Thu Oct 24 2019 18:18:21 GMT-0700 (Pacific Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 18:18:22 -07:00
commit 7aea087b45
36 changed files with 73 additions and 2 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 2 \v 1 Noho ijany die tsy managna fialan-tsiny anao, ry olo, anao ijay mitsara, fa ijay itsaranao ny hafa no angnamelohana ny tegnanao. Fa anao ijay mitsara dia magnano an'ireo mandy koa. \v 2 Nefa fantantsena fa ny fitsaran'Andriamanitra die arake ny marina laha mianjady amin' ireo ijay magnano raha hôtran'ireo ijany.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa hevero ijao, ry olo, anao ijay mitsara ireo ijay magnano raha hôtran'ireo na die magnano hôtran'iregny koa aja anao.Hilefa ny fitsaran'Andriamanitra ve anao? \v 4 Sa hamevagninao ny haren'ny hatsaram-pagnahine, ny fandiferane, ary ny faharetane? Tsy fantatrao ve ny hatsaram-pagnahine die natao hitarika anao amin'ny fibebahana?

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Fa ijany die ho amin'ny halehiben'ny hamafy sy tsy fibebahan'ny fonareo no agnagonanareo havignirana ho an'ny tegnanareo amin'ny andro fahavignirana, ijany die, ny andron'ny fanehoana ny fitsarana marin'Andriamanitra. \v 6 Hamaly ny olo abiaby amin'ny fagnaranana hôtr'ireo namboariny Ijy; \v 7 Hagnome araka ny faharetane, ny asa tsara mandremby dera, voninahitra, ny tsy fahafatesana, fiaignana mandrakijay Ijy

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa ho an'ireo ijay mandrembe ho an'ny tegnany, ijay tsy magneky ny marina fa magneke ny tsy fahamarignana, die ho avy ny havignirana sy ny fahasiahana. \v 9 Andriamanitra die hitondra fahorena sy fisotriana amin'ny fagnahin'ny olo abiaby ijay nagnano ratsy, amin'ny Jiosy aloha, ary amin'ny Grika mandy koa

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Fa dera, laja, ary fiadagnana no ho avy amin' ireo ijay magnano ny tsara, amin'ny Jiosy aloha, ary amin'ny Grika mandy koa. \v 11 Fa tsy misy fiangarana miaraka amin'Andriamanitra. \v 12 Fa ijay rehetra magnota tsy managna ny lalàna die ho vere tsy managna lalàna mandy koa, ary ijay abiaby nagnota niarake tamin'ny fagnajana ny lalàna die ho tsaraina araka ny lalàna.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 \v 14 Fa tsy ireo mpaharegne ny lalàna no marina eo ankatrehan'Andriamanitra, fa ireo ijay mampihatra ny lalàna no nohamarignina. Fa ireo Jentilisa, ijay tsy managna ny lalàna, laha magnano ny raha momban'ny lalàna araky ny vôjanahary, die areo no lalàna ho an'ny tegnany, na die tsy managna ny lalàna aja areo

1
02/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Amin'ijany no agnaboahan-dreo fa ny asa angatahan'ny lalàna die vôsoratra ao am-pon-dreo.Ny fieritreretan-dreo mandy koa dia vavolombelogna ho an-dreo, ary ny fisaignan-dreo manokagna die magnameloka na miaro an-dreo amin'ny tegnan-dreo \v 16 ary koa amin'Andriamanitra. Ijany die hibôke amin'ny andro ijay hitsaran'Andriamanitra ireo tsiambaratelon'ny olo abiaby, araka ny filajantsarako, amin'ny alalan'i Jesôsy Kristy.

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Fa laha ôhatran'ny ka Jiosy no angehanao ny tegnanao ary miankina amin'ny lalàna sy mirehareha ao amin'Andriamanitra, \v 18 ary mahalala ny sitrapony sy mamantatra ijay raha tsara loholoho satria nampianarina tamin'ny lalàna anao; \v 19 ary laha ôhatran'ny ka resy lahatra anao fa ny tegnanao die mpitarika ny jamba, fahajavana ho an-dreo ijay ao amin'ny menjigna, \v 20 mpagnitsy ny môla, mpampianatra ny jajakely, ary anangnanao ao amin'ny lalàna ny endriky ny fahalalana sy ny marina, dia ahôna ijany no fiantraikan'ijany amin'ny fomba hiaignanao ny fiaignanao?

