auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 08:17:18 +08:00 committed by root
parent 9368d6b7c8
commit 92bbfc5721
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aza miraharaha ny anganonganon'ny Jiosy na reo didin'ny ôla ze mivily niala tamin'ny fahamarianana.
\v 14 Aza miraharaha ny anganonganon'ny Jiosy na reo didin'ny ôla ze mivily niala tamin'ny fahamarianana.

View File

@ -1 +1 @@
Raha am'reo ôla madio, de madio ny ra daôly. Fa ho an'reo ze maloto sy tsy mino kosa, de tsisy madio na ino na ino. Satria efa vôloto ny saigny sy ny fieritreretany. Milaza fa mahafantatra an'Andriamanitra zareo, kanefa mandà an'Azy amin'reo asany. Mankahala sy mpandika lalàna zareo. Tsy mahavita asa tsara na ino na ino.
\v 15 \v 16 Raha am'reo ôla madio, de madio ny ra daôly. Fa ho an'reo ze maloto sy tsy mino kosa, de tsisy madio na ino na ino. Satria efa vôloto ny saigny sy ny fieritreretany. Milaza fa mahafantatra an'Andriamanitra zareo, kanefa mandà an'Azy amin'reo asany. Mankahala sy mpandika lalàna zareo. Tsy mahavita asa tsara na ino na ino.