Thu Oct 24 2019 18:17:13 GMT-0700 (Pacific Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 18:17:13 -07:00
commit aaad75e0f4
68 changed files with 145 additions and 4 deletions

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 3 \v 1 Die nandeha tao amin'ny synagoga koa Jesôsy ary nisy lelahy maty tagnana tao . \v 2 Nijaha akeke an'Ajy ny olo saragne mba hahita laha hagnasitragna an'ajy amin'ny Sabata ijy mba ajahoan-dreo magnameloka an'Ajy.

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Hoy Jesôsy tamin'ilay lelahy maty tagnana hoe: Mitsangana ary mijoroa eto agnivon'olo abiaby eto. \v 4 Die nijaka tamin'olo Ijy hoe: " Ara dalana ve ny magnano tsara amin'ny andro Sabata sa ny magnano ratsy; ny magnavotra aigna sa ny mahafate?" Nefa areo tsy nahajaka.

1
03/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Nijaha an'ajy tamim-pahavignirana Jesôsy, ary nalahelo Ijy nohon'ny hamafin'ny fon-dreo, dia nijaka tamin'ilay lelahy Ijy hoe: ''Amparo ny tagnanao." Die namparin'ilay lelahy ny tagnany ka sitragna. \v 6 Nivôke ireo fariseo nikonokonona niaraka tamin'ny Herodiana handrembe ijay fomba malaky hamonôna an'Aje.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Avy eo Jesôsy, niaraka tamin'ireo mpianany, nenga egne an-dranomasina, ary nisy vahôke rahabe nagnarake avy agne Galilia sy avy agne Jodia \v 8 ary avy agne Jerosalema sy avy agne Edoma ary hatragne amin'ny onin'i Jordana sy magnodidigna ny Tyra sy Sidona. Laha naharegne momba ireo raha namboarine areo, dia nisy vahôka rahabe nenga eo amin'Ajy.

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Die nampandrembe sambokele ny mpianany Jesôsy ho an' Ajy nohon'ny habetsaky ny olo teo, mba tsy hifanolahan'olo Ijy. \v 10 Noho Ijy Nagnasitragna olo rahabe, dia nifandrombaka nagnatogna an'Ajy ny olo abiaby ijay nanagna aretigna mba hikasika an'Aje.

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Isake ny nahita an'Ajy ireo fagnahy maloto, die niankohoka teo alohane ary nihiake, ary hoy areo hoe: "Anao no janak'Andriamanitra." \v 12 Nojakainy mahare areo mba tsy hampahalala an'Ajy .

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Nagnanike tegny an-tendrombohitra Ijy, ary nangaika ireo ijay tiane, die nienga eo amin'Ajy areo. \v 14 Nanendry ireo roambinifolo Ijy (Ijay nangehany hoe Apostôly), mba hahafahan-dreo miaraka amin' Ajy sy hafahane mandefa an-dreo mitory ny hafatre, \v 15 ary hanagna fahefana handrôke demonia. \v 16 Avy eo die nanendry ireo roambinifolo Ijy: Simôna, ijay namene agnarana hoe Petera;

1
03/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Jakôba janak'i Zebedio, sy Jaona rahalahiny, ijay nameny ny agnarana hoe Boanarijesy, ijay midika hoe Jana-baratra; \v 18 ary Andrea, Filipo, Baritolomeô, Matio, Tômasy, Jakôba janak'i Alfeô, Tadeô, Simôna Zelota, \v 19 ary Jodasy Iskariota, ijay hamadika an' Aje.

1
03/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Die nody tagny an-dragnony Ijy, ary niarak'avy koa ny vahôke, hany ka tsy afaka nihinagna akory areo. \v 21 Laha naharegne ny momba ijany ny fianakiaviane, die nivôka areo hangala an'aje, satria nojakain-dreo ijy hoe : Very saigna Ijy.'' \v 22 Ary ireo mpanora-dalàna ijay nidigna avy agny Jerosalema dia nijaka fa :" Ipetrahan'ny Belzeboba Ijy," ka, Amin'ny alalagn'ny mpanapaky ny demonia no androahany ny demonia."