1
02/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Ary anao, ijay mampianatre ireo saragne, tsy mampianatre ny tegnanao ve anao? Anao ijay mitory manohitre ny halatre, mangalatre ve anao? \v 22 Anao ijay mijaka fa tsy tokony hijanganjanga, mijangajanga ve anao? Anao ijay mankahala ny sampy, mandroba ireo tempoly ve anao?

1
02/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Anao ijay faly mirehareha ao amin'ny lalàna, magnala baraka an'Andriamanitra ve anao amin'io fandikanao ny lalàna io? \v 24 Fa ny agnaran'Andriamanitra die efa afa-baraka teo amin'ireo Jentilisa noho anareo, "arake ijay efa vôsoratre.

1
02/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Fa mahajo tombony amin'ny famorana tokôtre anareo laha ôhatre ka magneke ny lalàna, fa laha mandika ny lalàna anareo, dia lasa tsy vôfora na die efa vôfora aja anareo. \v 26 Arak'ijany, raha olo tsy vôfora no mitandrigna ijay takian'ny lalàna, tsy hatao ho isan'ny vôfora ve ijy na die tsy vôfora aja? \v 27 Ary tsy ho helohin'ilay raike ijay tsy mifora ara-boajagnahare ve anareo laha ôhatra ka mitandrigna ny lalàna ijy? Ijany die satria managna ny lalàna vôsoratre sy ny famoràna anareo, nefa mbola mandika ny lalàna!

1
02/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Fa ijy die tsy Jiosy amin'ny endrika ivelagne fotsiny; na amin'ny famoràna ijay miseho amin'ny endrika ivelan'ny nofo fotsiny. \v 29 Fa ijy die jiosy ao anaty, ary ny famorana ijay an'ny fo, ao amin'ny Fagnahy, fa tsy ao amin'ny soratre. Ny fiderana ny olona hôtran'ijany die tsy avy amin'ny olo fa avy amin'Andriamanitra.

1
12/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 12 \v 1 Mangataka anareo aho noho ijany, ry rahalahy, noho ireo famindram-pon'Andriamanitra, mba hanolotre ny vatagnareo ho sorogna velogna, masina ekenan'Andriamanitra. Ijany no fanompoanareo araka ny tokony ho ijy. \v 2 Aja manahake an'ijao tontolo ijao, fa miovà amin'ny fanavaojan'ny saigna. Atôvy ijao mba ho fantatrareo ijany tsara, ajo ekena, ary ny sitrapo lafatr'Andriamanitra.

1
12/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa ambarako, nohon'ny fahasoavana ijay nomena an'ahy ny tsy tokony hanagnan,ny abiaby ijay eo aminareo eritreritra hagnambony ny tegnany mihôtra ijay tokony ho eritreretiny, Fa koja, tokony hieritreritra am-pahandrena areo, hôtrin'ny nanomejan'Andriamanitra fatram-pinoana ny tsirairay avy.

1
12/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa managna ratsagna maro amin'ny vatantsena antsena, kanefa tsy mitovy aby ny asan'ireo ratsagna ireo. \v 5 Mitovy amin'ijany, antsena ijay raha be dia vatagna iray mandy ao amin'ny Kristy, ary rantsagna manokagna amin'ny tsirairaike.

1
12/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Managna fanomenjam-pahasoavana samy hafa antsena araka ny fahasoavana ijay nomena antsena. Laha faminaniana no fanomejam-pahasoavanan'ny raike, die ôka atao araka ny haben'ny finôny . \v 7 Laha fanompoana no fanomejam-pahasoavan'ny iray, die ôka ijy hanompo. Laha nisy raike nahajo fanomejem-pahasoavana hampianatre, ôka ijy hampianatre. \v 8 Laha fampaherejana no fanomejam-pahasoavanan'ny raike, ôka ijy hampahery. Laha magnome no fanomejam-pahasoavan'ny raike, ôka ijy hagnano ijany amim-pahalalan-tagnana. Laha hitarika no fanomejam-pahasoavan'ny raike, ôka ijany ho vita ampitandremana. Raha hampiseho fangoraham-po no fanomejam-pahasoavan'ny raike, ôka ijany ho vita am-piravoravoana.

