Thu Oct 24 2019 09:58:50 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 09:58:51 -04:00
parent b50e07587a
commit 7f920a63c2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Ankehitriny mandidy anareo ahay, ry rahalahy, amin'ny agnaran'ny Jesôsy Kristy Tompontsena, mba hiala amin'ireo rahalahy abiaby ijay miaigna ao agnatin'ny hakamoana sy tsy araka ireo fomban-drajagna ijay noresinareo taminay. \v 7 Fa anareo tegnanareo dia mahafantatre fa mety aminareo no mangala tahaka anay. \v 8 Tsy niaigna teo anivonareo hôtran'ireo ijay tsy nanagna fitsipika ahay. Tsy nihinagna hanin'olo tsy naloa vola ahay. Fa koja, niasa andro aman'aligna tamin'ny asa sarotra sy raha sarotra ahay, mba tsy ho enta-mazefatre ho an'ny tsirairaika aminareo. \v 9 Tsy hoe nohon'ny tsy fanagnana fahefana no nanaovanay an'ijany. Fa koja, nagnano ijany ahay mba ho fitaratra ho anareo, ka mba hanahaka anay anareo
\v 6 Ankehitriny mandidy anareo ahay, ry rahalahy, amin'ny agnaran'ny Jesôsy Kristy Tompontsena, mba hiala amin'ireo rahalahy abiaby ijay miaigna ao agnatin'ny hakamoana sy tsy araka ireo fomban-drajagna ijay noresinareo taminay. \v 7 Fa anareo tegnanareo dia mahafantatre fa mety aminareo no mangala tahaka anay. \v 8 Tsy niaigna teo anivonareo hôtran'ireo ijay tsy nanagna fitsipika ahay. Tsy nihinagna hanin'olo tsy naloa vola ahay. Fa koja, niasa andro aman'aligna tamin'ny asa sarotre sy raha sarotre ahay, mba tsy ho enta-mazefatre ho an'ny tsirairaike aminareo. \v 9 Tsy hoe nohon'ny tsy fanagnana fahefana no nanaovanay an'ijany. Fa koja, nagnano ijany ahay mba ho fitaratra ho anareo, ka mba hanahaka anay anareo