1
03/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Die nangehin' Jesôsy ho eo amin'Aje areo ka nijaka an-dreo tamin'ny alalan'ny fagnoharana hoe: "Ahôna no hahafahan'i Satana mandrôka an'i Satana?" \v 24 Laha misy fanjakana miady an-dragno, dia ho rava ijany. \v 25 Ary raha misy tokan-tragno miady an-dragno, die tsy hateja ijany tokan-tragno ijany.

1
03/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Laha nitsangana nanohitre ny tegnane Satana ary nisarake, dia tsy hateja ka hifaragna. \v 27 Fa tsisy afaka miditre ao an-dragnona lelahy matanjaka raike ary mandroba ny fanagnane laha tsy mamehe an'ilay matanjaka aheke, ary handroba ny tragnony ijy avy eo.

1
03/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Jakaiko marina aminareo, ho vôvela aby ny heloky ny janak'olombelogna, na die ireo jaka ratsy abiaby ijay avôkan'ny vavany aja, \v 29 fa ijay mijaka ratsy ny Fanahy Masina koja die tsy ho vôvela heloka mandrakijay, fa meloke nohon'ny ota mandrakijay." \v 30 Nagnambara ijany Jesôsy nohon'ny filajan-dreo hoe: "Managna fagnahy maloto Ijy."

1
03/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Avy eo die avy i endrine sy ireo rahalahine ary nitsangana tegne ivelagny. Nandefa olo nampahafantatra an'Ajy areo, ka nampangaika an'Ajy. \v 32 Nitoboka magnodidigna an' Ajy ny vahôke ary hoy areo tamin'Ajy hoe: "I endrinao sy ireo rahalahinao die ao ivelagne ao mandrembe anao areo."

1
03/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Ary Ijy namaly hoe: "Ija no endriko sy rahalahiko?" \v 34 Ary nijaha nagnodidigna an'Ajy Ijy ary hoy Ijy hoe:"Jahao, ireto ny endriko sy rahalahiko! \v 35 Fa na Ija na Ija magnano ny sitrapon'Andriamanitra, die ijany olo ijany no rahalahiko sy anakaviko, ary endriko."

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 4 \v 1 Ary nanomboke nampianatra teo amoron'ny ranomasina koa Ijy, ary nisy vahôke rahabe nivory nagnodidigna an'Ajy. Niditra tao an-tsambokely ijay teo an-dranomasina Ijy, die nipetrake tao amin 'ijany, Ny vahôke abiaby koja die nijanogna teo amoron'ny ranomasina. \v 2 Nampianatra an-dreo raha maro tamin' ny alalan'ny fagnoharana Ijy, ary tao amin'ny fampianarane, die ijao no nojakainy tamin-dreo.

1
04/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Tenoy, nisy mpamafy handeha hamafy voa. \v 4 ary laha namafy ijy, die nisy voa saragne niraraka tamin'ny lalagna, ka avy ireo vorogna die nihinagna an'ijany. \v 5 Ny voa saragne nirarake tamin'ny tany feno vatovato, ijay tsy nisy tany firy. Avy die naniry avy hatragny ijy iregny, satria tsy laligna ny tany nisy an'ajy.

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Laha nipôka ny masoandro, die nalajo ijy ireo, satria tsy nisy vahany ijy ireo die maigna. \v 7 Ny voa hafa niraraka tamin'ny tany feno tsilo. Ary naniry niha-lehibe ireo tsilo ireo die nangeja an' ajy ka tsy nagnome voa.

1
04/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Ny voa hafa niraraka tamin'ny tany tsara ka namokatra voa teo am-pitomboana ary nihamaro, ary ny saragne nitombo avo telopolo hegny, ny saragne enimpolo, ny saragne zato. \v 9 Avy eo die hoy Ijy hoe:" Ijay manan-tadigny hiteno, ôka ijy hiteno! ''

1
04/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Laha rerike Jesôsy, die nanontagne an' Ajy momba io fagnoharana io ireo ijay akeky an' Ajy sy ireo mpianany roambinifolo. \v 11 Hoy Ijy tamin-dreo hoe. Ho anareo no nanomejana ny raha-takon'ny fanjakan' Andriamanitra. Fa ho an-dreo ijay agny ivelany die fagnoharana aby, \v 12 mba amin'ny fotôgna hijahan-dreo, eka hijaha areo, nefa tsy hahita, ary mba amin'ny fotôgna hitenoan-dreo, eka hiteno areo, nefa tsy hahafatantre an'ijany, na koa hiodigna areo die hamindra fo amin-dreo Andriamanitra.''

