plt-x-sihanaka_tit_text_reg/02/09.txt

1 line
305 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-06-04 16:14:52 +00:00
Reo mpanompo de tokony hankatoa ny tompony amin'ny ra daôly. Hagnano ze sitrapony fa tsy hifamaly amin'azy. Tsy tokony hifangalangalatra zareo. Fa kosa, tokony hampibôgna ny finoana tsara daôly zareo, mbô hampamendrika ny fampianarantsika momba an'Andriamanitra mpamonjy antsika amin'ny lafiny daôly.