plt-x-sihanaka_tit_text_reg/03/04.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 4 Fa rafa nibôgna ny hatsaram-pagnan'Andriamanita mpamonjy antsika sy ny fitiavany ny olombelona, \v 5 de tsy tamin'ny asan'ny famarinana natôntsika zany, fa tamin'ny famindram-pony no namomjenu antsika. Izy de namonjy antsika tamin'ny alalan'ny fagnadiovan'ny fateram-baovao sy ny fagnavaozana tamin'ny Fanahy Masina.