Thu Oct 24 2019 17:42:41 GMT-0700 (Pacific Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 17:42:41 -07:00
commit a154d2021b
31 changed files with 71 additions and 4 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Jakôba, mpanompon'Andremanitre sy Tompo Jesôsy Kristy, hônireo foko roembifolo niparitake: arahaba.\v 2 Reso ho fifalena aby jane, ry rahalahy, laha misedra olagna samy hafa anareo.\v 3 Fantatrareo fa tsy fitsapana ny finônareo die mahatonga faharetana.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Avilay ny faharetana hahatanteraka ny asane, ba tena hivôtra sy ho feno tokôtre anareo, ka tsy hijaly n'ino n'ino. \v 5 Fa laha misy aminareo mila fahendrena, ôka ijy hangataka anijay amin'Andremanitre, ilay raike ijay magnome ansitram-po sy tsy mandatsa ijay rehetra mangatake, ary ameny anaje ijany.

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa abilay ijy hangatake amin'ny finôna, tsy miahotrahotre na amin'ino na amin'ino. Fa ijay miahotrahotre die hôtran'ny onjan-dranomasina ijay indôsin'ny rivotre sy mitopatopake. \v 7 Fa ijany olo ijany die tsy tokone hieritreritre ny hahajo ninoninona avy laha tamin'ny Tompo. \v 8 Ny olo tahaka anijany die miroiroy saigna, miovaova amin'ny lalagny manotolo.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ôka ny rahalahy misotry hagnano ny fisandrotane ho reharehane,\v 10 fa ny olo manan-karena amin'ny fietreny, satria ijy die hilofika hôtran'ny vonikajo-dia egny amin'ny ahitre.\v 11 Fa ny masoandro die niposake amin'ny hafanana mahamay ary magnamaigna ny ahitra. Ny vonikajo die mihitsangna ary ny hatsarane die ho levogna.Hôtran'ijay koa, ny olo manankarena die halajo egny amin'ny ansasaky ny diene.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Sambatra ny olo jay miaritre ny fitsapana satra laha avy nandalo fitsapana ijy, die handray ny satro-boninahitry ny fiegnana, ijay nampagnatenaina tamindreo ijay tien'Andremanitre.\v 13 Laha misy halaim-pagnahy die ôka ijy tsy hijaka hoe: "Andremanitre no nangala fagnahy anahe," satria Andremanitre tsy ajon,ny ratsy alaina fagnahy, sady tsy mangala fagnahy na amin'ija na amin'ija.

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Fa samy alaim-pagnahy amin'ny fagnireny manokagna ny olo isanisane, ijay mampihemotre sy mandresy anaje.\v 15 Laha avy potepotehina ny fagnirena, die miteraka fahotana ijany. ary laha mitombo tanteraka ny ota die miteraka fahafatesana.\v 16 Aja magneky ho fitahina, ry rahalahy malalako.

1
01/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Ny fagnomejana tsara manotolosy ny famonjena tonga lafatre rehetra die avy hatagne ambone. Ijay die midigna avy amin'i Rain'ny fahajavana. miaraka aminaje die tsisy fovana na aloke nohon'ny fihodignana. \v 18 Andremanitre die nifidy ny hagnome fahaterahana antsena amin'ny tenin'ny fahamarinana, ba ho karajagna vôloham-bokatry ireo raha manotolo ijay niforognintsena.

1
01/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Fantatrareo ijany, ry rahalahy malalako: ôka ny olo manotolo halaky hiheno, tsy hijaka malaky, ary tsy halaky ho vignitre.\v 20 Fa ny havigniran'ny olo die tsy hahavita ny fahamarinan'Andremanitra. \v 21 Ka die alay ny fahalotôna rehetra sy ny faharatsena manotolo. Amim-pagnetre-tegna die reso ny teny efa napetrake, ijay afaka mamonjy ny fagnahinareo.

1
01/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Ôka ba hiteno-jaka anareo fa tsy mpiheno fotsiny mandy, ka mamitaka ny tegnanareo.\v 23 Fa laha misy mpiheno ny teny nefa tsy magnarake, die hôtran'ny olo ijay mandinke ny tarehine vôjagnahary agnaty fitaratre ijy. \v 24 Mandinika ny tegnany ijy ka mandeha aviteo ary tonga die magnadigno ny momba anaje. \v 25 Fa ny olo ijay mandinika tsara ny lalàna ny fahafahana tongalafatre, sy manohy mambôtra ijane, fa tsy hoe mpiheno fotsiny ijay magnadigno, die ho tahina amin'ny asany ijany olo ijany.

