Thu Oct 24 2019 17:44:19 GMT-0700 (Pacific Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 17:44:20 -07:00
commit 80aa8b1f36
95 changed files with 200 additions and 6 deletions

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Nandao anio toerana io Ijy ka namonjy ny tanindrajagne,\v 2 Ary die nagnaraka andreo ny mpianatrany. ary laha avy ny andro sabata, die nampianatra tao amin'ny Synagoge ijy. Rahabe ny olo naharegne anajy ka jendagna areo. Die nijaka areo hoe: "avy aja no najahône anireo fampenarana ireo?" "Ino jao fahendrena ijay namena anajy jao?". "Ino ireo fahajindagnana ijay namboariny tamin'ny tagnany ireo?" \v 3 "Tsy ilay mpandrafitre ve io, ilay janaky i Maria ary rahalahin'i Jakoba sy Josesy sy Jodasy ary i Simona? Tsy miaraka amintsena eto ve ireo anakavine?" Tohigna tamin'i Jesôsy ijy ireo.

2
06/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 4 Ary hoy Jesosy tamindreo hoe: "tsy misy mpaminangny tsy homen-kaja, hafa-tsy ao amin'ny tanindrajagne sy ao amin'ny havane akeky ary ao amin'ny ankohonany manokagna mandy." \v 5 Tsy afake nagnano asa mahagaga Ijy, hafa-tsy ny famitrahany tagnana amin'ny marary vitsivitsy ary nampisava andreo. \v 6 Jendagna nohon'ny tsy fino
ôn'ijy ireo Ijy. Avy teo nandeha nagnodidigna ireo tanàna Ijy hampianatre.

1
06/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Avy teo die nangaike ireo roe ambifolo lahy Ijy ary nanomboka nagnirake andreo tsiroiroe, ary namene fahefana teo amin'ny fagnahy maloto areo, \v 8 ary nandidy andreo tsy hitondra n'ino n'ino amin'ny diene, na mofo, na kitapo, na vola amin'ny fehin-kibon'ijy ireo- hafa-tsy tehigna mandy-\v 9 fa hagnano kapa, ary tsy hagnano akanjo roe.

1
06/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Hoy ijy tamindreo hoe: "Na ovene na ovena anareo miditra amina tragno raike, die mitoboha ao mandram-pelanareo agne.\v 11 Ary laha misy tanána tsy mandray anareo na miteno anareo, laha menga ao amin'ijany toerana ijany anareo, die ahitsagno ny botane amin'ny tongotrareo mba ho fijorôna vavolombelogna amindreo."

1
06/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Die nenga areo ary nitory fa ny olo die tokone hibebake amin'ny fahotane. \v 13 Nandrôke devoly rahabe areo, ary nagnosotre marary rahabe tamin'ny diloilo ka nagnasitragna anajy ireo.

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Regnin'i Heroda mpanjaka ijany, satria nanjary fanta-daja ny agnaran'i Jesosy. Ny saragne nilaja hoe: "Nitsangagna tamin'ny maty Jaona mpanao batisa ary noho ijane, die miasa ao agnatine ireo hery mahajendagna ireo." \v 15 Fa ireo saragne koja nijaka hoe: "Elia Ijy." Ny saragne mbola nijaka hoe: "Mpaminagny Ijy, tahaka ny raike amin'ireo mpaminagny tamin'ny andro taloha."

1
06/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa laha naharegny i Heroda die hoy ijy hoe: "Jaona, ijay nitapahiko loha' no nitsangagna tamin'ny maty." \v 17 Fa Heroda no nampanambotre an'i Jaona ka nandefa anaje tagny andrangnomejigna nohon'ny raharaha Herodiasy ( vadin'ny Filopo rahalahine), satria novadiene raviave.

1
06/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Fa i Jaona nijaka an'i Heroda hoe: "Tsy ara-dalàna ny hanambadienao ny vadin'ny rahalahinao." \v 19 Fa vignitre taminaje Herodiasy ka nitady ijay hamonôna anaje, nefa tsy afake, \v 20 nohon'ny fatahoran'i Heroda an'i Jaona; fantane fa olo- marina sy feno fahamasignana ijy, ary niaro anaje ijy. Nanahiran-saigna ny fitenôna anaje, kanefa die mbola niteno anajy tami-kafalena ijy.

1
06/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Avy teo nisy irake tamin'ny fitsingeregnan'ny taogna nahaterahan'i Heroda ka nagnano fanasàna ho an'ireo lehibene, sy ireo mpifehine, ary ireo mpitarika ny Galilia ijy. \v 22 Die niditre ny efitragno fanasana ny janaka vavin'ny Herodiasy ary nandihy hôndreo, ary nahafinaritre an'i Heroda sy ireo vahiny nasaina tamin'ny fihinanana ijy. Hoy ny mpanjaka tamin'drajajavave hoe: "angatahy aminahe ijay raha manotolo tienao die hameko anao ijane."

1
06/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Ary nifanta taminajy ijy nagnano hoe: "na ino na ino angatahinao aminahe, die hameko anao, hatramin'ny ansasaky ny fanjakako." \v 24 Die nivôka ijy ary nijaka tamin'i endrine hoe: "Ino no tokony angatahiko aminaje?" Die hoy endrine hoe: "Ny lohan'i Jaona mpagnano batisa." \v 25 teo no ho eo die niverigna tagny amin'ny mpanjaka ijy, ka nangataka, nagnano hoe: " Tieko amenao anahe, ijao dieny ijao, eo ambony lovia ny lohan'i Jaona mpagnano batisa."

1
06/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Na die nampalahelo mafe ny mpanjaka aja ijane, die tsy afaka nandà ny fanagatahane ijy nohon'ny fifantana namboarine sy noho ireo vahinine nasaina tamin'ny fihinanana. \v 27 Noho ijany die nandidy miaramila raike avy tamin'ny mpiambigna ny mpanjaka ary nandidy anaje hitondra ny lohan'i Jaona hôminaje. Nenga ilay mpiambigna ary nanapaka ny lohany tao andragnomejigna. \v 28 Nindane teo ambon'ny lovia ny lohany ary namene andrajajavave, ary ilay jajavave nagnome an'ijany an'i endrine. \v 29 Laha naharegny anijany ireo mpianane, die avy ijy ireo nangala ny nofony ka nametraka ijany tao am-pasagna.

