Thu Oct 24 2019 08:03:03 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 08:03:04 -04:00
parent 640217e1e0
commit ea6741500b
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Managna fanomenjam-pahasoavana samy hafa antsena araka ny fahasoavana ijay nomena antsena. Laha faminaniana no fanomejam-pahasoavanan'ny raike, die ôka atao araka ny haben'ny finny . \v 7 Laha fanompoana no fanomejam-pahasoavan'ny iray, die ôka ijy hanompo. Laha nisy raike nahajo fanomejem-pahasoavana hampianatre, ôka ijy hampianatre. \v 8 Laha fampaherejana no fanomejam-pahasoavanan'ny raike, ôka ijy hampahery. Laha magnome no fanomejam-pahasoavan'ny raike, ôka ijy hagnano ijany amim-pahalalan-tagnana. Laha hitarika no fanomejam-pahasoavan'ny raike, ôka ijany ho vita ampitandremana. Raha hampiseho fangoraham-po no fanomejam-pahasoavan'ny raike, ôka ijany ho vita am-piravoravoana.
\v 6 Managna fanomenjam-pahasoavana samy hafa antsena araka ny fahasoavana ijay nomena antsena. Laha faminaniana no fanomejam-pahasoavanan'ny raike, die ôka atao araka ny haben'ny finôny . \v 7 Laha fanompoana no fanomejam-pahasoavan'ny iray, die ôka ijy hanompo. Laha nisy raike nahajo fanomejem-pahasoavana hampianatre, ôka ijy hampianatre. \v 8 Laha fampaherejana no fanomejam-pahasoavanan'ny raike, ôka ijy hampahery. Laha magnome no fanomejam-pahasoavan'ny raike, ôka ijy hagnano ijany amim-pahalalan-tagnana. Laha hitarika no fanomejam-pahasoavan'ny raike, ôka ijany ho vita ampitandremana. Raha hampiseho fangoraham-po no fanomejam-pahasoavan'ny raike, ôka ijany ho vita am-piravoravoana.

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 Öka ny fitiavana tsy hisy fihatsaram-belalatsihy. Ankahalao ny ratsy, tajony mahare ijay tsara, Laha ny momba ny fitiavan'ny mpirahalahy, mifankatiava aminareo tsirairaike aby. Laha ny momba ny fanomejam-boninahitra, mifagnajà.
\v 9 Öka ny fitiavana tsy hisy fihatsaram-belalatsihy. Ankahalao ny ratsy, tajony mahare ijay tsara, \v 10 Laha ny momba ny fitiavan'ny mpirahalahy, mifankatiava aminareo tsirairaike aby. Laha ny momba ny fanomejam-boninahitra, mifagnajà.

View File

@ -50,6 +50,7 @@
"02-28",
"12-title",
"12-04",
"12-09",
"12-14",
"12-17",
"14-title",