1 line
284 B
Plaintext
1 line
284 B
Plaintext
\v 16 Die nitondran-dreo vola raike Jesôsy. Hoy Ijy tamin-dreo hoe: ''Endrik'ija itoy sary sy soratre itoy?'' Hoy ijy hoe: ''An'i Kaisara.''\v 17 Hoy Jesôsy hoe: ''Omeo an'i Kaisara ijay an'i Kaisara, ary omeo an'Andriamanitre ijay an'Andriamanitre.'' Die jendagna taminy ijy ireo. |