1
06/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Nipody tagny amin'i Jesôsy ireo apostoly ary nitantara taminaje ijay rehetra vitandreo sy nampenarindreo. \v 31 Ary hoy ijy tamindreo:" Andao antsena hoagne agnefitra ka hiala vijake kele." Fa rahabe ny olo nivejivejy, ary tsy nanam-potôgna nihinanana rahanina mihitsy aja ijy ireo. \v 32 Die nandeha an-tsambokely ijy ireo mba ho agny amin'ny tany fôgna.

1
06/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Fa ijy ireo nahita anajy ireo nandeha ary maro no nahalala andreo, die niaraka nihajakajake an-tongotre avy tagny amin'ny tanàna manotolo ijy ireo, ary avy talohan'dreo. \v 34 Laha avy tegny amin'ny morogny areo, die nahatsinjo vahôka rahabe ary nalahelo anijy ireo Ijy satria hôtran'ny ondry tsy managna mperakandro ijy ireo. ka nanomboke nampianatra raha maro andreo Ijy.

1
06/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Ary laha sondrogna ny andro, die nagnantogna Anajy ireo mpianatrany ka nijaka hoe: "Toerana fôgna itoy ary ny andro efa ho aligna sahady. \v 36 Alefaso areo mba handehanane agny amin'ireo vohitra sy tanàna magnodidigna hividy hanina hôn'ny tegnan'dreo."

1
06/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 Fa namaly Ijy ka nijaka tamin'ijy ireo hoe: "Amenareo rahoanina ijy ireo." Die hoy ijy ireo taminy hoe: "Afaka mandeha ary mividy mofo ajon'ny denaria rônjato ve ahay ka hagnome ijany anajy ireo hohanine?". \v 38 Die hoy Ijy tamindreo hoe: "Firy ny mofo anagnanareo? Mandihana ary jereo." Laha hitane die hoy areo hoe: "Mofo dimy sy laokandrano roe."

1
06/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39 Die nandidy ny olo aby mba hitoboka mitsitokotoko amin'ny ahi- metso Ijy. \v 40 Die nitoboka an-tokone areo; an-tokony jato sy dimampolo. \v 41 Nangala ireo mofo dimy sy laokandrano roe Ijy, niandrandra ny lagnitre die nisaotre ka nijarajara ny mofo ary nagnome anijany tamin'ireo mpianatra mba hamena eo alohan'ny olo. Nijaraina mandy koa ny laokandrano roe ho anajy aby.

1
06/42.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 42 Die nihinagna aby ijy manontolo nandram-pahavoky andreo . \v 43 Nalaindreo ny ambiambin'ny mofo, ijay nahafeno roembifolo tanty feno ambavane, ary koa ny ambin'ireo laokandrano.\v 44 Nisy dimy arivo ireo lelahy nihinagna ny mofo.

1
06/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 45 Eo no ho eo die nalefany niakatre tao an-tsambokely ireo mpianatrane mba heloha Anajy hôgnilany egny, ho agny Betsaida, laha nandefa ny vahôka Ijy. \v 46 Laha nenga areo, die niakatra tagny an-tety Ijy mba hivavake. \v 47 Avy ny aligna, ary efa teo ampovôn-dranomasina ny sambokely, fa irery tegny antanety ijy.

1
06/48.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 48 Ary hitany fa sahiragna mafy areo nivoe ny sambokely, satria nanohitre mahare andreo ny rivotre. Tokotokony amin'ny lera fembenana fahefatry ny aligna die nagnantogna andreo Ijy, nandeha tegny ambony ranomasina, ary te -handalo tamindreo Ijy. \v 49 Fa laha nahita anajy nandeha tambony ranomasina ijy ireo, die niheverindreo fa angatra Ijy ka nihorireka areo,\v 50 satria nahita anajy areo die reki-tahotra. Eo no ho eo die nijaka tamindreo Ijy hoe: "Matokisa! Iaho mandy itoy! Aja matahotra!"

1
06/51.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 51 Ary niditra tao an-tsambokely niaraka tamindreo Ijy, die nijanona tsy nitsoka ny rivotre. Die gaga tanteraka ijy ireo.\v 52 Ary tsy takatry ny sain-dreo ny dikan'ilay mofo. Fa koja, nihamahery ny fondreo.

1
06/53.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 53 Laha tody areo, die avy tao Genesareta areo ka nijanogna tao.\v 54 Ary laha nidigna avy tao amin'ny sambokely ijy ireo, tonga die fantan'olo tao Ijy, \v 55 ka nihajakajaka nagnaragna ny faritra rehetra ijy ireo ary die nanomboka nitondra ny marary tamin'ny fandreny tagny aminajy rehetra regninijy ireo misy anajy.

1
06/56.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 56 Fa na taja na taja nandihanany na an-tanàna, na an-tanàna lehibe, na tegny amin'ny vohitra kele, die napetra-dreo teo amin'ny kianja ny marare. Nengavy Anajy ijy ireo mba hamela anajy ireo hikasike ny rambon'ankanjone, ary ireo maro ijay nikasike Anajy die nahafake.

View File

@ -1 +1,5 @@
Toko 6
<<<<<<< HEAD
Toko 6
=======
Toko faha 6
>>>>>>> 68467f1845363c07888ecd81f8fb780ca30b8473

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tamin'ijany andro ijany, die nisy vahôke rahabe koa, ary tsy nanagna raha hohoanina ijy ireo. Die nangaika ny mpianatrane i Jesôsy ary nijaka tamindreo hoe: \v 2 "Mampalahelo Anahe ireo vahôka, satria efa telo andro areo no nanohy niarake taminahe ary tsy manan-kohanina. \v 3 Laha ampengaiko mody agny andragno tsy mihinagna areo, die mety ho toragna andalagna. Ny saragne amindreo die avy amin'ny lalagna lavitre." \v 4 Namaly Anajy ireo mpianatrane hoe: "Aja no hajahôntsena mofo ampe hamokisana ireo vahôka ireo atoy an-tany fôgna tahaka anijao?"

