1 line
421 B
Plaintext
1 line
421 B
Plaintext
\v 18 Ireo hafa no ilay vôfafe tamin'ny tany feno tsilo .Regnindreo ny teny, \v 19 fa ny fagnahian'ijao tontolo ijao, ny famitahan'ny harena, sy ny filàna ny raha hafa die tafiditra ka mangeja ny teny, ka tsy mamoa vokatre ijany. \v 20 Ary ireo ijay vôfafe tegny amin'ny tany tsara, die ireo ijay maharegny ny teny ary mandray an ijany, ka namoa vokatra ijy ireo_ telopolo, enimpolo, na avo zato hegnin'ijay nafafe. " |