From 5d12b46cbee08a0737a63c4cbc1c27a4fde0ea8d Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 17:06:39 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 01/01.txt | 2 +- 01/04.txt | 2 +- 01/06.txt | 2 +- 01/08.txt | 2 +- 01/10.txt | 2 +- 01/12.txt | 2 +- 01/15.txt | 2 +- 03/01.txt | 2 +- 03/04.txt | 2 +- 9 files changed, 9 insertions(+), 9 deletions(-) diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt index 84bedff..5e23842 100644 --- a/01/01.txt +++ b/01/01.txt @@ -1 +1 @@ -Paoly, mpanompon'Andriamanitra sy Apostolin'i Jesosy Kristy, hagnamafy ny finon'ny olom-bôfidin'Andriamanitra sy ny fahafantarana ny marina ze magnaraka ny toe-pagna araka an'Andriamanitra, amin'ny fahatokisana ny fiaignana mandrakizay, ze nampagnantegnan'Andraimanitra, le tsy mandainga, hatry ny fahagola. Tamin'ny fotôna vôtondro, de nabôgnany ny teniny tamin'ny toriteny ze natokisany ho ampitaiko. Noho ny didin'Andriamanitra Mpomjy antsika de nataoko izany. \ No newline at end of file +\v 1 Paoly, mpanompon'Andriamanitra sy Apostolin'i Jesosy Kristy, hagnamafy ny finon'ny olom-bôfidin'Andriamanitra sy ny fahafantarana ny marina ze magnaraka ny toe-pagna araka an'Andriamanitra, \v 2 amin'ny fahatokisana ny fiaignana mandrakizay, ze nampagnantegnan'Andraimanitra, le tsy mandainga, hatry ny fahagola. \v 3 Tamin'ny fotôna vôtondro, de nabôgnany ny teniny tamin'ny toriteny ze natokisany ho ampitaiko. Noho ny didin'Andriamanitra Mpomjy antsika de nataoko izany. \ No newline at end of file diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt index 1c8a23f..5a4712a 100644 --- a/01/04.txt +++ b/01/04.txt @@ -1 +1 @@ -Ho an'i Titosy tegna zanako amin'ny finona hiombonantsika.Ny fasoavana sy ny fiadanan avy amin'Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy, Mpamonjy antsika. Ny antony nametrako an'nao taigny Kreta, de ny mba andeaminanao reo ra ze mbola tsy vita sy hanendry loholona isaky ny tanana ze efa nandidiko an'nao. \ No newline at end of file +\v 4 Ho an'i Titosy tegna zanako amin'ny finona hiombonantsika.Ny fasoavana sy ny fiadanan avy amin'Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy, Mpamonjy antsika. \v 5 Ny antony nametrako an'nao taigny Kreta, de ny mba andeaminanao reo ra ze mbola tsy vita sy hanendry loholona isaky ny tanana ze efa nandidiko an'nao. \ No newline at end of file diff --git a/01/06.txt b/01/06.txt index 79690e4..e648734 100644 --- a/01/06.txt +++ b/01/06.txt @@ -1 +1 @@ -Ny loholona de tsy tokony hanatsigny miitsy, manambady vevavy tokana, managna zanaka mino tsy vôpanga mpagnaram-po amin'ny ratsy na maditra. Ilain'ny mpitandrina, amin'ny maha-mpagnano ny Asan'Andriamanitra, ny tsy fanagnantsigny tokony ho mahery fiteny na ho mpirehareha. Tsy tokony ho mora sosy, tsy mpimamo, tsy te-ady, ary tsy ôla te-vola. \ No newline at end of file +\v 6 Ny loholona de tsy tokony hanatsigny miitsy, manambady vevavy tokana, managna zanaka mino tsy vôpanga mpagnaram-po amin'ny ratsy na maditra. \v 7 Ilain'ny mpitandrina, amin'ny maha-mpagnano ny Asan'Andriamanitra, ny tsy fanagnantsigny tokony ho mahery fiteny na ho mpirehareha. Tsy tokony ho mora sosy, tsy mpimamo, tsy te-ady, ary tsy ôla te-vola. \ No newline at end of file diff --git a/01/08.txt b/01/08.txt index b325c24..4e99a44 100644 --- a/01/08.txt +++ b/01/08.txt @@ -1 +1 @@ -Tokony te mampen-tragno vahiny, sakaizan'ny tsara. Tsy maintsy mahonon-tegna,marina, masina, ary mahafe ny tegna. Mitanà mafay ny hafatra ze efa nampenarina an'azy mba ahafahany mampahery ny sasagny amin'ny fampenarana tsara ary hagnitsy reo ze manoitra an'azy. \ No newline at end of file +\v 8 Tokony te mampen-tragno vahiny, sakaizan'ny tsara. Tsy maintsy mahonon-tegna,marina, masina, ary mahafe ny tegna.