1
08/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Nagnotany andreo Ijy hoe: "Firy ny mofo anagnanareo?" Hoy ijy ireo hoe: "Fito"\v 6 Nandidy ny vahôke mba hitoboke amin'ny tany Ijy. Niresiny ny mofo fito, die nisaotra Ijy, ary nanapake ireo. Nameny ny mpianatrany ijany mba ho jaraindreo amin'ny vahôke, ary navelandreo teo alohan'ny vahôka ijany.

1
08/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ary mbola nanagna laokandrano kely bitibitika mandy koa areo, ka laha avy nisaotra anireo Ijy, die nandidy ireo mpianatra mba hanolotre anijany koa Ijy. \v 8 Die nihinagna ijy ireo ka voky, ary nalaindreo ny ambinambine tavela, ijay nahafeno tanty fito lehibe. \v 9 Tokotokony ho efatr'arivo teo ho eo ny olo taminin'ijany. Avy teo die nampengainy nody ijy ireo.\v 10 Tonga die niakatra tao an-tsambokely niaraka tamin'ireo mpianatrany Ijy, ary nenga tagny amin'ny faritry Dalmanota ijy ireo.

1
08/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Die nivôke ireo fariseo ary nanomboke nifampizizo taminajy. Nandremby famantarana avy lahatagny andagnitre taminajy ijy ireo, mba hitsapana Anajy.\v 12 Nisento laligna tamin'ny fagnahiny Ijy ary nijaka hoe: " Nahôna no mandremby famantarana itoy taranaka itoy? Nefa jakaiko marina aminareo, fa tsisy famantarana amena anitoy taranaka itoy ijany." \v 13 Aviteo die nilôjany areo, niakatra tao an-tsambokely indraike, ary nikisake lavitra ho egny am-pita.

1
08/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ary hadignony mpianatre ny nitondra mofo niaraka tamin-dreo. Tsy nanagna mihôtran'ny raike ijy ireo tao agnaty sambo. \v 15 Die nampitandrigna andreo Ijy ka nijaka hoe: "Membena ary mitandrema amin'ny masimasign'ireo fariseo sy ny masimasin'ny Heroda."

1
08/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Die nifagnotany tegna ny mpianatra hoe: " Noho antsena tsy managna mofo ijany."\v 17 Fantatr'i Jesôsy ijany, ary hoy Ijy tamin'ijy ireo hoe: "Nahôna no amin'ny tsy fanagnana mofo ny fisaignanareo? Mbola tsy ajonareo ve? Mbola tsy takatrareo ve? Nanjary donto ve ny fonareo?

1
08/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Managna maso anareo, fa tsy jamba ve? Managna tadigny anareo, fa tsy maharegny ve? Tsy tadidinareo ve? \v 19 Laha nanapaka ny mofo dimy ho an'ny olo dimy arivo Iaho, die tanty firy feno ambinambina mofo no navorinareo?" Hoy areo taminaje hoe: "Roembifolo."

1
08/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Laha nanapaka ireo mofo fito ho an'ny olo efatr'arivo Iaho, firy tanty ny ambiny navorinareo?" Hoy ijy ireo taminy hoe: "Fito."\v 21 Ary hoy Ijy hoe: "Mbola tsy takatrareo mandy ve?"

1
08/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Avy tagny Betsaida ijy ireo. Ary nisy jamba raike nindaon'olo teo aminajy ary nengavy an'i Jesôsy areo mba hitsamo anajy. \v 23 Nindaon'i Jesôsy tamin'ny tagnany ilay jamba, ary nitondra anajy hivôka ny tanàna. Laha nandrora tamin'ny masony Ijy ary nametraka ny tagnany taminajy, die nagnotany anajy Ijy hoe: "Mahita raha ve anao?"

1
08/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Die niandra ijy, ka nijaka hoe: "Mahita olo mitovy amin'ny hajo mandehandeha iaho."\v 25 Nampetrak'i Jesôsy tamin'ny masony indraike ny tagnane, ary nivohan'ilay lelahy ny masony, die nipody tamin'ny lônine ny fahitane, ary nahita majava tsara ny raha manotolo ijy.\v 26 Die nampengain'ny Jesôsy nody ijy ary nijakainy hoe: "Aja miditra ao an-tanàna".

1
08/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Nenga nivôka Jesôsy sy ny mpianatrane nandeha amin'ny tanànan'i Kaisaria Filipo. Tegny andalagna die nagnotane ireo mpianatrane Ijy hoe: "Hataon'olo ho ija moa Iaho?"\v 28 Namaly Anajy areo ka nijaka hoe: "Jaona mpagnano batisa. Ny saragne nijaka hoe 'Elia', ary ny saragne hoe: ' Raike amin'ireo mpaminagny.'"

1
08/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Nagnotane andreo Ijy hoe: "Fa anareo koja magnano Anahy ho Ija?" die namaly Anajy Petera hoe: "Anao no Kristy." \v 30 Namepetra andreo Jesôsy tsy hijaka ny momba anaje na amin'ija na amin'ija.

1
08/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Nanombake nampianatra anajy ireo Ijy fa tsy mentsy hijaly ny Janak'Olo, ary ho lavin'ny loholona sy ireo lohan'ny mpisorogna ary mpanora- dalàna, ary hivonina, ka hitsangagna amin'ny maty afaka telo andro. \v 32 Nijakainy majava tsara ijany. Aviteo nantsovan'i Petera mangingigna Jesôsy ka nanomboka mahare Anajy.

