plt-x-sihanaka_tit_text_reg/02/06.txt

1 line
345 B
Plaintext

Salan'zany, ampaherezo reo leila mbôla tanora mbô hahonon-tegna. Amin'ny fomba daôly de abôgnao ho modelin'reo asa tsara; ary rafa mampianatra anao, de manehoa fahitsiana sy fahamendrehana. Milazà hafatra salama sy tsisy tsigny, mbô ho megnatra ze magnohitra n'iza n'iza, satria tsy managna na ino naino ratsy ho lazaina momba antsika izy.