1
01/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Laha misy mihevi-tegna ho mpivavake, nefa tsy mifehy ny lelany, die mamitake ny fony ijy, ary tsisy vidiny ny fivavahane.\v 27 Ny fivavahana madio sady tsy misy pentigna ao alohan'Andremanitre sy ny Raintsena die ijao: hagnampy ireo kamboty sy ireo mpitondra tegna amifajalen'ijy ireo ary miaro tegna ba tsy hisy pentigna avy amijao totolo ijao.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tsy olo rahabe ny tokony hanjary mpampiantre, ry rahalahiko. Fantantsena fa handray fitsarana mafy kokoa antsena. \v 2 Fa antsena manotolo die tafitohigna amin'ny fomba maro. Laha misy tsy tafitohigna amin'ireo teny, die lelahy matotra tokôtre ijy, afaka mifehy na die ny tegnane remanotolo aja.

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ary laha lamboridy eo ambavan'ny ireo sôvaly ba hankatoavan'ijy ireo antsena, die afaka mitondra ny vatagnijy ireo remanotolo koa antsena.\v 4 Jahay mandy koa fa ireo sambo, na die lehibe tokôtra aja ijy ireo ary indôsin'ny rivo-mahery, vôvilin'ny familena tena kely agny amijay rehetra tien'ny mpagnamory.

1
03/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Toy ijany koa ny lela die ratsagna kely amin'ny vatagna, Kenefa ijy die mihambo raha be. Jahay mandy koa ny habitiky ny afo ijay mangnoro ala be.\v 6 Ny lela mandy koa die afo, tontolon'ny fahotana napetraka teo amin'ny rantsam-batan-tsena. Ijany die magnisy pentipetigna ny vatagne remanotolo ary magnoro ny lalam-piaignana. Arehitry ny helo ny tegnany.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Fa ny karanjan-bibi-dia manotolo, vorogna, bibi mandady, ary java-boarin-dranomasina die folake ary nifolahin'olombelogna.\v 8 Fa mahakasika ny lela, tsy misy olo mahavita mamolaka anijany. Io die ratsy tsy mety fihejina, feno poijina mahafaty.

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Amin'io no hiderantsena ny Tompo sy ny Ray, ary amin-'io ny hanitsihantsena ny olo, ijay namboarina mitovy tamin'Andremanitre. \v 10 Avy amijany vava ijany mandy ny hiboahan'ny fitahena sy ny fanitsihana. Ry rahalahiko, tsy tokony hitranga ireo raha ireo.

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Moa ny loharano ve mamôka rano mamy sy mafaika avy amin'ny fiboahany? \v 12 Moa ny hajon'ny aviavy ve, ry rahalahiko mamoa oliva? Na ny vôloboke, mamoa aviavy? Ny ranomasina koa die tsy mety hagnome rano mamy.

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Ija no hendry sy mahalala eo agnivonareo? Abelao ijany olo ijany hampiseho fiegnana tsara amin'ny asany amin'ny fagnetrentegnany fahendrena.\v 14 Fa laha managna felognana mafaika anareo ary fanirian-daja ao am-ponareo, die aja mihambo na mivandy manohitra ny marina.

1
03/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Ijany die fahendrena ijay midigna avy agny ambone. Fa koja, avy amin'ny tany, ny tsy aram-pagnahy, ny demoniaka ijany.\v 16 Fa agny amijay misy felognana sy fagniren-daja, die misy fifanjevôna sy fanôvany ny ratsy manotolo.\v 17 Fa ny fahendrena laha tagny ambony die madio aloha, aviteo feno fedanana, maleme fagnahy, mihevitra ny hafa, feno famindram-po sy vokatra tsara, tsy maleme, ary tsotra.\v 18 ny vokatry ny fahamarinana die vôfafy ampiadagnana eo agnivon'ireo ijay mampihavana.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tokô faha3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Avy taja neven'ireo ady sy fifandirana eo aminareo? Moa ve ireo tsy avy amin'ny fagnirenareo ijay miady amin'ny mpikambagna eo agnivonareo? \v 2 Magniry anareo, nefa tsy managna. Mamono sy mitsiriritra anareo,nefa tsy afake ny hahajo. Miady sy mifanditra anareo. Tsy managna anareo satria tsy mangatake. \v 3 mangatake anareo nefa tsy mahajo satria ratsy fangatake, ba hahafahanareo mampiasa anijany ho amin'ny fagnirenareo.

