Thu Oct 24 2019 18:14:17 GMT-0700 (Pacific Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 18:14:17 -07:00
commit 93598ccdb4
11 changed files with 29 additions and 2 deletions

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 5 \v 1 Ankehitriny mikasika ireo fotôgna sy ireo vanim-potôgna, ry rahalahy, tsy mila n'ino na ino vôsoratre ho anareo ianareo. \v 2 Fa ianareo tegnanareo mahalala tsara fa andron'ny Tompo die ho avy hôtrin'ny mpangalatra amin'ny aligna. \v 3 Laha mijaka areo."Miadagna sy milamigna," die fahapotehana tampoka no ho avy amin-dreo. Ho tahaka ny fahararian'ny viavy betroke laha miteraka ijany tsy ho afa-milefa mihitsy areo.

1
05/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa anareo, ry rahalahy, dia tsy ao anatin'ny henjigna ka hahatratra anareo tampoka hôtran'ny mpangalatra ny andro. \v 5 Fa anareo abiaby dia janaky ny majava sy ny andro. Tsy janaky ny aligna antsena na ny henjigna. \v 6 Noho ijany dia andao antsena tsy hoandry hôtrin'ny fataon'ny ambiny. Fa koja ôka antsena hiambigna tsy hahonon-tegna. \v 7 Fa ireo ijay mandry dia magnano ijany amin'ny aligna, ary ireo ijay mamo dia magnano ijany mandy koa amin'ny aligna.

1
05/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa laha mbola amin'ny andro antsena die tsy mentsy mahonon-tena antsena ary mitafy finôna sy fitiavana ho fiarovan-tratra, ary antoky ny famonjena amin'ny ho avy ho fiarovan-dohantsena. \v 9 Fa Andriamanitra tsy nanendre antsena ho amin'ny fahavignirana, fa hahajahôna ny famonjena amin'ny alalan'ny Jesôsy Kristy Tompontsena. \v 10 Ijy ilay maty ho antsena, na mahatsiaro antsena na mandry. die afaka miara-miaigna amin'Ajy. \v 11 Ka noho ijany mifampionona sy mifampahereja anareo, hôtrin'ny efa nataonareo.

1
05/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Mangataka aminareo ahay, ry rahalahy, mba hagnekenareo ijay mikely aigna aminareo sy mitondra anareo amin'ny Tompo ary magnanatre anareo. \v 13 Mangataka anareo mandy koa ahay mba hagnaja an-dreo am-pitiavana noho ny asan-dreo. Mihavagna amin'ny tegnanareo. \v 14 Magnanatre anareo ahay, ry rahalahy: mampitandrema ny fikorotagnana, hampaherejo ireo kivy, ampio ireo malemy, mahareta amin'ny abiaby.

1
05/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Indro tsisy olo mamaly ratsy ny ratsy na amin'ija na ija. Fa koja, mitadiava ijay tsara ho an'ny tsirairaike sy ho an'ny abiaby. \v 16 Mifalia mandrakariva. \v 17 Aja mitsahatre mivavaka. \v 18 Misaora amin'ny raha abiaby. Fa ijany no sitrapon'Andriamanitra ao amin'ny Kristy Jesôsy ho anareo.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Aja mamono ny Fagnahy. \v 20 Aja manao tsinontsinona ireo faminaniana. \v 21 Andramo ny raha abiaby. Mifikira amin'ijay tsara. \v 22 fadio ireo fisehoan'ny ratsy abiaby.

1
05/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Andriamanitry ny fiadagnana anie hampahamasina anao tanterake. Öka ny fagnahinareo manontolo, ny aigna, ary ny vatagna, die ho tehirijina tsy hanan-tsiny ho amin'ny fahatongavan'i Jesôsy Kristy Tompontsena. \v 24 Mahatoky ijy ilay nangaike anao, ilay raike ijay hagnano ijany mandy koa.

1
05/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Ry rahalahy, mivavaha mandy koa ho anay. \v 26 Arahabao amin'ny fagnorohana masina ny rahalahy abiaby. \v 27 Mangataka aminareo amin'ny Tompo aho mba ho vakiana amin'ny rahalahy abiaby itoy taratasy itoy. \v 28 Ho aminareo anie ny fahasoavan'ny Jesôsy Kristy Tompontsena.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

View File

@ -1,6 +1,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -35,10 +36,13 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> 3f669580d32b646ce57791b50cbc1e158e7c1014
=======
>>>>>>> b10740e95900879d230699c0278e1d399777111c
=======
>>>>>>> a9fd02bf24acc825a02b7b4a76c68c476641a449
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
@ -49,3 +53,8 @@ If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this wor
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> b10740e95900879d230699c0278e1d399777111c
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> a9fd02bf24acc825a02b7b4a76c68c476641a449

View File

@ -35,7 +35,8 @@
"translators": [
"MAD111",
"MAD110",
"MAD101"
"MAD101",
"LAPTOP-MVTMV060"
],
"finished_chunks": [
"02-title",
@ -65,6 +66,14 @@
"01-08",
"01-02",
"01-06",
"01-01"
"01-01",
"05-title",
"05-04",
"05-08",
"05-12",
"05-15",
"05-19",
"05-23",
"05-25"
]
}