Thu Jan 23 2020 13:08:14 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-23 13:08:15 -05:00
parent f068759637
commit bea23603ab
3 changed files with 4 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 4 \v 1 \v 2 Zaho magnome toy lily hantitsy toy eo anatrehan'Andrianagnahary sy Jesosy Kristy, zay hitsara gny velo sy gny maty, noho gny fisehoa sy gny fanjakany: Mitoria gny safa. Mivonona na any gny fotoa na tsy any gny fotoa. Magnanara, mivolagna mare, mampirisiky, amin-pahareta sy gny fampianara iaby.
\c 4 \v 1 Zaho magnome toy lily hantitsy toy eo anatrehan'Andrianagnahary sy Jesosy Kristy, zay hitsara gny velo sy gny maty, noho gny fisehoa sy gny fanjakany: \v 2 Mitoria gny safa. Mivonona na any gny fotoa na tsy any gny fotoa. Magnanara, mivolagna mare, mampirisiky, amin-pahareta sy gny fampianara iaby.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 5 Fotony ho avy gny fotoa zay tsy hazaka gny olo gny feo gny fampianara. Fa koa, nareo hifily mpampianatry ho azy araky reo faniria manokany. Reo hanitikitiky gny sofindreo. \v 4 Hagnala gny fijanjignandreo amy gny fahamarina reo.Hivily ho agny amindreo angano. Kanefa nareo, eritrereto soa gny raharaha. Hiareto gny zava-tsarotsy; ataovy gny asa gny evanjelista, tanterahy gny fanompanareo.
\v 3 Fotony ho avy gny fotoa zay tsy hazaka gny olo gny feo gny fampianara. Fa koa, nareo hifily mpampianatry ho azy araky reo faniria manokany. Reo hanitikitiky gny sofindreo. \v 4 Hagnala gny fijanjignandreo amy gny fahamarina reo.Hivily ho agny amindreo angano. \v 5 Kanefa nareo, eritrereto soa gny raharaha. Hiareto gny zava-tsarotsy; ataovy gny asa gny evanjelista, tanterahy gny fanompanareo.

View File

@ -37,6 +37,8 @@
],
"finished_chunks": [
"04-title",
"04-01",
"04-03",
"04-06",
"04-09",
"04-11",