plt-x-sihanaka_tit_text_reg/01/06.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 6 Ny loholona de tsy tokony hanatsigny miitsy, manambady vevavy tokana, managna zanaka mino tsy vôpanga mpagnaram-po amin'ny ratsy na maditra. \v 7 Ilain'ny mpitandrina, amin'ny maha-mpagnano ny Asan'Andriamanitra, ny tsy fanagnantsigny tokony ho mahery fiteny na ho mpirehareha. Tsy tokony ho mora sosy, tsy mpimamo, tsy te-ady, ary tsy ôla te-vola.