diff --git a/01/10.txt b/01/10.txt index 5fc0063..e3648b7 100644 --- a/01/10.txt +++ b/01/10.txt @@ -1 +1 @@ -Fa maro ny ôla maditra, indrindra reo vôfora. Tsy misy lanjany ny tenin'izy reo. Mandiso fagnantegnana ny ôla ary mitarika ny ôla mankaigny amin'ny lalandiso zareo. Tsy maintsy sakanana zareo. Satria mampianatra ny tsy tokony hampenarina mba ahaza \ No newline at end of file +Fa maro ny ôla maditra, indrindra reo vôfora. Tsy misy lanjany ny tenin'izy reo. Mandiso fagnantegnana ny ôla ary mitarika ny ôla mankaigny amin'ny lalandiso zareo. Tsy maintsy sakanana zareo. Satria mampianatra ny tsy tokony hampenarina mba ahazaôna harena maloto. \ No newline at end of file diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt new file mode 100644 index 0000000..c141085 --- /dev/null +++ b/01/12.txt @@ -0,0 +1 @@ +Nisy leila raika tamin-jareo, ze hendry nilaza hoe: ' Ny Kretana de mpandainga mandrakariva, ratsy ary tegna biby mandeoza, kamo be tenda." Marina zany vôlaza 'zany, noho zany de anaro mafy zareo mba hatanjaka amin'n \ No newline at end of file