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Anareo ry Mpijangajanga! Moa tsy fantatrareo ve fa ny fisakejana amin'ijao totolo ijao die fandrafena manohtra an'Andremanitre? Koa na ija na ija te ho sakejan'ijao totolo ijao die magnano ny tegnany ho vahavalon'Andremanitre.\v 5 Sa anareo ve mieritreritre fa ny soratra masina die mijaka java-pôgna hoe: "Ny fagnahy ijay namboariny niaigna tao amintsena die serom-piaro lôtra"?

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa Andremanitre magnome fahasoavana bebe kokoa, noho ijany die hoy ny soratra masina hoe: "Andremanitre manohitre ny mpirehareha, fa magnome fahasoavana ny mpanetritegna \v 7 "Ka magneky an"Andremanitre. Tohero ny devoly die hilefa anareo ijy.

1
04/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Magnarovosa an'Andremanitre, die hagnarivo anareo ijy. Sasao ny tagnanareo, ry mpanota, ary sasao ny fonareo, ry mpiroe saigna. \v 9 Malahelova, misôgnà, die mitomagnia! Ôka ny fihehejanareo hody fitomagnena, ary ny hafalenareo ho fanjoretana. \v 10 Manetre-tegna eo agnatrehan'ny Tompo, die hanandratre anareo ijy.

1
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Aja mifagnaratsy anareo, ry rahalahy. Ny olo ijay magnaratsy ny rahalahy na mitsara ny rahalahy die manohitre ny lalàna ary mitsara ny lalàna. Laha mitsara nylalàna anareo, die tsy mpankàto ny lalàna, fa mpitsara.\v 12 Raika mandy no magnome lalàna sy mitsara. Ijy ilay afaka mamonjy sy mandringagna. Ija moa anao, ijay mitsara ijay mitsara ny akamanao?

1
04/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Koa mitenoa, anareo je-mijaka hoe: " Niany na ampitso hiditre ato amitoy tanàna toy antsena, hijanogna heritaogna agny, hanao varotra, die hangala tombone.\v 14 "Ija no mahalala ijay hitranga ampitso, ary ino ny fiegnanareo? Fa javogna mipoitra vetivety anareo ary aviteo die levigna.

1
04/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Fa koja, tokony hijaka anareo hoe: "Laha sitraky ny Tompo, die ho velogna antsena ary hagnano anitsy na hagnano an'ny rôy.\v 16 "Fa ankehitriny anareo die mirehareha amireo tetika mieboebo. Ny fireharehana rehetra hôtran'ny jay die ratsy.\v 17 K a hônijay rehetra mahalala magnano ny tsara nefa tsy magnano anijany die heloka hônaje ijany.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

View File

@ -1,4 +1,5 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -29,9 +30,15 @@ No warranties are given. The license may not give you all of the permissions nec
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> 1050e4409f98df97767999bc961d7e263504c3f6
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> bf81c0983bb90dbb0d0686261ac695bc2ac087f2
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 1050e4409f98df97767999bc961d7e263504c3f6

View File

@ -1 +1,5 @@
Jakoba
<<<<<<< HEAD
Jakoba
=======
Jakôba
>>>>>>> 1050e4409f98df97767999bc961d7e263504c3f6

View File

@ -33,11 +33,11 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD111"
"MAD111",
"MAD101"
],
"finished_chunks": [
"02-title",
"front-title",
"02-08",
"02-10",
"02-14",
@ -55,6 +55,34 @@
"05-01",
"05-04",
"05-12",
"05-13"
"05-13",
"01-title",
"01-01",
"01-04",
"01-06",
"01-12",
"01-14",
"01-17",
"01-19",
"01-22",
"01-26",
"03-title",
"03-01",
"03-05",
"03-07",
"03-09",
"03-11",
"03-13",
"03-15",
"04-title",
"04-01",
"04-04",
"04-06",
"04-08",
"04-11",
"04-13",
"04-15",
"01-09",
"03-03"
]
}