auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 18:48:01 +03:00 committed by root
parent 4f3bcf7e60
commit ea6f8f0f0b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ôtran'zany kô reo vevavy efa nahazo taona de tokony hampiseho hatraigny ny tegnan-jareo ho tsara fitondran-tegna, fa tsy mpifosa. Tsy tokony ho andevon'ny divay be zareo. Tokony hampianatra ze tsara zareo mbô hampiofanana reo vevavy tanora ho tegnate ny vady aman-janagny manokana. Tokony hampianatra an-jareo hahonon-tegna, hadio, hikarakara tokantragno tsara, ary hankato ny vadiny zareo. Tokony hagnano an'zany ra daôly zany zareo mbô tsy ho vôheso ny Tenin'Andriamanitra.
\v 3 \v 4 \v 5 Ôtran'zany kô reo vevavy efa nahazo taona de tokony hampiseho hatraigny ny tegnan-jareo ho tsara fitondran-tegna, fa tsy mpifosa. Tsy tokony ho andevon'ny divay be zareo. Tokony hampianatra ze tsara zareo mbô hampiofanana reo vevavy tanora ho tegnate ny vady aman-janagny manokana. Tokony hampianatra an-jareo hahonon-tegna, hadio, hikarakara tokantragno tsara, ary hankato ny vadiny zareo. Tokony hagnano an'zany ra daôly zany zareo mbô tsy ho vôheso ny Tenin'Andriamanitra.