1
04/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Ary hoy Ijy tamin-dreo hoe:"Tsy ajonareo ve ijany fagnoharana ijany? Ahôna ijany no hajahoanareo ireo fagnoharana abiaby hafa ? \v 14 Ilay mpamboly ijay namafy ny voa die ilay raike ijay namafy ny teny. \v 15 Ireto no ilay niraraka teny an-dalagna, ijay namafajana ny teny, fa laha regnin-dreo ijany, die tonga avy hatragny Satana ary hangalatra ny teny ijay vôfafe tamin-dreo.

1
04/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Ireto no ilay vôfafe tamin'ny tany feno vatovato, ijay, laha naharegny ny teny, die nandray ijany avy hatrany tamim-pifalena. \v 17 Tsy misy fakany ao amin-dreo fa maharitra fotôgna fohy mandy. Die avy ny fahorena na ny fagnenjehana nohon' ny teny, ka avy hatrany die lavo areo.

1
04/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ireo hafa no ilay vôfafe tamin'ny tany feno tsilo .Regnindreo ny teny, \v 19 fa ny fagnahian'ijao tontolo ijao, ny famitahan'ny harena, sy ny filàna ny raha hafa die tafiditra ka mangeja ny teny, ka tsy mamoa vokatre ijany. \v 20 Ary ireo ijay vôfafe tegny amin'ny tany tsara, die ireo ijay maharegny ny teny ary mandray an ijany, ka namoa vokatra ijy ireo_ telopolo, enimpolo, na avo zato hegnin'ijay nafafe. "

1
04/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Jesôsy nijaka tamin-dreo hoe : "Moa indôsinao an-dragno ve ny jiro mba hapetraka ambany tanty, na ambany farafara? Indôsinao miditra ijany die hapetrakao ambony fipetrahan-jiro. \v 22 Fa tsy misy raha takogna ijay tsy ho fantatre, ary tsy misy tsiambaratelo ijay tsy hibôke. \v 23 Laha misy manan-tadigny hitenoana, ôka ijy hiteno!''

1
04/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Hoy Ijy tamindreo hoe. "Mitandrema amin'ny teny ijay regninareo, fa arakarakin'ny ohatra agnoharanareo mandy, no agnoharana anareo, ary hampena aminareo ijany. \v 25 Satria na ija na ija managna die amena be loholoho ijy, ary na ija na ija tsy managna, na ijay anagnany aja halaina amin'ajy."

1
04/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Ary hoy mandy koa ijy hoe. '' Ny fanjakan'Andriamanitra dia hôtrin'ny olo raike mamafy ny voany amin'ny tany. \v 27 Mandry ijy amin'ny aligna ary mifoha amin'ny maraigna ary ny voa die mitsimoke ka maniry, fa tsy fantany hoe akore. \v 28 Ny tany die mamoa amin'ny tegnany mandy: vôlohany ny rantsagne, avy eo ny tahone, avy eo ny voa matoy amin'ny tahone. \v 29 Ary Laha matoy ny voa die avy hatragne ijy die hampamaragna fa efa avy ny fotoam-pambilejana.''

1
04/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Ary hoy mandy koa ijy hoe . ''Ino no ajontsena agnoharana ny fanjakan'Andriamanitra, na ino fagnoharana ampiasaintsena hangnajavana ijany? \v 31 Ijany die hôtrin'ny voatsinampy ijay, laha hafafe, die ijy no voa bitika loholoho amin'ny voa abiaby eto ambonin'ny tany. \v 32 Nefa, laha vôfafe ijany, die mitsimoke ary lasa angejabe noho ny hajo abiaby, ary mamoa rantsagna ngenja ka ajon'ny vorogna hamboarana ny tragnony eo amin'ny alokalokane.''

1
04/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Ary fagnoharana maro hôtran' ijany no nagnambarane ny teny tamin-dreo, arak'ijay fajahoan-dreo an'aje, \v 34 die tsy nijaka tamindreo laha tsy tamin'ny fagnoharana Ijy. Nefa laha rerika Ijy, die nohajavainy tamin-dreo mpianane manokagna ny raha abiaby .

