Wed Jan 22 2020 12:08:26 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-22 12:08:27 -05:00
commit ed520b5f2c
18 changed files with 41 additions and 2 deletions

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Farany, ry rahalahy, mampatanjaky sy mananatry anareo zahay amin'ny Tompo Jesosy ao. Laha nahazo gny fampianara baka aminay momba gny fomba mila handehananareo sy hamalifalia an-Dragahary nareo, de gny amin'io lily io koa, mba manaova mihoatry an'azy io koa. \v 2 Fa nareo, nahafantatry an'ireo fampianara nomenay anareo reo baka tamin'i Jesosy Tompo.

1
04/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa zao ro tian-Dragnahary, ho amasiny reo, mba hilan-dreo amin'ny fanaova raty, \v 4 hahaizan'ny raiky raiky iaby aminareo gny fomba hazahoa gny fanaky gny tenany amin'ny fanamasina sy voninahitry,\v 5 tsy amin'ny fitiava raha raty (manahaky reo jentilisa tsy mahay an-Dragnahary). \v 6 Ka ao mba tsy hisy olo hanaraty gny rahalahiny amin'ny raha zay. Fa gny Tompo ro mamaly amin'ireny raha iaby reny. Nanahaka gny nivolananay taloha sy gny nanaovanay vavolombela taminareo.

1
04/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Fa Ndragnahary tsy nikaiky anay ho amin'ny fahalotoa fa ho amin'ny fahamasina. \v 8 Laha izay, zay manohitry anizay, tsy manohitry olo fa manohitry an-Dragnahary nanome gny Fangnahy Masy ho andreo.

1
04/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Mikasiky an'ny fifankatiava gny mpirahalahy, tsy mila olo hafa nareo hanoratry ho anareo, fa nareo fa nampian-Dragnahary mba hifankatia. \v 10 Ataovy nareo marina zay, ho an'ny rahalahy iaby manondidy an'ny Makedonia. Fa zahay, mananatry anareo, rahalahy, mba hanao mandilatry.\v 11 Manitsy anareo avao koa zahay mba hianatry iay milamy, hieritreritry gny asanareo koa, hiasa koa amin'ny tagnanareo, manahaka gny nivolaninay anareo, \v 12 mba hahay iay soa nareo ho hitan'ny tsy manam-pinoa, ka tsy hisy hijalia.

1
04/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa halanay tsy ho hainareo, rahalahy, gny mahakasiky reo fa maty, mba tsy hanananareo halahelo manahaky an'ireo tsy mana antoky gny amin'ny fiaina mbo ho avy. \v 14 Fa laha mino tsika (manenky marina) fa Jesosy, maty, bakeo nivelo ndraiky, laha manakan'izay ro andaisain-Dragnahary miaraky amin'i Jesosy reo zay fa maty niaraky taminy.\v 15 Fa zao ro ambaranay anareo tamin'ny safan'ny Tompo, fa tsika ze velo, tsika sisa tavela amin'ny fiavian'ny Tompo, tsy hioatry reo nimaty taloha.

1
04/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa gny vatan'ny Tompo ro hijotso baka an-danitry any. Ho avy miaraky amin'ny feo mare I, miaraky amin'ny feon'ny Arkanjely, ary miaraky amin'ny trompetran-Dragnahary, ka gny maty amin'i Kristy ro hitsanga voalohany. \v 17 Bakeo, tsika ze velo, ze sisa tavela, hiaraky hiakatry amindreo amin'ny rahona ka hifanojo amin'ny Tompo amin'ny lanitry eny. Amin'izay, hiaraky amin'ny Tompo isanandro tsika.\v 18 Ka baka amin'izay, mifampahereza amn'ny safa reo.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Henany zao mikasiky reo fotoa sy vanim-potoa, rahalahy, tsy mila ndra ino ndra ino voasoratry ho an-dreo nareo. \v 2 Fa nareo ro mahay soa fa gny andron'ny Tompo ho avy mitovy gny fiaviany mpangalatry aliky. \v 3 Lafa misafa reo :'' Miada sy milamina,'' fagnapotea tampoky ro ho avy amin-dreo. Ka hitovy faharary amin'ny ampela mavesatry lafa miteraky. Ty afaky hilay mihitsy reo.

