\v 12 \v 13 Nisy leila raika tamin-jareo, ze hendry nilaza hoe: ' Ny Kretana de mpandainga mandrakariva, ratsy ary tegna biby mandeoza, kamo be tenda." Marina zany vôlaza 'zany, noho zany de anaro mafy zareo mba hatanjaka amin'ny finona.