1
08/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Nefa nitodika Jesôsy die nijaha ireo mpianatrane ary avy teo nijaka mahare an'i Petera ka nagnano hoe: "Menga lavitra Anahe, ry satana! Tsy mba misaigna ny rahan'Andriamanitra anao, fa ny rahan'olo." \v 34 Avy teo die nangaika ny vahôke sy ny mpianatrane ijy, ary hoy Ijy tamindreo hoe: " Laha misy te hagnaraka Anahy, die tsy mentsy mandà ny tegnany ijy, mangala ny hajo fijalene , ary magnarake Anahe.

1
08/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 N'ija n'ija te-hamonjy ny aigne die hahavery ijany, ary ijay mahavery ny aigne nohon'ny aminahe sy ny filajan-tsara, die hahavonjy ijany. \v 36 Fa ino anefa ny tombotsoa ajon'olo raike, laha mahajo ijao totolo ijao, ary aviteo very ny aigne?\v 37 Ino no afake amen'ny olo raike ho takalon'ny aigne?

1
08/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 n'ija n'ija megnatre Anahe sy ny jakako eto amitoy taranaka mijangajanga sy mpanota itoy, die homegnatra anajy mandy koa ny Janak'Olo laha avy ao amin'ny vononahitry ny Rainy miaraka amin'ireo anjely masigna Ijy."

1
09/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Hoy Ijy tamindreo hoe: "Jakaiko aminareo marina tokôtre, fa misy aminareo ijay mitsangagna eto no tsy hagnandragna ijany fahafatesana ijany melohan'ny hahitan'dreo ny fanjakan'Andriamanitra ijay hoavy amin'ny hery angeja-be."\v 2 Ary enina andro tatoy afara, die nandôsin'ny Jesôsy niaraka taminy Petera sy Jakoba ary i Jaona tegny amin'ny tendrombohitra agnambo, ary areo rery no tagny. Aviteo nova tarehy teo anatrehan'ijy ireo Ijy.\v 3 Ny fekanjony nova namirapiratre sady najava, ary fotsy indrindra,fotsy mihôtre ny raha nampamotsena indrindra teto ambon'ny tany.

1
09/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Aviteo Elia sy Mosesy niseho tamin'dreo, ary nijaka tamin'i Jesôsy ijy ireo. \v 5 Petera namaly ka nijaka tamin'i Jesôsy hoe: "Raby ô, tsara laha mitoboka eto antsena, koa andao hambôtra kitragnotragno telo, ny raike hônao, ny raike hôn'i Mosesy, ary ny raike hôn'i Elia. \v 6 "( Fa tsy fantane ijay tokone hijakaine, satria nangoaigna mafy areo.)

1
09/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Nisy rahogna avy ka nandrakotra andreo. Ary nisy feo nivôke avy ao agnatin'ny rahogna hoe: "Itoy ny Janako Malalako. Mitenoa Anaje.\v 8 "Tampoka teo, laha nijaha ny magnodidigna areo, die tsy nahitana an'ija n'ija koa, afa tsy Jesôsy raike mandy.

1
09/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Laha nidigna avy tegny antendrombohitra ijy ireo, die nifeperany mafy mba tsy hijaka na amin'ija na amin'ija ny raha hitandreo, raha tsy efa mitsangagna amin'ny maty ny Janak'Olo. \v 10 Ary die nitajomindreo hôndreo ijany jaka ijany, kanefa nifampagnotany areo ny amin'ny mety ho dikan'ijany "Fitsanganana amin'ny maty" ijany.

1
09/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Nagnotany Anajy areo hoe: "Nagnino ireo mpanora-dalàna no nilaja fa tsy mentsy ho avy meloha i Elia?"\v 12 Die hoy Ijy tamindreo hoe: "Efa avy vôlohany Elia hagnarigna ny raha aby. Ary nagnino no vôsoratre fa ny Janak'Olo die hijaly mafy amina raha-maro die hatao hôtran'olo tsisy dikane? \v 13 Nefa jakaiko aminareo fa efa avy Elia, ary nataon'olo tamijay sitrakin'ny fony, arak'ijay efa voajakan'ny Soratra Masina momba anaje."

1
09/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ary laha nipody teo amin'ny mpianatra areo, die nahita vahôke-be nagnodidigna anajy ireo ary ireo mpanora-dalàna niady hevitra taminy.\v 15 Laha vô-nahita an'i Jesôsy ijy ireo, die gaga aby ny vahôke, ary raha igne nihajakajake nagnantogna Anajy igny ijy ireo die niarahaba Anaje.\v 16 Nagnotany ireo mpianatrany Ijy hoe: "Momban'ino no hedienareo hevitra amin'ireo."

1
09/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Ary nisy raike tamin'ireo vahôke namaly Anajy hoe: "Mpampianatra ô, nandôsiko ho eto aminao ny janako lahy. Misy fagnahy ratsy tsy mampijaka anajy ijy. \v 18 Manambotre anajy io ka mampilavolavo anaje Ary mandoa vory ijy, mikotro-nify, ary lasa mihenjagna ijy. Nangataka tamin'ireo mpianatrao ny tegnako mba hamôka ijany hiala aminaje, kanefa tsy vitan'dreo ijane."\v 19 Ary namaly andreo Ijy hoe: "Ry taranaka tsy mino, mandram-pahovena no hitobohako eto aminareo? Mandram-pahovena no handiferako aminareo? Andôsy aminahy atoy ijy."

1
09/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Die nandôsiny taminajy ilay jajalahy, ary laha vônahita an'i Jesôsy ilay fagnahy ratsy, die nampifanintositongna anajy ijany. Lavo tamin'ny tany ilay jajalahy ary feno vory ny vavane. \v 21 Jesôsy nagnotany an'iabany hoe: "Tamivena naha hôtranio anaje?" Die hoy iabany hoe: "Efa hatamin'ny naha-kely anaje." \v 22 Kindraindraike io fagnahy ratsy io nandavo anaje tagnaty afo na tagnaty rano ary nagnandragna ny hamotike anaje. Laha mahay magnano ny raha aby Anao, die miantrà anay ary ampeo ahay."

