Thu Oct 24 2019 17:42:13 GMT-0700 (Pacific Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 17:42:14 -07:00
commit 9a3d1a4325
31 changed files with 68 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Pôly, apôsitôly_ tsy apôsitôly avy amin'ny olo na tamin,ny alalan'ny olo, fa avy amin'ny Jesôsy Kristy sy ilay Andremanitre Ray, ijay nanangagna anaje tamin'ny mate _ \v 2 die ireo rahalahy rehetra miaraka aminahe, ho an'ireo fengonana Galatiana:

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fahasoavana ho aminareo ary fendanana avy amin'Andremanitre Raintsena sy Jesôsy Kristy Tompo,\v 4 ijay nanolotre ny tegnany ho an'ny fahotantsena ba hagnafahane antsena amin'ny jao andron'ny faharatsena ijao, araka ny sitram-pon'ny Andremanitsena sy Raintsena,\v 5 hônaje anie ny voninahitre mandrakijay doria. Amena

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Gaga aho hoe niala malaky tanin'ilay nangaike anareo tamin'ny fahasoavan'ny Kristy anareo. Gaga aho fa mitodika ho amin'ny filajan-tsara hafa anareo.\v 7 Tsy midika ijany fa misy filajan-tsara hafa, fa misy olo rahabe ijay mitondra fagnakorotagnana ho anareo ka die te hagnova ny filajan-tsaran'ny Kristy.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa na die ahay anjely avy agny andagnitra aja no hitory filajan-tsara hafa aminareo noho ijay nitorene taminareo, die ôka ijy ho vôojogna.\v 9 Araka ijay vôlajanay taloha, die ankehitriny aho magnambara indraike hoe: "Laha misy olo magnambara aminareo filajan-tsara hafa noho ijay niresinareo, die ôka ijy ho vôojogna. \v 10 "Moa ve aho ankehitriny mandrembe ny fankatoavan'ny olo sa Andremanitre? Mo ve aho mandrembe ijay hampifaly ny olo? Laha bola manohe miejaka ny hampifaly ny olo iaho, die tsy mpanompon'ny Kristy.

1
01/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa tieko ho fantatrareo, ry rahalahiko, fa ny filajan-tsara ijay nijakaiko die tsy filanjaran-tsaran'olombelogna. \v 12 Tsy nandray anijany tamin'olo iaho,na nampenarina anahy ijany. Fa koja, ijany die fagnambaran'ny Jesôsy Kristy taminahe.

1
01/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa anareo naharegne ny fiegnako taloha tamin'ny fomba fivavahana Jiosy, sy ny fomba nagnenjehako ny fengonan'Andremanitre mihôtre ny tokony ho ijy ary ny fejahako handrava anijane. \v 14 Nandroso tamin'ny fivavahan'ny Jiosy aho nihôtran'ny maro nitovy taogna taminahe, avy tamin'ireo raike firenena taminahe. Toy ijane ny fomba nitajomako maharè ireo fomban-drajako.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Kanefa Andremanitre, ijay nanokagna anahe hatragny ankibon'ny iemdriko, ary nangaike anahe tamin'ny alalan'ny fahasoavany, \v 16 laha faly ny hampiseho ny janagne lahy taminahe, ba hahafahako milaja Aminaje agne amin'ny Jentilisa, die tsy nangala saigna tamin'ny mofo sy ra avy hatagne aho. \v 17 Tsy niakatre tagny Jerosalema ho agny amin'ireo efa nanjary Apostoly taloha aho. Fa koja, nandeha tagny Arabia ary aviteo nimpody tagny Damaskosy iaho.

1
01/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ary telo taogna tatoy afara die niakatra tagny Jerosalema ba hifakalala tamin'ny Kefasy iaho die nijanogna niaraka taminajy nandritra ny dimembifolo andro.\v 19 Fa tsisy hitako ireo Apôstoly ankôtran'i Jakôba, ilay rahalahin'ny Tompo. \v 20 Ary ao amin'ny jay soratako ho anareo, die magnome toky anareo aho eo anatrehan'Andremanitre, fa tsy mivandy aho.

