plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/13/13.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 13 Anda izotra amin'ny lalana mahitsy, sala ny amin'ny andro, fa tsy ôtran'reo firavoravona tsy am-paendrena na kô ny fahamamôna; ary anda tsy ande amin'ny fahavetavetana na amin'ny filàna tsy vôfe, ary tsy ho amin'ny fifanoerana na fialonana. \v 14 Fa mitafia an'i Jesosy Kristy Tompo, ary aza magnome hirika ho an'ny nofo, mba hagnomezana fahafam-po ny filàny