1
09/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Jesôsy nijaka taminajy hoe: "'Laha mahay anao'?\v 24 Ny raha abiaby die hain'ny mino." Ary niaraka taminijay ny iaban'ny ilay jaja die niheke mafe nagnano hoe: "Mino aho! Ampio aho amin'ny tsy finôka!"\v 25 Laha hitan'i Jesôsy ireo vahôke nihajakajaka nagnantogna anajy ireo, die nijakainy mahare ilay fagnahy maloto ary nagnano hoe: "Ry fagnahy môgna sy maregnina, mandidy anao Aho, mivoaha aminy, ary aja mipody miditre aminajy ao koa."

1
09/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Nihoaikaika mahare ijany ka nampifanintogna mafy ilay jajalahy ary aviteo nivôke. Hôtran'ny olo maty ilay jaja lahy, die be no nijaka hoe: "Maty ijy". \v 27 Fa Jesôsy nandray anajy tamin'ny tagnana ka nagnarigna anaje, die nitsangagna ilay jajalahy.

1
09/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Ary laha niditre tao andragnony Jesôsy, die nagnotany Anaje manokagna ireo mpianatrane hoe: "Nagnino ahay no tsy nahavôrôke ilay fagnahy ratsy?"\v 29 Hoy ijy tamindreo hoe: "Ny hôtranio die tsy afaka roahina afa-tsy amin'ny alalan'ny vavake."

1
09/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Nenga teo ijy ireo die nandalo tagny Galilia. Tsy tieny ho fantatr'ija na ija hoe taja areo,\v 31 fa nampianatre ireo mpianatrane Ijy. Hoy Ijy tamindreo hoe: "Ny Janak'Olo die hatolotre egny antagnany olo, ka ho vonoin-dreo Ijy. Ary laha vôvono Ijy, die hitsangagna amin'ny mate indraike afaka telo andro."\v 32 Fa tsy ajondreo ny fagnambarana io, ary natahotra areo hagnotane Anaje.

1
09/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Aviteo tonga tao Kapernaomy areo. Laha avy niditra tao andragno Ijy die nagnotany andreo hoe: "Ino ny raha nifampiresahanareo tegny andalagna?"\v 34 Fa nangigna ijy ireo. Satria efa niady hevitre tegny andalagna ijy ireo ny amin'ny jay lehibe indrindra.\v 35 Nitoboke, die nangaika ireo roembifolo lahy niaraka Ijy ary nijaka tamindreo hoe: "Laha misy tehovôlohany, die tsy mentsy farane amin'ny abiaby ijy ary ho mpanompon'ny abiaby."

1
09/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Nangala jaja kely raike Ijy die nataone teo agnivondreo. Nitrotroine tegny amin'ny sandrine ijy ary nijaka tamindreo hoe:\v 37" Na ija na ija mandray ny jaja hôtran'ny njao amin'egnarako, die mandray Anahe koa, ary laha misy mandray Anahe, die tsy mandray Anahy rery ijy, fa Ilay nagniraka Anahe koa."

1
09/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Hoy Jaona taminajy hoe: "Mpampianatr'ô, nahita olo namôke demonia tamin'ny agnaranao ahay ary niraranay ijy, satria tsy magnaraka antsena."\v 39 Fa Jesôsy nagnano hoe: "Aja mandrara anaje, fa tsy misy olo hagnano asa angeja aminegnarako nefa vetivete afaranijay die hijaka raha ratsy momba Anahy.

1
09/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Na ija na ija tsy manohitra antsena die momba antsena.\v 41 Na ija na ija magnome anao rano eran'ny Kôpy hinomina satria an'i Kristy anao, die jakaiko aminao marina tokôtre, fa tsy ho very ny valim-pitiane.

1
09/42.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 42 Fa na ija na ija manafitohigna ny iraike aminareo kely mino Anahy ireo, die tsara ho anaje ny agnantognana vato angeja fikoseham-bary mifehy eo amin'ny tendany ary halavo agny an-dranonomasina.\v 43 Laha ny tagnanao no mahatonga anao ho tafitohigna, tapaho ijane. Fa tsara aminao ny miditre kilemaina agny amin'ny fiegnana hôtranijay managna tagnan-droe ary handeha agny amin'ny helo, agny amin'ny afo tsy mety vonina.\v 44 [Fagnamarihana: Ny fandikana tsara indrindra die tsy magnisy ny fehejanteny ao amin'ny andignine faha 44 sy 46 hoe: '"Ijay tsy maty mihitsy ny vikin'dreo ary ny afo tsy ho faty mandrakijay.'"]

1
09/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 45 Laha ny hongotrao no manafitohigna anao, tapahy ijane. Tsara kokoa aminao ny miditra mandringa agny amin'ny fiegnana nohon'ny managna tongotra roe ary hariena agny amin'ny helo.\v 46[Jereo ny fagnamarihana amin'ny andignine faha 44]

1
09/47.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 47Laha ny masonao no manafitohigna anao, alay hiala ijany. Tsara aminao no miditre ny fanjakan'Andriamanitre miaraka amin'ny maso tokagna hôtran'ijay maso roe ary hariena agny amin'ny helo, \v 48agny amin'ny toerana ijay tsy mafaty ny vikindreo, ary ny afo tsy mety vonina.

1
09/49.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 49Fa ny olo aby die samby ho voasira amin'ny afo. \v 50Tsara ny sira, fa laha ny sira no tonga matsatso, ahôna no ahafahanao magnamasigna anajy indraika koa? Asio sira ao aminareo, ary mihavàna amin'ny kiraidraike aby."

1
11/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Ary laha nenga tagny jerosalema areo, die nagneke an'i Betifaga sy Betania, agny antendrombohitry Oliva, ary Jesôsy nagniraka roe tamin'ireo mpianatrany\v 2ary nijaka taminijy ireo hoe: "Mandihana amin'irôy vohitra kely alohantsena irôy. Laha vantany taviditra ao anareo, die hahita jana-boriky raike bola tsy nidiban'olo. Tataho ijy die indôsy aminahy atoy. \v 3Laha misy olo mijaka aminareo hoe: 'Nagnino anareo no magnano anijao?' die atôvy hoe: 'Misy ilan'ny Tompo anaje die hampody malaky atoy ijy.'"