1
04/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Tamin'ijany andro ijany, laha avy ny sondrogn' andro die hoy Ijy tamin-dreo hoe : "Andao antsena hitsaka erôy agnilane. " \v 36 Die niala tamin'ireo vahôka areo, nitondra an' i Jesôsy niaraka tamin-dreo, laha igny Ijy tao agnaty sambokely igny. Nisy sambokely hafa nandeha niaraka tamin-dreo. \v 37 Avy eo nanomboka nisy tafio-drivotra be ary onjan-drano nanafotre ny sambokely ka efa seky feno rano ny sambokely.

1
04/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Ary Jesôsy rery nandry teo ambodin'ny sambokely tambonin'ny ondagna. Nofohajin-dreo Ijy, nagnano hoe : ''Mpampianatrô, tsy mampagnino Anao ve raha ho faty eto antsena?" \v 39 Ary nifoha Ijy, die nijaka mahare tamin'ny rivotra, ary nijaka tamin'ny ranomasina hoe: '' Mitrihea! marena! die nitrehy ny rivotra, ka nisy filamignane be.

1
04/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Die hoy Ijy tamin-dreo hoe:"Nahôna anareo no vaka? Mbola tsy manam-pinôna mandy ve anareo?" \v 41 Feno hangoegnana areo ka nifampijaka hoe: '' Ija moa itoy, fa na die ny rivotra sy ny ranomasina aja magneke an'Ajy?"

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 4

1
10/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 10 \v 1 Nenga teo amin'ijany toerana ijany Jesôsy ary nandeha tagne amin'ny faritr'iJodia sy tegny amin'ny faritra ambanin'ny reniranon' i Jordana, ary nenga eo amin'Aje koa ny vahôke. Ary araka ny fataone, die nampianatre an-dreo koa Ijy. \v 2 Die nagnatogna an'Aje ireo fariseo mba hitsapa an'Aje ka nagnadina hoe: "Ara-dalàna ho an'ny lelahy ve ny misaraka amin'ny vadine?" \v 3 Namaly Ijy hoe: 3Ino no nandidian'i Mosesy anareo?" \v 4 Die hoy areo hoe:'Mosesy die namela lelahy raike hanoratra taratasy fagnamarignana fisaraham-panambadiena ary mandefa an'aje avy eo."

1
10/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Hoy Jesôsy tamin-dreo hoe: "Nohon'ny hamafin'ny fonareo no nanoratane ho anareo ijany lalàna ijane." \v 6 Fa tagny am-piandohan'ny famorognana, 'Andriamanitra nagnano an-dreo ho lahy sy vave.

1
10/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Amin'ijany antony ijany die handao ny abany sy endriny ny lahy ka hitambatre amin'ny vadine, \v 8 ary hanjary ho nofo raike ijy roe. Ka tsy roa koa areo, fa ho nofo raika mandy. \v 9 Koa ijay natambatr'Andriamanitra, die ôka tsy ho sarahan'olombelogna."

1
10/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Ary laha tao an-dragno areo, die mbola namerigna nagnotane mikasika ijany mandy ireo mpianatre. \v 11 Hoy Ijy tamin-dreo hoe: "Na ija na ija lelahy misarake amin'ny vadine ka magnakatre viavy hafa die mijangajanga. \v 12 Laha misaraka amin'ny vadine ny viave ka manambady lelahy hafa, die mijanganjanga ijy."

1
10/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Avy eo areo dia nitondra ny jana-dreo teo amin'Aje mba hametrahany tagnana, fa novigniran'ireo mpianatra areo. \v 14 Fa laha nahatsikaritre ijany Jesôsy dia vignitra mafy Ijy ka nijaka tamin-dreo hoe: "Abelao ny jaja hagnatogna an'ahe, ary aja raràna areo fa ny fanjakan'Andriamanitra die an'ireo ijay hôtran-dreo.

1
10/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Jakaiko aminareo marina tokôtre, na ija na ija tsy mandray ny fanjakan'Andriamanitra hôtrin'ny jajakele die tsy hiditre ijany amin'ijany velivele." \v 16 Avy eo die notrotroine ireo jaja ireo ka notsofiny rano sady nametrahane tagnana.