1
01/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Aviteo aho die nenga tagny amin'ny faritr'i Siria sy Kilikia. \v 22 Tsy bola fantatra teo amin'ireo fengonan'i Jodia ijay ao amin'i Kristy iaho. \v 23 Regnindreo fotsiny ijay vôlaja hoe: "Ilay lelahy ijay nagnenjika antsena taloha, amijao koja die magnambara ilay finôna ijay niejahiny nipotehina taloha.\v 24 "Noho ijany ijy ireo die nidera an'Andremanitre noho ny aminahe.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ho amin'ny fahafahana no nagnafahan'i Kristy antsena. Marena tsara, noho ijany, aja mety ho ao ambanin'ny jogan'ny fagnandevojana indray.\v 2 Indro, aho, Pôly, mijaka aminareo fa laha mamela ny tegnanareo ho foraina anareo, die tsy hahatsara anareo amin'ny fomba abiaby Kristy.

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Mijoro vavolombelogna amin'olo tsirairay ijay mamela ny tegnany ho vôfora indray iaho fa vôtery hagnaraka ny lalàna abiaby ijy. \v 4 Tafasarake tamin'i Kristy anareo, ijay te ho hamarinina amin'ny lalàna; ary tsy miaigna amina fahasoavana koa anareo.

1
05/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Fa ami'ny alalan'ny fagnahy, amin'ny finôna, no handiasantsena mafy ny fagnantenana ny fahamarinana.\v 6 Ao amin'ny Kristy Jesôsy die tsy midika n'ino n'ino na vôfora na tsy vôfora, fa ny finôna miasa amin'ny fitiavana ihiany.\v 7 Fa nihajakajake tsara anareo. Ija no nisakagna anareo amin'ny fankatoavana ny marina? \v 8 Ijany fandresan-dahatra ijany die tsy avy amin'ilay nangaike anareo.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Lalivay kely no mampitombo ny koba abiaby. \v 10 Fa matoky ny Tompo aho fa tsy handrae fomba fijery hafa anareo. Fa ny raike je-nampikorontagna anareo no magnefa ny sajy, na ija ijy na ija.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ry rahalahy, laha bola mitory ny amin'ny famorana aho, nagnino aho no bola enjehina? Amijany die hoafake tokôtre ny fahatafitohignan'ny hajo fijalena. \v 12 Fa ho an'ireo ijay magnakorontagna anareo, enga anie ka hanapaka ny tegnany ijy ireo!

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa nangihina ho amin'ny fahafahana anareo, ry rahalahy. Nefa aja ampesaina ho irake amin'ny filan'ny nofo ny fahafahanareo; fa koja, amin'ny alalan'ny fitiavana die mifanompoa. \v 14 Fa ny lalàna aby die tanterake ao amin'ny didy raike; ao amin'ny hoe: "Tsy mentsy mitia ny akamanao hôtran'ny tegnanao anao." \v 15 Fa laha mifagnekitra sy mifampihinagna anareo, die mitandrema sao hifandringagna.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa hoy iaho, mandihanaaraka ny fagnahy die tsy hahatanterake ijay filan'ny nofo anareo. \v 17 Fa mohitre ny fagnahy ny filan'ny nofo, ary manohitra ny filan'ny nofo ny fagnirian'ny fagnahy. Fa mifanohitra ireo, ba tsy ahafahanareo magnano je-raha tienareo.\v 18 Fa laha tarihin'ny fagnahy anareo die tsy ho amban'ny lalàna.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ankehitriny die miharihary ny asan'ny filan'ny nofo: fijangajangana, fahalotôna, fijejojejoana,\v 20 fanompoasampy, famosavena, fankahalana, fifandirana, fahasarontam-piaro, fipôhan'ny fahavignirana, fifandrafena, fisarahan-bajagna, fijarajarana, \v 21 felognana, fahamamôna, fagnakorotagnana, ary ny raha mitovy amin'ny jay . Mampitandrigna anareo aho, hôtran'ny efa nampitandremako anareo taloha, fa tsy handova fanjakan'Andremanitra ireo jay mampihantre ireo raha ireo.

1
05/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Fa ny vokatry ny fagnahy die fitiavana, fifalena, fedagnana, faharetana, hatsaram-pahy, fanôvanatsara, finôna, \v 23 fahalemem-pagnahy, ary fifehejan-tegna; tsy misy lalàna manohitra raha hôtran'ny jay.\v 24 Ireo jay an'i Kristy Jesôsy die efa nanombo nitoetra feno fahotany niaraka tamin'ny fahafinaretany sy ny filany.

