plt-x-sihanaka_tit_text_reg/01/10.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 10 Fa maro ny ôla maditra, indrindra reo vôfora. Tsy misy lanjany ny tenin'izy reo. Mandiso fagnantegnana ny ôla ary mitarika ny ôla mankaigny amin'ny lalandiso zareo. \v 11 Tsy maintsy sakanana zareo. Satria mampianatra ny tsy tokony hampenarina mba ahazaôna harena maloto.