1
10/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Ary laha nanomboke ny diany Ijy, die nisy lelahy nihajakajake ka nandohalika teo ankatrehane, ary nagnadigna hoe: "Ry mpampianatra tsara , ino no tsy mentsy ataoko mba handovàko ny fiegnana mandrakijay?" \v 18 Jesôsy nagnano hoe: "Nahôna no jakainao hoe tsara iaho? Tsy misy tsara, afa tsy Andriamanitra raika mandy. \v 19 Fantatrao ny didy hoe:'Aja mamono olo, aja mijangajanga, aja mangalatre, aja mijoro ho vavolombelogna tsy marina, aja mamitake, hajao iabanao sy iendrinao'."

1
10/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Die hoy ilay lelahy hoe: "Mpampianatrô, efa narahiko hatramin'ny fahatanorako lahatagne ireo abiaby ireo." \v 21 Nijaha an'aje Jesôsy die tia an'ajy. Ary hoy Ijy tamin'ajy hoe: "Misy raha banga raike ao aminao.Tsy mentsy amidinao ijay abiaby anagnanao ary amena ny misotry ijany, die hanagna harena agny an-dagnitra anao. Avy eo magnaraha an'Ahe. \v 22 "Fa noho ijany filajana ijany die nalahelo ijy ka nandeha nangasiasy, satria nanagna fanagnam-be tokôtre ijy.

1
10/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Nijaha ny magnodidigna an'Ajy Jesôsy ary nijaka tamin-dreo mpianany hoe; "Tena sarotre ho an'ireo managna harena be ny miditra ny fanjakan'Andriamanitra! \v 24 Die jendagna tamin'ny jakane areo mpianatre. Fa hoy koa Jesôsy tamin-dreo hoe: "Anaka sarotre ny fidirana ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra! \v 25 Mora loholoho ho an'ny rameva ny miditra amin'ny vody fanjaitre, noho ny hidiran'ny mpanankarena ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra."

1
10/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Die mbola jendagna koa ny mpianatra ary die nifagnadina areo hoe: "Ija ijany no afaka ny ho vôvonjy? "' \v 27 Nijaha an-dreo Jesôsy ary hoy Ijy hoe: ''Tsy vitan'olo ijany, fa vitan'Andriamanitra. Satria ny raha abiaby die hain'Andriamanitra amboarina." \v 28 Die nanomboka nijaka tamin' Ajy Petera hoe: "Jahao ahay ireto die nahafoy ny raha abiaby ary nagnaraka Anao. "

1
10/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Ary hoy Jesôsy; "Jakaiko marina aminareo, tsy misy olo ijay nandao ny tragnone, na ny rahalahine, na ny rahavavine, na ny endrine, na ny abane, na ny janagne, na ny tanine noho ny amin'Ahe, sy ny filajantsara, \v 30 ka tsy nahajo avo jato heny amin'ijao taonjato ankehitriny ijao: die tragno, rahalahy, rahavavy, rene, janake sy tane, miaraka amin'ny fagnenjehana, ary amin'ny taonjato ho avy, die ny fiegnana mandrakijay. \v 31 Fa betsake ny vôlohane ho lasa farane, ary ny farane ho lasa vôlohane."

1
10/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Tegny an-dalagna areo, hiakatra ho agny Jerosalema, ary Jesôsy nandeha neloha an-dreo. Jendagna ireo mpianatre, ary ireo ijay nagnaraka an Aje tao afara die natahotra. Nangehin 'i Jesôsy ho eo amin'Aje koa ijy roambinifolo ary die nanomboka nijaka ijay raha hanjo an'Aje tsy ho ela Ijy. \v 33 "Jahao, miakatre ho agne Jerosalema antsena ijao, ary ny Janak'Olo die atolotra ny mpisoronabe sy ny mpanora-dalàna. Ho helohin-dreo ho fate Ijy ary hatolone amin'ny Jentilisa. \v 34 Ireo die hagneso an'Aje, handrora an'Aje, handamoka an'Aje, hahafate an'Aje. Fa afaka telo andro die hitsangana amin'ny maty Ijy.''