1
05/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa nareo rahalahy. Tsy agnatin'ny mahiky ro tsy hatratry anareo tampoky manahaky gny mpangalatsy gny andro.\v 5 Fa nareo iaby agnaky gny mazava sy gny andro. Tsy agnaky gny aliky tsika na gny haiziky. \v 6 Baka amin'izay, andao tsika tsy hiroro mitovy amy gny fahota gny sasany. Fa ao tsika hiamby sy haharitry. \v 7 Fa reo mbo miroro, manao an'izay amin'ny aliky na koa reo mamo manao an'izay amin'ny aliky koa.

1
05/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Laha mbo agny androtsika, ka tsy maintsy maharatry tsika mana gny finoa sy fitiava ho fiarova tratra, ka ho antoky gny famonjena amy gny ho avy ho fiarov-dohantsika. \v 9 Ndragnahary tsy nitondro antsika ho amy siaky fa mba hahazo gny famonjea baka amin'i Jesosy Kristy Tompontsika.\v 10 I ro maty ho antsika, ndra mifoa ndra miroro tsika, laha afaky miaraky miay Aminy. \v 11 Ka baka amin'izay, mifampa-tanja sy mifampijery nareo, mitovy amy gny fa anatao nareo avao.

1
05/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Mangataka aminareo zahay rahalahy, mba hanenke nareo zay manome gny ainy aminareo sy manday anareo amin'ny Tompo ro magnanatry anareo. \v 13 Mangataky aminareo avao koa zahay mba hanaja andreo am-pitiava amin'ny asandreo. Mihava amy gny aignareo. \v 14 Magnanatry anareo zahay rahalahy : mivolana gny fikorota, hapatanjao reo kivy, hampio reo malemy, mahareta amin'ny raha iaby.

1
05/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Tsy misy olo mamaly raty gny raty na amin'iha na amin'iha. Fa mitadiava gny soa ho an'ny tsiraiky raiky sy ho an'olo iaby.\v 16 Mifalia isanandro. \v 17 Ka miheny mivavaky. \v 18 Misaora amy gny raha iaby. Fa zay ro tian-Dragnahary baka amin'i Jesosy Kristy.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ka mamono gny Fagnahy.\v 20 Ka manao tsinotsino reo faminania.\v 21 Andramo gny raha iaby. Rambeso ze soa. \v 22 Ambelao any gny aty.

1
05/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Ndragnahary gny fiadana ne hampamasy anao mare. Ka gny fagnay nareo iaby, gny fiaina ndraiky gny vata mba ho tazomy tsy hisy fahota amin'ny fitiavan'i Jesosy Kristy Tompotsika.\v 24 Matoky I mikaiky anao, ny Azy raiky hanao azy koa.

1
05/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Rahalahy, mivavaha ho anay koa. \v 26 Ataovo nahoa amin'ny oroky masy rahalahy amin'ny Tompo iaby. \v 27 Mangataky aminareo amin'i Tompo zaho mba hamakia an'ity taratasy ty amin'ny rahalahy iaby. \v 28 Ho aminareo le gny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompotsika.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

View File

@ -1,5 +1,6 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -10,6 +11,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> 393cd99d7b8b00608b4afefe1f21a10aae48427d
=======
>>>>>>> b4d57e72001f35402139b017ed1c388897b0534c
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -38,6 +41,9 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> aeb1282b4abe1b84f07a878d4f22646156649bf0
=======
>>>>>>> 393cd99d7b8b00608b4afefe1f21a10aae48427d
=======
>>>>>>> b4d57e72001f35402139b017ed1c388897b0534c

View File

@ -34,7 +34,8 @@
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD128",
"MAD129"
"MAD129",
"MAD131"
],
"finished_chunks": [
"01-title",
@ -57,6 +58,22 @@
"02-10",
"02-13",
"02-14",
"02-17"
"02-17",
"04-title",
"04-01",
"04-03",
"04-07",
"04-13",
"04-16",
"04-09",
"05-title",
"05-01",
"05-04",
"05-08",
"05-12",
"05-15",
"05-19",
"05-23",
"05-25"
]
}