Sat Jun 06 2020 15:00:12 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-06 15:00:12 +03:00
commit 7bfbf41f90
21 changed files with 38 additions and 0 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Paoly, mpanompon'Andriamanitra sy Apostolin'i Jesosy Kristy, hagnamafy ny finon'ny olom-bôfidin'Andriamanitra sy ny fahafantarana ny marina ze magnaraka ny toe-pagna araka an'Andriamanitra, \v 2 amin'ny fahatokisana ny fiaignana mandrakizay, ze nampagnantegnan'Andraimanitra, le tsy mandainga, hatry ny fahagola. \v 3 Tamin'ny fotôna vôtondro, de nabôgnany ny teniny tamin'ny toriteny ze natokisany ho ampitaiko. Noho ny didin'Andriamanitra Mpomjy antsika de nataoko izany.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Ho an'i Titosy tegna zanako amin'ny finona hiombonantsika.Ny fasoavana sy ny fiadanan avy amin'Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy, Mpamonjy antsika. \v 5 Ny antony nametrako an'nao taigny Kreta, de ny mba andeaminanao reo ra ze mbola tsy vita sy hanendry loholona isaky ny tanana ze efa nandidiko an'nao.

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ny loholona de tsy tokony hanatsigny miitsy, manambady vevavy tokana, managna zanaka mino tsy vôpanga mpagnaram-po amin'ny ratsy na maditra. \v 7 Ilain'ny mpitandrina, amin'ny maha-mpagnano ny Asan'Andriamanitra, ny tsy fanagnantsigny tokony ho mahery fiteny na ho mpirehareha. Tsy tokony ho mora sosy, tsy mpimamo, tsy te-ady, ary tsy ôla te-vola.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Tokony te mampen-tragno vahiny, sakaizan'ny tsara. Tsy maintsy mahonon-tegna,marina, masina, ary mahafe ny tegna.\v 9 Mitanà mafay ny hafatra ze efa nampenarina an'azy mba ahafahany mampahery ny sasagny amin'ny fampenarana tsara ary hagnitsy reo ze manoitra an'azy.

1
01/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa maro ny ôla maditra, indrindra reo vôfora. Tsy misy lanjany ny tenin'izy reo. Mandiso fagnantegnana ny ôla ary mitarika ny ôla mankaigny amin'ny lalandiso zareo. \v 10 Tsy maintsy sakanana zareo. Satria mampianatra ny tsy tokony hampenarina mba ahazaôna harena maloto.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Nisy leila raika tamin-jareo, ze hendry nilaza hoe: ' Ny Kretana de mpandainga mandrakariva, ratsy ary tegna biby mandeoza, kamo be tenda." \v 13 Marina zany vôlaza 'zany, noho zany de anaro mafy zareo mba hatanjaka amin'ny finona.

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Aza miraharaha ny anganonganon'ny Jiosy na reo didin'ny ôla ze mivily niala tamin'ny fahamarianana.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Raha am'reo ôla madio, de madio ny ra daôly. Fa ho an'reo ze maloto sy tsy mino kosa, de tsisy madio na ino na ino. Satria efa vôloto ny saigny sy ny fieritreretany. \v 16 Milaza fa mahafantatra an'Andriamanitra zareo, kanefa mandà an'Azy amin'reo asany. Mankahala sy mpandika lalàna zareo. Tsy mahavita asa tsara na ino na ino.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ampaherezo zareo hagneky ny mpanapaka sy reo manam-paefana, hankatô an'azy reo, ho vonona amin'ny asa tsara daôly. \v 2 Lazao zareo tsy hagneso na iza na iza, hiala amin'ny adi-hevitra, hamely ny hafa hagnaraka ny lalany, ary hampiseho fagnetre-tegna amin'ny ôla daôly.

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa talô ny tegnantsika de tsy nanantsaigna ary tsy nankatô. Vôtarika tamin'ny lalan-diso tsika ary nandevozin'ny filàna sy ny fafinaretana samihafa. Niaigna tao agnatin'ny faratsena sy ny fialonana tsika. Nankalaina zahay ary nifankahala tsika.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa rafa nibôgna ny hatsaram-pagnan'Andriamanita mpamonjy antsika sy ny fitiavany ny olombelona, \v 5 de tsy tamin'ny asan'ny famarinana natôntsika zany, fa tamin'ny famindram-pony no namomjenu antsika. Izy de namonjy antsika tamin'ny alalan'ny fagnadiovan'ny fateram-baovao sy ny fagnavaozana tamin'ny Fanahy Masina.

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Andriamanitra nandrotsaka betsaka tamintsika ny Fanahy Masina tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. \v 7 Nataony zany mba, ho vômarina tamin'ny fasoavana, de ho tonga mpandova tsika amin'ny alalan'ny fatokisana ny fiaiganana mandrakizay.

1
03/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Zany hafatra zany de mendri-pitokisana. Teko hilaza momba an'zany ra zany am-patokisana nareo, mba reo ze matoky an'Andriamanitra de hikasa hagnano reo asa tsara ze efa napetragny teo alôhan'jareo. Zany ra zany de sady tsara no mahasoa ho an'ny ôla daôly.

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Fa elao ny adi-hevitra adala sy ny tantaram-pirazagnana ary ny fifandirana sy ny ady momban'ny lalàna. Reo ra reo de zava-pôgna sy tsy mahasoa. \v 10 Aza magneky an'ze ôla miteraka fizarazarana akeo agnivonareo afaran'ny filazana indraika na indrôy, \v 11 ary fantaro fa ny ôla otran'zany de niala tamin'ny lalana marina ary manota sy magnameloka ny tegnany.

1
03/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Rafa nagniraka an'i Artema na Tykiko aigny aminareo za, de ave malaky ary mankanesa aty aminà aigny Nikopolia, ze nanapako hevitra andanena ny rirignina.\v 13 Malaky ary alefaso Zena, le mpahay lalàna, sy Apolosy, mba tsy hanan-java-mahory izy reo.

1
03/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ny ôlontsika de tsy maintsy mianatra magnano asa tsara ze ilaina meika mba tsy hatonga an'jareo tsy hamokatra.

1
03/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Reo ze miaraka aminà de magnano velona an'nareo. Magnanôva veloma an'reo ze te antsika amin'ny finôna. Ho aminareo daôly anie ny fasoavana.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Titosy

View File

@ -35,5 +35,23 @@
"date_modified": 20181101,
"version": "7.1"
}
],
"finished_chunks": [
"01-01",
"01-04",
"01-06",
"01-08",
"01-12",
"01-14",
"01-15",
"03-01",
"03-03",
"03-04",
"03-06",
"03-08",
"03-09",
"03-12",
"03-14",
"03-15"
]
}