1
10/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Jakoba sy Jaona, Janak'i Zebedio, nagnatogna an' Aje ary nijaka tamin' Ajy hoe: "Mpampianatrô, mba tianay laha mba amboarinao ijay raha abiaby angatahanay aminao.'' \v 36 Die hoy Ijy tamin-dreo hoe: "Ino no tianareo ho ataoko ho anareo?" \v 37 Hoy areo hoe : Avelao ahay hiara-hipetraka aminao ao amin'ny voninahitrao, ka ny raike eo an-tagnana ankavananao ary ny raike ankavianao."

1
10/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Fa Jesôsy namaly an-dreo hoe: ''Tsy fantatrareo ijay angatahinareo. Anareo ve afaka misotro amin'ny kapôka ijay hisotroako na hiaritre hatao batisa amin'ijay hanôvana batisa an'Ahe?" \v 39 Hoy areo taminy hoe: "Vitanay Ijane.'' Ary nijaka tamin-dreo Jesôsy hoe: " Ny kapôke ijay hinomiko, die hinomanareo, ary amin'ny batisa ijay hanaovam-batisa an'Ahe, no hanaovam-batisa anareo koa. \v 40 Fa ijay hipetrake an-tagnana an-kavanako na eo ankaviako koja die tsy miankigna amin'Ahy ijany, fa ijany die ho an'ireo ijay nagnomagnana ijany.

1
10/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 41 Laha naharegny ny momba ijany ireo mpianatra folo hafa, die nanomboka vignitre mafy tamin'i Jakoba sy Jaona. \v 42 Nangehin'i Jesôsy ho eo amin'Aje areo ary nijaka hoe:'' Fantatrareo fa ireo ijay heverina ho mpanapaky ny Jentilisa die mampanompo an-dreo, ary ny lehibe mpifehy an-dreo die magnampatra fahefana amin-dreo.

1
10/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Fa tsy tokony ho hôtran'ijane ny aminareo. Fa na ija na ija magniry ho lehibe aminareo die ôke ijy ho mpanomponareo, \v 44 ary na ija na ija magniry ho vôlohane aminareo die ôke ijy no andevonareo abiaby. \v 45 Fa ny Janak'olo tsy avy mba ho tompoina, fa mba hanompo, sy hagnome ny aigne ho takalon'aigna ho an'ny maro."

1
10/46.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 46 Tonga tao Jerikô areo. Laha nivoaka ny tanàna niaraka tamin'ny mpianany sy vahôke rahabe Ijy, ny Janak'i Timeô, Bartolomeô, ijay mpangatake sady jamba, nitoboke teo amoron-dalagna. \v 47 Laha naharegny ijy fa Jesôsy avy agny Nazareta ijany, dia nanomboka nihiakiaka mafy ijy ary nijaka hoe:'' Ry Jesôsy, Janak'i Davida ô, mamindra fo amin'ahe! \v 48 "Be no nijaka an'ajy mba hangigna. Fa vô meke ijy nihiakiake mahare hoe: "Ry Janak'i Davida ô, mamindra fo amin'ahe!"

1
10/49.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 49 Nijanogna Jesôsy ary nampangaike an'aje.Nangehin-dreo ilay jamba,ary nojakaine hoe: ''Mahereja! Mitsangàna! Mangaike anao Ijy. " \v 50 Narene ny lambane, ary nitsangagna,ka nenga eo amin'ny Jesôsy ijy:

1
10/51.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 51 Dia namaly an'aje Jesôsy ary nijaka hoe: "Ino no tianao hamboariko aminao?" Hoy ilay lelahy jamba hoe: "Raby ô, te-hahiratra aho." \v 52 Ary hoy Jesôsy taminy hoe: '' Mandihana. Ny finônao no nahavonjy anao. "Die nahita niaraka tamin'ijay ny masone, ary nagnarake an'i Jesôsy tegny an-dalagna ijy.

View File

@ -1 +1,5 @@
Toko 10
<<<<<<< HEAD
Toko 10
=======
Toko faha 10
>>>>>>> f9edbf06eb54712ccb96bead9ecb5f47937276a2

1
13/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 13 \v 1 Ary laha niala tao an-kianjan'ny tempoly Jesôsy , die nijaka tamin'ny raike tamin'ny mpianany hoe: " Mpampianatrô , jahao ny hatsaran'ny vato sy ny hatsaran'ny rafitre! ''' \v 2 Hoy Ijy taminy hoe: '' Hitanao ve ireto rafitra ngezabe ireto? Tsy habela hisy vato irake hifanengina eo ka tsy ho ravana.''

