plt-x-sihanaka_tit_text_reg/01/12.txt

1 line
217 B
Plaintext

Nisy leila raika tamin-jareo, ze hendry nilaza hoe: ' Ny Kretana de mpandainga mandrakariva, ratsy ary tegna biby mandeoza, kamo be tenda." Marina zany vôlaza 'zany, noho zany de anaro mafy zareo mba hatanjaka amin'n