plt-x-sihanaka_tit_text_reg/02/01.txt

1 line
238 B
Plaintext

\c 2 \v 1 Fa anao kosa, milazà ze mifagnaraka amin'ny fampenarana marina. \v 2 Reo leila efa nahazo taona de tsy maintsy mahay mitondra tegna, maontina, mahonon-tegna, matanjaka amin'ny finoana, amin'ny fitiavana, ary amin'ny faharetana.