\v 14 Jesosy de nanolotra ny tegnany ho antsika mbô hagnavotra antsika hiala amin'ny tsy fagnaran-dalàna daôly sy hanadiovana, ho an'ny tegnany, ôla raika manokana ze tegna mazoto hagnano asa tsara.