auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 07:57:20 +08:00 committed by root
parent 732a860730
commit 694f5d611d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Paoly, mpanompon'Andriamanitra sy Apostolin'i Jesosy Kristy, hagnamafy ny finon'ny olom-bôfidin'Andriamanitra sy ny fahafantarana ny marina ze magnaraka ny toe-pagna araka an'Andriamanitra, amin'ny fahatokisana ny fiaignana mandrakizay, ze nampagnantegnan'Andraimanitra, le tsy mandainga, hatry ny fahagola. Tamin'ny fotôna vôtondro, de nabôgnany ny teniny tamin'ny toriteny ze natokisany ho ampitaiko. Noho ny didin'Andriamanitra Mpomjy antsika de
Paoly, mpanompon'Andriamanitra sy Apostolin'i Jesosy Kristy, hagnamafy ny finon'ny olom-bôfidin'Andriamanitra sy ny fahafantarana ny marina ze magnaraka ny toe-pagna araka an'Andriamanitra, amin'ny fahatokisana ny fiaignana mandrakizay, ze nampagnantegnan'Andraimanitra, le tsy mandainga, hatry ny fahagola. Tamin'ny fotôna vôtondro, de nabôgnany ny teniny tamin'ny toriteny ze natokisany ho ampitaiko. Noho ny didin'Andriamanitra Mpomjy antsika de nataoko izany.