diff --git a/03/06.txt b/03/06.txt index 1f5cd70..c74f501 100644 --- a/03/06.txt +++ b/03/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 Andriamanitra nandrotsaka betsaka tamintsika ny Fanahy Masina tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. Nataony zany mba, ho vômarina tamin'ny fasoavana, de ho tonga mpandova tsika amin'ny alalan'ny fatokisana ny fiaiganana mandrakizay. \ No newline at end of file +\v 6 Andriamanitra nandrotsaka betsaka tamintsika ny Fanahy Masina tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. \v 7 Nataony zany mba, ho vômarina tamin'ny fasoavana, de ho tonga mpandova tsika amin'ny alalan'ny fatokisana ny fiaiganana mandrakizay. \ No newline at end of file diff --git a/03/09.txt b/03/09.txt index 5aceb95..c60a3f7 100644 --- a/03/09.txt +++ b/03/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 \v 11 Fa elao ny adi-hevitra adala sy ny tantaram-pirazagnana ary ny fifandirana sy ny ady momban'ny lalàna. Reo ra reo de zava-pôgna sy tsy mahasoa. Aza magneky an'ze ôla miteraka fizarazarana akeo agnivonareo afaran'ny filazana indraika na indrôy, ary fantaro fa ny ôla otran'zany de niala tamin'ny lalana marina ary manota sy magnameloka ny tegnany. \ No newline at end of file +\v 9 Fa elao ny adi-hevitra adala sy ny tantaram-pirazagnana ary ny fifandirana sy ny ady momban'ny lalàna. Reo ra reo de zava-pôgna sy tsy mahasoa. \v 10 Aza magneky an'ze ôla miteraka fizarazarana akeo agnivonareo afaran'ny filazana indraika na indrôy, \v 11 ary fantaro fa ny ôla otran'zany de niala tamin'ny lalana marina ary manota sy magnameloka ny tegnany. \ No newline at end of file diff --git a/03/12.txt b/03/12.txt index 1a28db7..83359f4 100644 --- a/03/12.txt +++ b/03/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 Rafa nagniraka an'i Artema na Tykiko aigny aminareo za, de ave malaky ary mankanesa aty aminà aigny Nikopolia, ze nanapako hevitra andanena ny rirignina. Malaky ary alefaso Zena, le mpahay lalàna, sy Apolosy, mba tsy hanan-java-mahory izy reo. \ No newline at end of file +\v 12 Rafa nagniraka an'i Artema na Tykiko aigny aminareo za, de ave malaky ary mankanesa aty aminà aigny Nikopolia, ze nanapako hevitra andanena ny rirignina.\v 13 Malaky ary alefaso Zena, le mpahay lalàna, sy Apolosy, mba tsy hanan-java-mahory izy reo. \ No newline at end of file