1
12/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Öka ny fitiavana tsy hisy fihatsaram-belalatsihy. Ankahalao ny ratsy, tajony mahare ijay tsara, \v 10 Laha ny momba ny fitiavan'ny mpirahalahy, mifankatiava aminareo tsirairaike aby. Laha ny momba ny fanomejam-boninahitra, mifagnajà.

1
12/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Laha ny momba ny fikirijana, aja misalasala. Laha ny momba ny Fagnahy, ôka hafana fo. Momba ny Tompo, tompoy ijy. \v 12 Mifalia ao amin'ny fahatokiana ijay hanagnanao momba ny ho avy. Mahareta amin'ireo olagnao. Mivavaha fehijay. \v 13 Mifampijara amin'ijay ilain'ny mpino. Mitadiava fomba maro hampiantragnoanao olo.

1
12/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Misôra ireo ijay magnejika anao; misaora ary aja manojona. \v 15 Miaraha-mifaly amin'ireo ijay mifaly; miaraha-mitagny amin'ireo ijay mitagny. \v 16 Mitovia fisaignana amin'ny tsirairaike. Aja misaigna amin'ny fomba mirehareha, fa ikeo ireo olo ambany. Aja mihevitra ny tegnanao ho hendry.

1
12/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Aja mamaly ratsy ny ratsy. Manôva raha tsara eo imason'ny olo abiaby. \v 18 Laha mety arak'ijay ajonao atao, mihavagna amin'ny olo aby.

1
12/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Aja mamaly ratsy ny tegnanareo, ry malala fa omeo lalagna ny havigniran'Andriamanitra. Fa efa vôsoratra hoe: "Ahy ny vali-faty; Ijaho no hamaly; hoy ny tompo. \v 20 Fa raha mosaregna ny fahavaloanao omeo hanigna ijy. Laha te hisotro rano ijy omeo ijy hinomine. Fa laha manao ijany ianao, dia hagnangona vain'afo eo amin'ny lohany. \v 21 Aja mety ho resin'ny ratsy, fa reseo amin'ny tsara ny ratsy.

1
12/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 12

1
14/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 14 \v 1 Reso aby na ijay malemy amin'ny finoana, aja mitsara momba ny tohan-kevitra. \v 2 Ny olo raike die managna finôna hihinagna na ino na ino, fa ny raike hafa ijay malemy dia tsy mihinagna afa tsy legioma.

1
14/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Öka ijay mihinagna ny raha abiaby tsy hagnamavo ijay tsy mihinagna ny abiaby; ary ijay tsy mihinagna ny abiaby koja tsy hitsara ijay hafa mihinagna ny abiaby. Fa Andriamanitra efa nagneky an'aje. \v 4 Ija moa anao, anao ijay mitsara ny mpanompon'olon-kafa? Eo anatrehan'ny tompony ijy no mijoro na lavo. Fa hatsangagna ijy, satria ny Tompo dia afaka manangana an' ajy.

1
14/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Ny olo raike die mihevitra fa misy andro tsara nohon'ny andro aby, Ny hafa koja die mihevitra fa mitovy ny andro abiaby. Avilao ny tsirairaike ho resy lahatra araka ny saigny aby. \v 6 Ijay mandinike ny andro, die mandinike ijany ho an'ny Tompo; ary ijay mihinagna, die mihinagna ho an'ny Tompo, fa misaotra an'Andriamanitra ijy. Ijay tsy mihinagna, die mifady hanina ho an'ny Tompo, ijy mandy koa die misaotra an'Andriamanitra.

1
14/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Fa tsy misy miaigna ho an'ny tegnany antsena, ary tsy misy maty ho an'ny tegnany. \v 8 Fa raha miaigna antsena dia miaigna ho an'ny Tompo, ary laha maty antsena, die maty ho an'ny Tompo. Araka ijany na velogna antsena na maty, die an'ny Tompo. \v 9 Fa ho amin'ijany antony ijany no nahafatesan'ny Kristy ary nahavelomany koa, mba hahaavy an' Aje ho sady Tompon'ny maty no tompon'ny velogna.