\v 9 Mitanà mafay ny hafatra ze efa nampenarina an'azy mba ahafahany mampahery ny sasagny amin'ny fampenarana tsara ary hagnitsy reo ze manoitra an'azy. \ No newline at end of file diff --git a/01/10.txt b/01/10.txt index e3648b7..a71cdeb 100644 --- a/01/10.txt +++ b/01/10.txt @@ -1 +1 @@ -Fa maro ny ôla maditra, indrindra reo vôfora. Tsy misy lanjany ny tenin'izy reo. Mandiso fagnantegnana ny ôla ary mitarika ny ôla mankaigny amin'ny lalandiso zareo. Tsy maintsy sakanana zareo. Satria mampianatra ny tsy tokony hampenarina mba ahazaôna harena maloto. \ No newline at end of file +\v 11 Fa maro ny ôla maditra, indrindra reo vôfora. Tsy misy lanjany ny tenin'izy reo. Mandiso fagnantegnana ny ôla ary mitarika ny ôla mankaigny amin'ny lalandiso zareo. \v 10 Tsy maintsy sakanana zareo. Satria mampianatra ny tsy tokony hampenarina mba ahazaôna harena maloto. \ No newline at end of file diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt index 1fa6857..dcb5445 100644 --- a/01/12.txt +++ b/01/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 Nisy leila raika tamin-jareo, ze hendry nilaza hoe: ' Ny Kretana de mpandainga mandrakariva, ratsy ary tegna biby mandeoza, kamo be tenda." Marina zany vôlaza 'zany, noho zany de anaro mafy zareo mba hatanjaka amin'ny finona. \ No newline at end of file +\v 12 Nisy leila raika tamin-jareo, ze hendry nilaza hoe: ' Ny Kretana de mpandainga mandrakariva, ratsy ary tegna biby mandeoza, kamo be tenda." \v 13 Marina zany vôlaza 'zany, noho zany de anaro mafy zareo mba hatanjaka amin'ny finona. \ No newline at end of file diff --git a/01/15.txt b/01/15.txt index c92ee22..48c81e1 100644 --- a/01/15.txt +++ b/01/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 Raha am'reo ôla madio, de madio ny ra daôly. Fa ho an'reo ze maloto sy tsy mino kosa, de tsisy madio na ino na ino. Satria efa vôloto ny saigny sy ny fieritreretany. Milaza fa mahafantatra an'Andriamanitra zareo, kanefa mandà an'Azy amin'reo asany. Mankahala sy mpandika lalàna zareo. Tsy mahavita asa tsara na ino na ino. \ No newline at end of file +\v 15 Raha am'reo ôla madio, de madio ny ra daôly. Fa ho an'reo ze maloto sy tsy mino kosa, de tsisy madio na ino na ino. Satria efa vôloto ny saigny sy ny fieritreretany. \v 16 Milaza fa mahafantatra an'Andriamanitra zareo, kanefa mandà an'Azy amin'reo asany. Mankahala sy mpandika lalàna zareo. Tsy mahavita asa tsara na ino na ino. \ No newline at end of file diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index b6d1bfc..da3afe9 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Ampaherezo zareo hagneky ny mpanapaka sy reo manam-paefana, hankatô an'azy reo, ho vonona amin'ny asa tsara daôly. Lazao zareo tsy hagneso na iza na iza, hiala amin'ny adi-hevitra, hamely ny hafa hagnaraka ny lalany, ary hampiseho fagnetre-tegna amin'ny ôla daôly. \ No newline at end of file +\v 1 Ampaherezo zareo hagneky ny mpanapaka sy reo manam-paefana, hankatô an'azy reo, ho vonona amin'ny asa tsara daôly. \v 2 Lazao zareo tsy hagneso na iza na iza, hiala amin'ny adi-hevitra, hamely ny hafa hagnaraka ny lalany, ary hampiseho fagnetre-tegna amin'ny ôla daôly. \ No newline at end of file diff --git a/03/04.txt b/03/04.txt index c5a94db..e60ec50 100644 --- a/03/04.txt +++ b/03/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 Fa rafa nibôgna ny hatsaram-pagnan'Andriamanita mpamonjy antsika sy ny fitiavany ny olombelona, de tsy tamin'ny asan'ny famarinana natôntsika zany, fa tamin'ny famindram-pony no namomjenu antsika. Izy de namonjy antsika tamin'ny alalan'ny fagnadiovan'ny fateram-baovao sy ny fagnavaozana tamin'ny Fanahy Masina. \ No newline at end of file +\v 4 Fa rafa nibôgna ny hatsaram-pagnan'Andriamanita mpamonjy antsika sy ny fitiavany ny olombelona, \v 5 de tsy tamin'ny asan'ny famarinana natôntsika zany, fa tamin'ny famindram-pony no namomjenu antsika. Izy de namonjy antsika tamin'ny alalan'ny fagnadiovan'ny fateram-baovao sy ny fagnavaozana tamin'ny Fanahy Masina. \ No newline at end of file