1
05/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Laha miaigna amin'ny fanahy antsena, ôka handeha amin'ny fanahy hiany koa.\v 26 Ôka antsena tsy ho mpieboebo, mifandrangitre ary mifampialogna.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ry rahalahy, laha misy olo ajon'ny ota, anareo jay aram-pagnahy no tokone hamerigna hamerigna anajy indraike amin'ny fahamoram-pagnahy. Mihevera ny tegnanao, Ba tsy halaim-pagnahy koa anao. \v 2 Mifampitondrà ny avesatre, ary amijany die tantiraho ny lalàn'ny Kristy.

1
06/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa laha misy olo mihevitra ny tagnany ho raha kanefa tsinotsinona, die mamitaka ny tagnany ijy. \v 4 Tokony handinike ny asany aby ny tsiraidraike, ba hôn'ny tegnany mandy ny antony hireharehany fa tsy amin'olo-kafa. \v 5 Fa samy hitondra ny entagny aby ny olo tsiraidraike.

1
06/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ny olo jay nampenarina ny teny die tsy mentsy mijara ny raha tsara manotolo amin'ijay mampianatra. \v 7 Aja mety ho fitahina. tsy ajo vazivazina Andremanitra, fa ijay rehetra ambolen'olo, no hijinjaine koa. Ho an,ijay mamboly voa amin'ny toetrany feno fahotana, die avy amijay no hijinjany fahasimbana.\v 8 Jay mamboly voa amin'ny Fagnahy, amin'ny Fagnahy no hijinjany fiegnana mandrakijay.

1
06/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ôka antsena ba tsy ho vijake amin'ny fanôvana soa, fa hijinja ny vokatra antsena amin'ny fotôgna mety, laha tsy milavo lefogna antsena.\v 10 Koa noho ijany, satria managna fahafahana antsena, die ôka hagnano ny tsara amin'olo manotolo, indrindra fa amin'ny fianakavian'ny finôna.

1
06/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Jereo ny hangejan'ny soratra ijay nisoratan'ny tagnako hônareo. \v 12 Ireo jay te hiseho ho tsara ao amin'ny nofo no miejaka manery anareo ba ho foraina. Mambôtra an'ijany areo helana amin'ny fagnenjehana noho ny amin'ny hajo fijalen'i Kristy.\v 13 Na ireo ijay tsy vôfora aja die tsy mendrika ny lalàna, nefa tiendreo ho foaraina anareo ba hireharehandreo amin'ny fo nareo.

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Nefa tsy hirehareha na ovena na ovena afa tsy ny amin'ny hajofijalen'i Jesôsy Kristy Tompotsena anie iaho, ijay nanomboana an'ijao totolo ijao teo aminahe, ary aho koja teo amin'ijao totolo ijao.\v 15 Fa ny famorognana ny tsy famorognana die samy tsy misy dikane, fa ny fiegnam-baovao no misy dikany.\v 16 Ho an'ny ireo rehetra ijay miaigna araka ijany fomba ijany, die hôminijireo anie ny fedagnana sy ny famindram-po, na amin'ny Israelin'Andremanitra aja.

1
06/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Manomboka jao die ôka tsy hisy hagnadala anahy, fa mitondra ireo marik'i Jesôsy amin'ny vatako iaho.\v 18 Ho amin'ny fagnahinareo anie ny fahasoavan'i Jesôsy Kristy Tompotsena, ry rahalahy. Amena.

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 6

View File

@ -1,4 +1,5 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -29,10 +30,13 @@ No warranties are given. The license may not give you all of the permissions nec
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> 449b2465345824c0806c32431fe0adb60edca3bc
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
=======
@ -41,3 +45,6 @@ If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this wor
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> f0f6309a52667215e32b5d29c506588eeeb8a8a3
>>>>>>> 27c8e028f99b19e0a8661a458f4a5ce433b03eaf
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 449b2465345824c0806c32431fe0adb60edca3bc

View File

@ -35,7 +35,8 @@
"translators": [
"MAD111",
"MAD110",
"LAPTOP-MVTMV060"
"LAPTOP-MVTMV060",
"MAD101"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
@ -71,6 +72,35 @@
"04-21",
"04-24",
"04-26",
"04-30"
"04-30",
"01-title",
"01-01",
"01-03",
"01-06",
"01-08",
"01-11",
"01-13",
"01-15",
"01-18",
"01-21",
"06-title",
"06-01",
"06-03",
"06-06",
"06-09",
"06-11",
"06-14",
"06-17",
"05-title",
"05-01",
"05-03",
"05-05",
"05-09",
"05-11",
"05-13",
"05-16",
"05-19",
"05-22",
"05-25"
]
}