1
14/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Fa anao, nahôna anao no mitsara ny rahalahinao? Ary anao, nahôna anao no malaigna ny rahalahinao? Fa antsena abiaby die mbola hijoro ho tsaraina eo ankatrehan'ny seja fiitsaranan'Andriamanitra. \v 11 Fa efa vôsoratra hoe:"Laha mbola velogna koa Aho."hoy nyTompo" die hiforitre eo ankatrehako ny lohalika abiaby, ary ny lela abiaby die hidera an'Andriamanitra."

1
14/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Noho ijany ary, antsena tsirairay aby die hagnano tatitre ny tegnany eo amin'Andriamanitra. \v 13 Ka ôka antsena tsy hifampitsara koa, fa koja hanapaka an' ijao, mba tsy hisy hametrake vato mahatafintohigna na fandrike ho an'ny rahalahiny.

1
14/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Mahafantatre iaho ary resy lahatre ao amin'ny Tompo Jesôsy, fa tsy misy madio amin'ny tegnany. Fa ho an'ijay mandray na ino na ino ho tsy madio fehijay, die tsy madio ijany ho an'aje. \v 15 Satria laha malahelo nohon'ny amin'ny hanina ny rahalahinao, die tsy mandeha am-pitiavana koa anao. Aja simbaina nohon'ny haninareo ireo ijay namoejan'ny Kristy ny aigny.

1
14/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Koa aja mamela ijay heverinareo ho tsara ho aratsiana. \v 17 Fa ny fanjakan'Andriamanitra die tsy momba ny hanina sy rano fisotro, fa momba ny fahamarinana, fiadanana, ary fifaliana ao amin'ny Fanahy Masina.

1
14/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Fa ijay manompo an'i Kristy araka ijany die ankasitrahan'Andriamanitra sy eken'ny olo. \v 19 Noho ijany, ôka antsena hanohy ireo rahan'ny fiadagnana sy ireo raha ijay manefe ny tsirirairaike aby.

1
14/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Aja simbaina nohon'y amin'ny hanina ny asan'Andriamanitra. Madio tokôtre ny raha abiaby fa ratsy ho an'ny olo ijay mihinagna an'aje ary mahaavy an'aje ho tafitohigna. \v 21 Tsara ny tsy mihinan-kena, na misotro divay, na ny raha abiaby ijay mety hanafintohigna ny rahalahinao.

1
14/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Ny finôna anagnao, tehirijo ao aminao sy Andriamanitra. Sambatra ijay tsy magnameloke ny tegnany amin'ijay ekeny. \v 23 Ijay misalasala die meloke laha mihinagna, satria tsy tamin'ny finôna ijany. Ary na ino na ino tsy avy amin'ny finôna die fahotana.

1
14/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha14

View File

@ -1,6 +1,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -35,10 +36,13 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> 98d8a2eca5aa97a228c03230bdc767330977de2f
=======
>>>>>>> 2e037b537de13bedb77ae1a4b8b16d51282b0f7a
=======
>>>>>>> 5d17809539c3b3db406c00ad796742dc786f2c92
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
@ -49,3 +53,8 @@ If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this wor
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 2e037b537de13bedb77ae1a4b8b16d51282b0f7a
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> 5d17809539c3b3db406c00ad796742dc786f2c92

View File

@ -36,7 +36,8 @@
"MAD111",
"MAD110",
"MAD101",
"DELL"
"DELL",
"LAPTOP-MVTMV060"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
@ -218,6 +219,33 @@
"16-21",
"16-23",
"16-25",
"16-27"
"16-27",
"02-01",
"02-03",
"02-05",
"02-08",
"02-13",
"02-15",
"02-17",
"02-21",
"02-23",
"02-25",
"02-28",
"12-title",
"12-04",
"12-09",
"12-14",
"12-17",
"14-title",
"14-01",
"14-05",
"14-07",
"14-10",
"14-12",
"14-14",
"14-16",
"14-18",
"14-20",
"14-22"
]
}