plt-x-sihanaka_tit_text_reg/02/01.txt

1 line
223 B
Plaintext

Fa anao kosa, milazà ze mifagnaraka amin'ny fampenarana marina. Reo leila efa nahazo taona de tsy maintsy mahay mitondra tegna, maontina, mahonon-tegna, matanjaka amin'ny finoana, amin'ny fitiavana, ary amin'ny faharetana.