnino nareo ro miay manahaky gny voafehy amin'gny tany: \v 21 "Ka mba mihodiky,ka magnandra ka mikasiky"? \v 22 Zay raha iaby zay ho any fahalova ,araky gny torolala voho gny fampianara gnolombelo.\v 23 Regny fitsipiky regny mana fahihira gny momba gny fivavaha,gny fanolora-tena gny vatany.Fa nareo tsy manan-danja amin'gny fanohera gny fandefera gny fila gny vata.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

View File

@ -1,3 +1,4 @@
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -5,3 +6,32 @@ This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
### You are free to:
* **Share** — copy and redistribute the material in any medium or format
* **Adapt** — remix, transform, and build upon the material
for any purpose, even commercially.
The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license terms.
### Under the following conditions:
* **Attribution** — You must attribute the work as follows: "Original work available at https://door43.org/." Attribution statements in derivative works should not in any way suggest that we endorse you or your use of this work.
* **ShareAlike** — If you remix, transform, or build upon the material, you must distribute your contributions under the same license as the original.
**No additional restrictions** — You may not apply legal terms or technological measures that legally restrict others from doing anything the license permits.
### Notices:
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
>>>>>>> 6753f79b979f49ab97a61c2d9acdb17c1ff701ae

View File

@ -33,7 +33,8 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"LAPTOP-H5E91POD"
"LAPTOP-H5E91POD",
"MAD129"
],
"finished_chunks": [
"03-title",
@ -52,6 +53,28 @@
"04-10",
"04-12",
"04-15",
"04-18"
"04-18",
"01-title",
"01-07",
"01-11",
"01-13",
"01-28",
"02-title",
"02-06",
"01-01",
"01-04",
"01-09",
"01-15",
"01-18",
"01-21",
"01-24",
"02-01",
"02-04",
"02-08",
"02-10",
"02-13",
"02-16",
"02-18",
"02-20"
]
}