plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/10/20.txt

1 line
266 B
Plaintext

\v 20 Ary akeo tegna sahy tokôtra Isai rafa nnitare izy hoe: "Hitanjareo ze tsy nikarakara Anà za. Nibôgna taminjareo ze tsy magnontany Anà zà." \v 21 Fa ozy tamin'Israely hoe: Mandrampiavin'ny andro de magnatsotra ny tagnako amin'ôla tsy mankato sy mafy lô."