plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/16/23.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 23 Gaio,le mpampiantrano ana sy ny fiangonana manontolo,de magnano veloma an'nareo. Erasto mpitam-bola akao amin'ny tanà,de magnano veloma an'nareo,miaraka amin'i Koarto le rahalà. \v 24 [Fagnamarehana: Ny fandikana talô tsara ndrindra de manala ty andininy ty.( Jero ny Romana 16:20).and 24: ''' Ho aminareo daôly ane ny fahasoavan'ny Tompontsika Jesôsy Kristy.Amena.'']