\v 11 F'efa nibôgna tamin'ôla daôly ny fasoavan'Andriamanitra. \v 12 Mamianatra antsika handà ny tôtra tsy araka an'Andriamanitra sy ny filàn'zao tontolo zao zany. Mampianatra antsika hiaigna am-pihononana, am-pahamarinana, ary araka ny lalan'Andriamanitra am'zao vanim-potôna zao zany \v 13 akeo am-pendrasantsika fatratra ze handraisantsika ny fanantenaa mafinaritra, ny fibônan'ny voninahitry ny Andriamanitsika lehibe sy Mpamonjy Jesosy Kristy.