1
11/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4Nenga nivôka ijy ireo die nahita jana-boriky raike nifehy teo ambohi-tragno agnilan'ilay varangaragna raike eo amoron-dalangna, ary nitatahan'ijy ireo ny fehine.\v 5Nisy olo saragne nijoro teo ary nijaka tamin'ijy ireo hoe: "Ino ataonareo itoy, manataka io jana-boriky io?" \v 6Die nijakaindreo tamin'ijy ireo ny jakan'i Jesôsy tamindreo, ary nabelan'olo henga amin'ny lalandreo areo.

1
11/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7Ary nindôsine mpianatra rôlahy tamin'i Jesôsy ny jana-boriky die nataone tambonin'ijay ny lambandreo ka afaka nideba anajy Jesôsy. \v 8Be ny olo namelatra ny lambane tegny andalagna, ary nisaragny koja namelatra ratsan-kajo ijay nitapahiny avy tagny ankarenana.\v 9Ireo jay nenga taloha sy ireo nagnaraka Anaje nagnatsogantso hoe: " Hôsana! Deraina ilay raike avy amin'ny agnaran'ny Tompo.\v 10Deraina ny fanjakana ho avin'i Davida raintsena! Hosana avy amin'ny ambony indrindra!"

1
11/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11Aviteo Jesôsy die niditre tao jerosalema ka nandeha tao ankianjan'ny tempoly ary nijahajaha ny raha manotolo. Ary, efa nihaaligna ny andro, die nijotra nandeha tagny Betania Ijy sy ireo roeambifolo lahy.\v 12 Ny andro magnarake, laha nipody avy tagny Betania ijy ireo, die mosaregna Ijy.

1
11/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Ary nahita hajon'aviavy raike nandravogna avy terôy lavidavitre, die nagnantogna Ijy hijaha laha misy voany teo aminy, ary laha nandeha aminajy Ijy, die tsy nahita n'ino n'ino afa tsy ravigna fotsiny, tsy mbola taom-pamojan'ny aviavy taminio. \v 14 Ary Ijy nijaka tamijay hoe: "Tsy hisy hihinagna ny voa avy lahataminao koa mandrakijay." Ary ny mpianatrany naharegny anijany.

1
11/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Nandeha tagny Jerosalema ijy ireo, ary niditra tao ankianjan'ny tempoly Ijy ary nanomboke nandrôke ny mpivarotra sy mpividy manotolo tao. Nalavone ireo latabatr'ireo mpanakalo vola sy ny sejan'ireo mpivarotra voromamanga. \v 16 Tsy nagneky an'ija n'ija hitondra raha ijay ajo amidy hiditra ny kianjan'ny tempoly Ijy.

1
11/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Die nampenariny areo ka nijaka hoe: "Tsy efa vôsoratra ve hoe: 'ny tragnoko die angihana hoe tragno fivavahana hoan'ny firenena manotolo'? Nefa nataonareo ho zohy fivonen'ny mpangalatra."\v 18 Regnin'ireo lohan'ny mpisorogna sy ireo mpanora-dalana ijay nijakainy, die niremby fomba hamonô Anajy ijy ireo. Fa natahotra Anajy areo satria ny vahôka manotolo die varegna tamin'ny fampenarany.\v 19 Laha avy ny hariva, die nenga ny tanàna ijy ireo.

1
11/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Ary laha nenga ijy ireo ny nandraigna, die nahita ilay hajon'aviavy nalajo hatrami'ny vahane.\v 21 Ary Petera nahatsiaro ka nijako hoe: "Raby ô, jahao! nalajo ilay aviavy nitsitsihinao."

1
11/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Jesôsy namaly anajy ireo hoe: "Managna finôna an'Andriamanitra.\v 23 Jakaiko aminareo marina tegnany fa n'ija n'ija mijaka amitoy tendrobohitra itoy hoe: 'Mitsangàna ka milavoa agny an-dranomasina,' ka laha tsy misy fisalasalana ao am-pony fa mino fa hiseho aminajy ijay nijakaine, die hôtran'ijay no hamboarin'Andriamanitra.

1
11/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Noho ijany Iaho mijaka aminareo hoe: Ijay rehetra hivavahanareo sy angatahin'areo, minoa fefa nandray anijany anareo,die hoajonareo ijany. \v 25 Laha mijoro sy mivavaka anareo, die tsy mentsy mamela ijay alahelo manotolo anagnanareo amin'ija amin'ija anareo mba havelan'ny Rainareo ijay agny andagnitra mandy koa ny fahotanareo. \v 26 [Fagnamarihana: Ny fandikana tsara indrindra die tsy magnisy ny hoe (jahao amin'ny Mat. 16: 15) Mk. 11: 15) "Fa laha tsy mamela heloka koja anareo, die tsy hamela ny fahotanareo mihitsy koa ny Rainareo Ijay agny andagnitra."]

1
11/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Die niakatra ho agny Jerosalema koa ijy ireo. Ary laha nandehadeha tao ankianjan'ny tempoly Jesôsy, die avy nagnantogna Anajy ny lohandohan'ny mpisorogna, ny mpanora-dalana ary ireo loholona.\v 28 Hoy ijy ireo taminy hoe: "Fahefana avy aja no agnamboaranao io raha io, ary ija no nagnome Anao fahefana hagnano anio?"

1
11/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Jesôsy nijaka tamin'ijy ireo hoe: "Hametraka fagnotanena raike aminare Iaho. Jakay Aminahe die hi-jakaiko aminareo hoe fahefana avy aja no agnamboarako anireo raha ireo. \v 30 Ny batisan'i Jaona, avy agny andagnitra ve ijany sa avy amin'olo? Valio Iaho."

