plt-x-sihanaka_tit_text_reg/03/09.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 9 Fa elao ny adi-hevitra adala sy ny tantaram-pirazagnana ary ny fifandirana sy ny ady momban'ny lalàna. Reo ra reo de zava-pôgna sy tsy mahasoa. \v 10 Aza magneky an'ze ôla miteraka fizarazarana akeo agnivonareo afaran'ny filazana indraika na indrôy, \v 11 ary fantaro fa ny ôla otran'zany de niala tamin'ny lalana marina ary manota sy magnameloka ny tegnany.