1
13/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ary laha nitoboke teo an-tendrombohitr'Oliva tandrifin'ny tempoly Ijy, die nagnadigna an'Aje mangingigna Petera, Jakoba, Jaona sy Andrea hoe: \v 4 ''Jakao aminay amivena no hibôke Ijany raha abiaby ijany? Ino no famantarana laha hibôke ireo raha ireo? "

1
13/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 \v 6 Ary Jesôsy nanomboke nijaka tamin-dreo hoe : ''Mitandrema mba tsy hisy olo hampivily lalagna anareo. Fa maro no ho avy amin'ny Agnarako sy hijaka hoe; Iaho no ijy ary maro no ho voafitagne.

1
13/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Laha maharegny ady sy resabe momba ny ady anareo, die aja magnahe; tsy mentsy mibôke ireo, fa tsy mbola ijay no farane. \v 8 Fa hisy firenena hitsangagna hamely firenena ary fanjakana hamely fanjakana. Ary hisy horohoron-tany amin'ny toerana rahabe, sady hisy mosare. Ijany no fiatombohan'ny fahoren'ny fiterahana.

1
13/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Mitandrema anareo. Ho atolo-dreo amin'ny Synedriona anareo, die holamohine ao amin'ny synagoga.Hitsangagna alohan'ireo mpanapaka sy ireo mpanjaka noho ny Amin'ahy anareo, ho vavolombelogna amin-dreo. \v 10 Fa ny filajantsara die tsy mentsy ho toriana any amin'ny firenena abiaby aheke.

1
13/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Laha manambotre sy manolotre anareo areo, die aja mangoaigna amin'ijay mety ho jakainareo. Fa amin'ny lera farane igny, die homena anareo ijay tokony ho jakainareo; tsy anareo akory no hijaka fa ny Fanahy masina. \v 12 Ny rahalahy hanolotra ny rahalahiny ho faty, ary ny ray hanolotra ny janagne. Ny janaka hitsangagna hanohitre ny abane amin'ny endrine ka hahafate an-dreo. \v 13 Ho halan'ny olo abiaby anareo noho ny Agnarako. Fa na ija na ija mahadigny hatramin'ny farane die ho voavonjy ijany olo ijany.

1
13/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Fa laha hitanareo mitsangana amin'ny tokony tsy hitsanganane ny fahavetavetany fandravana(Öka hisaigna ijay mamaky) die ôka ijay avy any jodia rehetra hilefa egny an-tendrombohitre. \v 15 Ijay ao an-tampon-tragno ôka tsy hijotso ao an-dragno na hamoaka raha avy ao amin'ijane, \v 16 die ijay agny an-karegnana ôka tsy himpody hangala ny lambane.

1
13/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Lojan'ireo viave betroke sy ijay mampinono amin'ijany andro ijany! \v 18 Mivavaha anareo mba tsy ho amin'ny andro rirignina no hitrangan'ijany. \v 19 Fa hisy fahorena be ijay mbola tsy nisy lahatamin'ny vôlohane, laha namorogna ijao tontolo ijao Andriamanitra, tsiare, fa mandrakijay tsy hisy koa ijany. \v 20 Ary laha tsy hoe nafohejin'ny Tompo ijany andro ijany, die tsy hisy nofo ho vôvonjy. Fa noho ny olombôfidy ijay nofidine, die nafohejin'e isan'ijane andro ijane.

1
13/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Ary laha misy olo mijaka aminao hoe: ''Jahao atoy ilay Kristy! na koa hoe: Jahao erôy ijy! die aja mino ijany. \v 22 Fa hisy Kristy sandoke sy mpaminany sandoke hibôke haneho famantarana sy fahazindagnana mba hamitahana, na die ny olom-boafidy aja, raha ajo atao. \v 23 Membena! efa vôjakako taminareo meloha ny fotôgn'ireo raha abiaby ireo.