1
11/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Nifampidinika miarake ijy ireo sady nifamaly sy nijaka hoe : "Laha mamaly antsena hoe: 'Avy agny andagnitre,' die hijaka Ijy hoe: 'Fa nagnino are tsy nino anajy anareo?' \v 32 Fa laha mamaly koja antsena hoe: 'Avy amin'olo,'..." Nangoaigna ny olo ijy ireo, satria resy lahatra ny olo manotolo fa Jaona die mpaminagny tokôtre.\v 33 Aviteo namaly an'i Jesôsy ijy ireo ka nanao hoe:"Tsy fantanay."Dia hoy Jesôsy tamin'ijy ireo hoe "Iaho mandy koa die tsy hijaka aminareo hoe fahefana avy aja no hanôvako an'ireo raha ireo."

View File

@ -1 +1,5 @@
Toko 11
<<<<<<< HEAD
Toko 11
=======
Toko faha 11
>>>>>>> 68467f1845363c07888ecd81f8fb780ca30b8473

1
15/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Vô mandraigna-be, die nivory ny mpisorogna-be niaraka tamin'ireo loholona sy ireo mpanora-dalàna ary ny Synedriona Jiosy iray manotolo. Nifihejindreo i Jesôsy die nindôsindreo nivôke. Namendreo an'i Pilato Ijy. \v 2 Nagnotany Anajy i Pilato hoe: "Anao ve mpajankan'ny Jiosy?" Nivalene hoe: " Voalajanao." \v 3 Nagnome fepangana rahabe manohitra an'i Jesôsy areo lohan'ny mpisorona

1
15/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Nagnotane Anajy koa i Pilato hoe: " Tsy magnome valiteny ve Anao? Jereo ny haben'ny fitorena indaon'ijy ireo manohitra anao!" \v 5 Fa tsy namale an'i Pilato koa i Jesôsy, die nahagaga anajy ijany.

1
15/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ary tamin'ny andro fifalefalena, die nandefa gadra raike ho andreo i Pilato, gadra ijay angatahindreo.\v 7 Niaraka tao amin'ny mpitokogna tao andragnomejigna, teo amin'ireo mpamon'olo ijay vôtajogna nohon'ny fandresan'ijy ireo anjara tamin'ny fitokonana, die nisy lelahy raike angehina hoe Barabasy. \v 8 Die nagnantogna an'i Pilato ny vahôke ka nanomboke nangataka taminajy mba hambôtra ho andreo araka ny fataony tagny aloha.

1
15/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Pilato namaly andreo ka nanao hoe: "Tienareo ve laha ny mpanjakan'ny Jiosy no halefako hônareo?" \v 10 Satria fantane fa felognana no nagnomejan'ny lohan'ny mpisorogna an'ny Jesôsy taminaje. \v 11 Fa nagnantegna an'ny vahôke ireo lohan'ny mpisorogna mba hihiekeke mahare -be fa tokony ho i Barabasy koja no halefa.

1
15/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Die namaly andreo ireo mandy i Pilato ka nanao hoe: " Ino ary jane no tokony hatako amin'ny mpanjakan' ny Jiosy?\v 13 "Die nihiekeke indraika koa ijy ireo ka nana hoe: " Homboy ijy!"

1
15/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Hoy i Pilato tamin'ijy ireo hoe: "Ino ny ratsy namboarine?" Fa nihekeke fahijafahijay ijy ireo hoe: " Homboy ijy." \v 15 Te hagnano ijay mahafam-po andreo i Pilato ka die navelane ho andreo i Barabasy. Nifihine i Jesôsy die avy teo namene mba homboina.

1
15/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Nindan'ireo miaramila ho eo an-kianja Ijy (ijay toerana ampovône amin'ny fanjakana), ary die nangehindreo ny antoko miaramila manotolo.\v 17 Napekanjoindreo lamba volomparasy i Jesôsy ary nirongo fehihiloha marangitre areo ka nampipetake anijany taminy.\v 18 Die nanomboke niarahaba anaje ijy ireo sady nijaka hoe: " Arahaba, ry mpanjakan'ny Jiosy!"

1
15/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Nifihindreo tamina volotara ny lohane sady nandrorandreo Ijy. Die nentongalike taminajy teo areo sady mody nidera Anaje. \v 20 Laha avy nagneso anajy areo die nalaindreo taminajy koa ny lamba volomparasy ary nampekajoindreo anaje ny ankanjone manokagna, ary die nindandreo nivôka ijy mba hanomboana anaje. \v 21 Nifôrisendreo ny mpandalo raike ijay avy lahatagne an-karenana mba hilanja ny hajo fijalen'i Jesôsy, lelahy raike angehina hoe: "Simona Kyreniana iaban'i Aleksandra sy Rofosy.

1
15/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Nindôsin'ireo miaramila tagny amin'ny toerana atao hoe Gologota Jesôsy (ijay midika hoe "Toeran'ny karandoha"). \v 23 Namendreo divay mifangaro miora Ijy, fa tsy ninogna anijany ijy. \v 24 Die nihomboandreo ijy ary nifampijarandreo tamin'ny alalan'ny ankitsapaka ny fitafene mba hahalalana ijay ampahane resin'ny miaramila tsiraidraike.

1
15/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Tamin'ny ora fahatelo Ijy no nanomboke nohomboan'ijy ireo. \v 26 Ary teo amin'ny takela-kajo raike no nisoratandreo ny fepangana nanohitra Anajy hoe: "Mpanajakan'ny Jiosy. \v 27 "jiolahy roe no niarake nihomboindreo taminajy, ny raike teo ankavanane ary ny raika koja die teo ankaviane. \v 28 [ Fagnamarihana: ireo fandikana tsara indrindra die tsy magnisy ny marka hoe: " Die tontosa ny soratra masigna manao hoe: 'Natao ho isan'ny mpagnota Ijy.' ( ampitaho ny lioka 22: 35)]

1
15/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Ireo jay nandalo teo die naniratsira Anaje, nihifikifi-doha ary nanaohoe: " Tsiare! Anao ilay afaka mandrava ny tempoly ary manangagna anijany agnatin'ny telo andro, \v 30 vonjeo ny tegnanao ary midigna teo amin'ny hajofijalena io!"

