auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 07:53:08 +08:00 committed by root
parent cd0b432670
commit cb5fce1585
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny loholona de tsy tokony hanatsigny miitsy, manambady vevavy tokana, managna zanaka mino tsy vôpanga mpagnaram-po amin'ny ratsy na maditra. Ilain'ny mpitandrina, amin'ny maha-mpagnano ny Asan'Andriamanitra, ny tsy fanagnantsigny tokony ho mahery fiteny na ho mpirehareha. Tsy tokony ho mora sosy, tsy mp
Ny loholona de tsy tokony hanatsigny miitsy, manambady vevavy tokana, managna zanaka mino tsy vôpanga mpagnaram-po amin'ny ratsy na maditra. Ilain'ny mpitandrina, amin'ny maha-mpagnano ny Asan'Andriamanitra, ny tsy fanagnantsigny tokony ho mahery fiteny na ho mpirehareha. Tsy tokony ho mora sosy, tsy mpimamo, tsy te-ady, ary tsy ôla te-vola.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tokony te mampen-tragno vahiny, sakaizan'ny tsara. Tsy maintsy mahonon-tegna,marina, masina, ary mahafe ny tegna. Mitanà mafay ny hafatra ze efa nampenarina an'azy mba ahafahany mamphe