\v 8 Tokony te mampen-tragno vahiny, sakaizan'ny tsara. Tsy maintsy mahonon-tegna,marina, masina, ary mahafe ny tegna.\v 9 MitanĂ  mafay ny hafatra ze efa nampenarina an'azy mba ahafahany mampahery ny sasagny amin'ny fampenarana tsara ary hagnitsy reo ze manoitra an'azy.