1
15/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Ny lohan'ny mpisorogna koa die nagneso Anajy tahaka anijany, niaraka tamin'ny mpanora-dalàna, ary die nijaka hoe: " Namonjy ny hafa Ajy, nefa tsy mahavonjy ny tegnany.\v 32 ôka ilay Kristy mpanjakan'ny Israely hidigna avy eo amin'ny hajofijalena ba hohitanay sy hinônay", ary areo nihomboana niaraka taminaje koa die nagneso Anaje

1
15/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 \v 33 tamin'ny ora fahenina die avy teo amin'ny tany abiaby ny hejigna hatramin'ny ora fahasivy.\v 34 Ary tamijany ora fahasivy ijany die nihiekeka tamin'ny feo mafy i Jesôsy hoe: "Eloy, Eloy, Lamà Sabaktany?" Ijay midika hoe: " Andremanitr'ô, Andremanitr'ô, nahôna anao nahafoy anahe?" 35 Ny sasagny nitsangagna teo naharegny ny jakany ka nijaka hoe: '"Jereo, mangaika an'i Elia Ijy."

1
15/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Nisy olo raike nihajakajake, namonto divay masimasigna ny sipaojy, ary nandrekitra anijany tamin'ny volotara, die nagnome anijany hinominy. Ilay lelahy nilaja hoe: " ôka ho hitanay laha avy hampidigna anajy eo i Elia. \v 37 "Avy teo Jesôsy die nikiekeke tamina feo maharè die mate.\v 38 Rota nijara roe lahategny ambony ka hatragny ambane ny lamban'ny tempoly.

1
15/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39 Laha nohitan'ilay kapiteny ijay nitsangagna sy nifagnatrike tamin'i Jesôsy fa maty taminijany fomba ijany ijy, die hoy ijy hoe: "Tena Janak'Andriamanitra marina tokôtrany io lelahy io."\v 40 Die nisy viavy koa nijery tegny lavitra tegny . agnisan'ijany Maria Magdalena, Maria (iendrin'ny Jakôba jandriny sy Josesy), ary Salome\v 41 Tamin'Ijy tagny Galilia die nagnaraka Anaje sy nanompo Anajy areo. Ary viavy maro hafa koa no niaraka niakatra taminajy tagny Jerosalema.

1
15/42.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 42 Ka laha avy ny aligna, satria andro fiomagnana, ijany hoe, andro melohan'ny Sabata io,\v 43 die avy teo Josefa avy agny Arimatia. Mpikambagna hajaina ao amin'ny Synedriona ijy, ijay nandigny ny Fanjakan'Andremanitra. Nanagna fahasahena ijy nandeha tagny amin'i Pilato hangataka ny fatin'ny Jesôsy.\v 44 Gaga Pilato hoe maty sahady Jesôsy; die nangihany ilay kapiteny ary nagnotaneny anajy ijy raha maty Jesôsy.

1
15/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 45 Laha nahajo antoka tamin'ilay kapiteny ijy fa maty Jesôsy, die nameny an'i Josefa ny vatagna mangatsekany. \v 46 Ary Josefa nividy hariry madinike. Nampidigna an'i Jesôsy teo ambony hajofijalena ijy, die namogno hariry madinika Anaje, ary nagnavela Anajy tao ampasagna ijay niloahany tao amin'ny vatolampy. avy teo nagnakodia vato kely tao amin'ny varavaram-pasagna ijy.\v 47 Die hitan'i Maria Magdalena sy Maria iendrin'i Josesy ny toerana nandevegnana Anaje.

1
15/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 15

View File

@ -1,5 +1,6 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -32,13 +33,19 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> 0e677a002a36a5ea8457e3d6cc4f99886dd44570
=======
>>>>>>> 68467f1845363c07888ecd81f8fb780ca30b8473
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 7b39b0cff5fb632d85fe1647af2cadab223ecfba
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 0e677a002a36a5ea8457e3d6cc4f99886dd44570
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 68467f1845363c07888ecd81f8fb780ca30b8473

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Marka

View File

@ -34,17 +34,16 @@
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD111",
"MAD110"
"MAD110",
"MAD101"
],
"finished_chunks": [
"01-title",
"front-title",
"03-title",
"06-title",
"08-title",
"09-title",
"10-title",
"11-title",
"01-32",
"01-35",
"01-38",
@ -167,6 +166,94 @@
"02-08",
"07-08",
"05-title",
"07-title"
"07-title",
"15-title",
"15-36",
"15-12",
"06-01",
"06-04",
"06-07",
"06-10",
"06-12",
"06-14",
"06-16",
"06-23",
"06-26",
"06-30",
"06-33",
"06-35",
"06-37",
"06-39",
"06-42",
"06-21",
"06-18",
"06-45",
"06-48",
"06-51",
"06-53",
"06-56",
"08-01",
"08-05",
"08-07",
"08-11",
"08-14",
"08-16",
"08-18",
"08-20",
"08-22",
"08-24",
"08-29",
"08-33",
"08-35",
"08-27",
"08-31",
"09-04",
"09-07",
"09-09",
"09-11",
"09-14",
"09-17",
"08-38",
"09-01",
"09-23",
"09-36",
"09-38",
"09-40",
"09-42",
"09-45",
"09-47",
"09-49",
"11-01",
"11-04",
"11-07",
"11-11",
"11-13",
"11-15",
"11-17",
"11-20",
"11-22",
"11-24",
"11-27",
"11-29",
"15-01",
"15-04",
"09-20",
"09-26",
"09-28",
"09-30",
"09-33",
"11-31",
"15-06",
"15-09",
"15-14",
"15-16",
"15-19",
"15-22",
"15-25",
"15-29",
"15-31",
"15-39",
"15-42",
"15-45"
]
}