1
13/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Kanefa afaran'ireo fahoren'ireo andro ireo, die hihamejigna ny masoandro, ny volagna tsy hagnome ny hajavane, \v 25 ireo vasiagna hirarake avy hategny an-dagnitre ary ireo hery ijay ao an-dagnitre ho hojongojognina. \v 26 Ka ho hitandreo ny Janak'olo avy lahategny amin'ny rahogna amin'ny hery lehibe sy voninahitre. \v 27 Die hagnirake ny anjeline Ijy ka hamory miarake ireo olom-bôfidine avy agny amin'ny vajan-tany efatre, avy agny amin'ny faran'ny tany ka hatramin'ny faran'ny lagnitre.

1
13/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Mangalà lesona avy amin'ny hajon'aviavy. Laha vô manaroke sy mandravigna ny rantsagne, die fantatrareo fa mariny ny lohantaogna. \v 29 Hôtran'ijany koa laha vô mitranga ijany raha abiaby ijany, die fantatrareo fa mariny Ijy, marivo ny vavahady.

1
13/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Jakaiko aminareo, marina tokôtre itoy taranaka itoy die tsy ho lane ritre mandra-piboahan'ijany raha abiaby ijany. \v 31 Ho levogna ny tany sy ny lagnitre fa ny teniko tsy mba ho levogna mandrakijay. \v 32 Fa ny mahakasike ijany andro na lera ijany, die tsy misy mahalala, na ireo anjely agny an-dagnitre aja, na ny janake, fa ny Ray mandy.

1
13/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Mitandrema! Membena,satria tsy fantatrareo ny lera.( fagnamarinana: Ireo fahefana taloha die hoe:Mitandrema! Membena ary mivavaha satria...) \v 34 Ijany hôtran'ny lehilahy raike handeha lavitre_nenga ny tragnony ijy ka ireo mpanompone no nataone nendrekitre ny tragnone samby amin'ny raharahany aby, ary nandidy ny mpiambigna ijy mba tsy hoandre.

1
13/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Kô membena, satria tsy fantatrareo hoe ovena no ho avy ny tompon-tragno; mety ho amin'ny sondrogn'andro ijany, na amin'ny sasak'alina, na magneno akoho,na maraigna. \v 36 Fa laha avy tampoke ijy die aja avela hahita anareo mandry ijy. \v 37 Ijay jakaiko aminareo dia jakaiko amin'olo abiaby koa: Membena!"

1
13/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 13

View File

@ -1,6 +1,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -35,10 +36,13 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> 0e677a002a36a5ea8457e3d6cc4f99886dd44570
=======
>>>>>>> 68467f1845363c07888ecd81f8fb780ca30b8473
=======
>>>>>>> f9edbf06eb54712ccb96bead9ecb5f47937276a2
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
@ -49,3 +53,8 @@ If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this wor
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 68467f1845363c07888ecd81f8fb780ca30b8473
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> f9edbf06eb54712ccb96bead9ecb5f47937276a2

View File

@ -36,7 +36,8 @@
"MAD111",
"MAD110",
"MAD101",
"DELL"
"DELL",
"LAPTOP-MVTMV060"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
@ -170,7 +171,6 @@
"09-45",
"09-47",
"09-49",
"10-title",
"11-01",
"11-04",
"11-07",
@ -256,6 +256,69 @@
"16-12",
"16-14",
"16-17",
"16-19"
"16-19",
"03-01",
"03-03",
"03-05",
"03-07",
"03-09",
"03-11",
"03-17",
"03-20",
"03-23",
"03-26",
"03-28",
"03-31",
"03-33",
"04-title",
"04-01",
"04-03",
"04-06",
"04-08",
"04-10",
"04-13",
"04-16",
"04-18",
"04-21",
"04-24",
"04-26",
"04-30",
"04-33",
"04-35",
"04-38",
"04-40",
"10-01",
"10-05",
"10-07",
"10-10",
"10-13",
"10-15",
"10-17",
"10-20",
"10-23",
"10-26",
"10-29",
"10-32",
"10-35",
"10-38",
"10-41",
"10-43",
"10-46",
"10-51",
"13-title",
"13-01",
"13-03",
"13-05",
"13-07",
"13-09",
"13-11",
"13-14",
"13-17",
"13-21",
"13-24",
"13-28",
"13-30",
"13-33",
"13-35"
]
}